Bomba kely nirefotra tao Londres indray

1. mandrindra ( 21/07/2005 14:51)
Tsy gravy sahala amin'ny tamin'ny 7 jolay fa iray aloha no maratra tao amin'ny station métro Warren street any avaratr'i londres io.
nandefa antso ny lehiben'ny Scotland Yard mba tsy hihetsika any amin'izay toerana misy azy aloha ny londonien rehetra. Ary nakatona tanteraka aloha ny métro mandritra ny fanaovana vérifications.

AFP sy France2 tamin'ny 4 ora tolakandro
novalian'i xxx ny 22/07/2005 13:56
2. isambilokely ( 21/07/2005 16:52)
:-D
3. xxx ( 21/07/2005 21:44)
dia inona zao no mampiomehy anao amizany?:(
4. xxx ( 22/07/2005 13:56)
o ry xxx fanga loza raha mihomehy .sa rehefa any antany hafa de tsy azo atao ny mihomehy fa raha aty na any @ireo tany arabo zay vao mahazo mihomehy
sady io ane mboba kely hoy mandrindra fa ny aty aminay de mbomba bevata mbola tsy izy io fa mbola hisy bevata noho io:evil:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5093