Antson'ny fo

xxx ( 29/07/2008 20:50)
manin kay no fafana ny dinika soratako... suite
répondu par ainaheri le 04/08/2008 16:14
ari.malala ( 24/07/2008 06:03)
Miarahaba antsika rehetra, Tsy haiko ry reto na mety atao ato ity, fa za mba mila fanampiana amintsika eto Madagasikara azafady, mba mitady maikamaika azafady olona hiasa sy hiandry zaza ( zaza ... suite
répondu par dadabe le 14/08/2008 09:23
Bola ( 22/07/2008 01:58)
Inona no ataonareo rehefa malahelo ny any aminareo... Sa tsy manao an izany nareo... Za dia tena mbola matetika...faran ny taona 2002 aho no tsy nipetraka tany maharitra be intsony nefa ilay malahel... suite
répondu par haritianah le 09/08/2008 22:18
rakaroka ( 21/07/2008 12:23)
'Ndriiiiiuyyyyyy :cry: :cry: :cry: :cry: :cry: :cry: :cry: :cry: :cry: :cry: dia lasa sahady akia 'ndry koh :x :x :x :x :x :x [url]http://www.midi-madagasikara.mg/midi/index.php?opti... suite
répondu par rakaroka le 22/07/2008 18:21
ikalamako ( 07/07/2008 13:33)
Tsy alefako any amin'i Prezidà irery izy ity, na mailaka manokana ho an'i zoky ravatorano fa aleo atao eto satria dia [b]ianareo rehetra anatin'ny Fikambanana no isaorana[/b], na dia efa maro aza ny ... suite
répondu par Gasymetissy le 18/04/2016 21:11
kala ( 02/07/2008 12:01)
Sali daholo, Dia ho diso ve zà raha hiteny hoe "malahelo an'i totofy". Koa ilazana izay mahita azy na mahafantatra azy mba hanoratra eto hifampizara ny tafa sy dinika totofy > :* :* :* :* :* ... suite
répondu par kala le 07/07/2008 11:48
voara ( 01/07/2008 20:26)
slt daholo o ,sao mba mahafantatra an'i DIARA boka majunga ianareo ,mba omeo azi adresse ti sariaka@ hotmail.fr... suite
répondu par voara le 11/07/2008 14:54
tafita ( 23/06/2008 14:47)
Vonjeo re rey olona. Misy mpampianatra iray avy any ambanivohitra , nampianatra t@ EPP ary lasa nampianatra t@ CEG izy io , feno 60 ans le Rangahy ka nikarakara ny dossiers rehetra mba hanoma... suite
répondu par tsiafoi1 le 03/07/2008 15:30
mozart ( 21/06/2008 11:37)
salut daholo an!! tena tsy azoko fa izay sipa miaraka amiko dia mamitaka ahy daholo, efa mba manao izay tratry ny heriko za @ fitiavana azy fa tsy mety e! lasa daholo.... mety amiko izany ny miaraka @... suite
répondu par ANJARATIANAH le 09/10/2008 11:21
nirinagirl ( 20/06/2008 16:52)
salut!je suis nouvelle à versailles et je cherche des endroits où aller ou des spectacles àvoir, conseillez moi raha misy mahafinaritra!!! avant le 21 juin no tena mety !!! :) bizz nirina... suite
répondu par Lejoba le 04/08/2008 13:44
ari.malala ( 20/06/2008 14:31)
Za ry reto malaelo an'i milaibe fa nankaiza izy? :-P... suite
répondu par RTsongy le 21/10/2008 21:12
mpianatra ( 13/06/2008 14:41)
faly miarahaba atsika rehetra izay mamaky an'ty hafatra ity. avetrany ngamba dia ho atomboko ny resaka.. ny olona dia samy manana ny finoany,samy manana ny fomba fisainany.samy afa iany koa ny fomba... suite
répondu par Lejoba le 04/08/2008 13:39
kiadi ( 11/06/2008 21:22)
de aza môrou ilay feo!! :lol: :lol: http://www.dailymotion.com/kiadii/video/x4uxto_tselatra-linja-fitiavako-anao_music... suite
répondu par endrika01 le 07/07/2008 12:07
MimiSimply ( 08/06/2008 20:35)
Manao ahona daholo nareo, mba te anampy rangah italianina mitady sipa gasy ah,izy io efa en pension ka andé hipetraka any a Dago,nefa mitady mafy vevavy serieuse mba ..atao compagnie. Ahona no afaka ... suite
répondu par ramistiana le 04/07/2008 10:10
karinah ( 07/06/2008 20:11)
Miarahaba ny rehetra! Izaho hoà mitady izay namako izay, avy any Tuléar manan-janaka lahikely atao oe Wendy, manambady taty France, very ny contact-ko amin'izy reo moa ny anah tsy miova, tsy aiko i... suite
répondu par ni81 le 31/08/2008 11:04
endrika01 ( 30/05/2008 16:02)
Manao ahoana daholo ny namana! Ity mba misy hafatra maika be,hoanareo namana rehetra ato amin\'ny namana serasera,izay mahalala na mahafantatra,na mahita ireo namana voakasik... suite
répondu par jenni le 04/11/2009 08:50
ikalamako ( 20/05/2008 12:55)
Efa nisy tamintsika angamba no nahita sy namaky teto amin’ny tontolon’ny blaogy ny tantaran’i Kamba, zaza herintaona mipetraka any Majunga izay manana takaitra hatrany an-kibon-dreniny. I Dia... suite
répondu par sipagasy le 07/06/2008 14:44
milaibe ( 18/05/2008 13:22)
bon anniversaire ianao bavy o... suite
répondu par tslem le 20/05/2008 06:50
ramistiana ( 15/05/2008 15:54)
Alefa amin'ny zatovovavy matotra sy efa vonona tsara ity hafatra ity an!, mitady namana aho hifanoratana hifampizarana indrindra @lafiny fitiavana;raha mety tsara moa ilay fifandraisana tsy maninon... suite
répondu par bibidia007 le 28/11/2008 10:29
xxx ( 15/05/2008 14:55)
natao ny antso avo tsisy namaly!! natao ty resaka fileladelaka fa bola ehhhhh! nasina tonokalo fa ehhhh! nasina hiran'i i princio fa ehhhhh!! nila vonjy fa ehhhh!! majaly aho ry reto an!! ba mij... suite
répondu par endrika01 le 06/06/2008 20:16
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0571