Accident a Roissy

1. kitjo ( 24/05/2004 08:35)
Le bilan de l'accident de Roissy est de "quatre victimes décédées et de trois blessés légers

http://info.france3.fr/france/1994290-fr.php
novalian'i ramaso ny 02/06/2004 12:55
2. oully ( 24/05/2004 09:58)
Mba loza kou zany re olona an
3. kitjo ( 24/05/2004 10:14)
Le architecte hono zao any Pekin d ande ho any paris hijery ny fandehan-javatra fa afa-baraka ny anaran lery fa lazaiiny fa "bouleverse" hono zany tsy azony,

asa re ra reny lalana feno kilavadavaka sy kilaodaoka any amitsika reny no mba jerena aby oe iza no nanao azy e....
Sa v efa ifanarahan ao ambony ao amin zareo le izy, 1an d bye bye
4. ikaretsaka ( 24/05/2004 16:03)
io ilay ho ery roissyno nandra di any architecte no mahazo tsiny....
5. kally ( 24/05/2004 16:17)
Noheveriko fa mba mahay zavatra ary ireo frantsay ireo,hay kah loza.seranam-piaramanidina lehibe ohatr'ireny sady vao herintaona!!!
Hadisoana tsy azo ekena mihoatra @ fieboebony(fandokafany tena).
6. kally ( 24/05/2004 16:18)
Noheveriko fa mba mahay zavatra ary ireo frantsay ireo,hay kah loza.seranam-piaramanidina lehibe ohatr'ireny sady vao herintaona!!!
Hadisoana tsy azo ekena mihoatra @ fieboebony(fandokafany tena).
7. kitjo ( 25/05/2004 17:16)
ikaretsaka>> ko le architecte io k, fa tsy ny architectes rht, ;-)

zao votsotra ny marche ao Pekin ngamba knou, raha gasy zay efa oh inona, zao v tsy kitoatoa?
Oh znay koa ny autoroute taty vao 1mois zay, olona 4 koa no maty tao, soa fa tsy nisy tobil nandalo fa mpiasa tao, aiza ka nirotsaka fts amzao

tsy aleo ananfatra architecte gasy?
8. angie ( 26/05/2004 07:20)
Raha ny tena izy dia tsy architecte ihany no diso fa misy resaka vola io ary dia samy mihinankely ao daholo ry zareo, mitady izay marché ambany indrindra nefa avy eo izay ambony indrindra no déclaré-na dia zaraina ny benef. Tsy ny gasy ihany no manao an'io fa na ny manambola kou te hahazo bebe hatrany.
Fa raha resaka architecture alou de ry zareo italiana no mbola fav e. sa ahoana?
9. jhouhlambout ( 26/05/2004 15:15)
zay mihintsy e!
10. fijo ( 28/05/2004 04:58)
io tsy hoe ny anona no mahay na tsia fa misy fopla dia misy mahay.na gasy io na frantsay na italiana na usa.ka tsy ny mpahay taotrano rehetra akory no loza,fa izay nanao an'io.
11. kitjo ( 31/05/2004 11:16)
Zay nge no lazaiko oe tsy ny architectes rht fa ilay nanao azy
12. fijo ( 01/06/2004 22:37)
toa misy resaka tsolotra natao any chine koa ity resaka ity,ka mety hivadika affaire d'Etat raha izay dia hialamaina ny manamanjo.
13. kitjo ( 02/06/2004 11:12)
Kay le
ka le architecte io zao manao ny stade ao Chine fa asa mety izay ve no ifandraisany ohatra.
Mampalahelo ny olona fa maty2 foana zany
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1785