Antson'ny fo

todisoa2 ( 08/03/2008 15:11)
Etsy.... ba n takolaka rooooooooooo.hihihihihi... tohiny
HESHA ( 07/03/2008 10:09)
Salama daholo. Misy olona anankiray, Suhail no anarany, avy any Yemmen izy io ary mitady ny mamany izay malagasy izy satria tsy naharay vaovao taminy intsony nanomboka ny taona 1997. Io mamany io di... tohiny
novalian'i HESHA ny 15/03/2008 08:05
rajoelina ( 06/03/2008 23:21)
[b]bonaniff fiffi[/b] :-*:-*:-* :-D :-P ;-) ... tohiny
novalian'i aloalo ny 08/03/2008 03:59
sitlo ( 06/03/2008 15:06)
[center][IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Amour/baiser-volant-79541.gif[/IMG][/center] ... tohiny
novalian'i antigone ny 08/03/2008 17:34
Aino ( 05/03/2008 09:06)
joyeux anniversair dol jingains,felanawil, lemenakely ary ireo namana sasany!! mirary bonjourne ho anareo!!:-*:-*:-*:-*:D... tohiny
novalian'i penina ny 05/03/2008 15:47
todisoa2 ( 04/03/2008 08:07)
big up on Rabalba ao Fnr ao fa mlay n ataon'ny lerony. nanatrika Balbine Show za tao Fnr tao t@ St Val teo.tena azo porofoina fa efa avo lenta lay show. hita ihany kou n sou ratovn'ireo tanora mpamonj... tohiny
novalian'i todisoa2 ny 04/03/2008 15:12
ravatorano ( 03/03/2008 09:43)
Amin'ny alahelo lehibe ary tao anatin'ny fahatairana tokoa no ampandrenesanay mpitantanana sy mpikamabana rehetra ato amin'ny namana serasera dago fa nodimandry omaly i sera (ps ihany io):cry::cry::cr... tohiny
novalian'i comptezo ny 13/03/2008 17:44
Aino ( 01/03/2008 11:51)
heureux anniversaire simplex:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*... tohiny
novalian'i endrika01 ny 09/03/2008 15:58
ravatorano ( 28/02/2008 06:08)
Nohon'ny firaisana misy eo amin'ny namana serasera rehetra dia amin'ny alahelo lehibe no ilazako entona fa namoy ny anabaviny i glou_ izay tompon'andraikitra voalohany ny namana serasera dago noho iz... tohiny
novalian'i glou ny 05/03/2008 13:53
endrika01 ( 27/02/2008 09:07)
Mba makalaza ny tsingerin-taona nahaterahany isan-taona toy ny rehetra ve ireny namana teraka 29 fév ireny é?Toa isaky ny fito taona mantsy vao miverina io date io.... tohiny
novalian'i endrika01 ny 28/02/2008 12:23
ikalamako ( 23/02/2008 11:55)
Bonnanif Rabeza, dia hitako hoe nisy anarana nitovy dia mba atao Kdo hono zany ity e : http://nyhirako.weebly.com/5/post/2008/02/tarika-sammy.html :-*:-*:-*... tohiny
tslem ( 19/02/2008 07:44)
Bon anniversaire :-*:-*:-*:-*:-*... tohiny
novalian'i ANARIM ny 28/02/2008 12:10
achrafhanna ( 17/02/2008 10:20)
Mirary fety sambatra ho tratrin'ny amin'ny heritaona indray!Oviana no hiverina? :-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*... tohiny
radjery ( 16/02/2008 09:12)
[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/F%EAtes/annif01.gif[/IMG] [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/F%EAtes/fete-champagne-4821.gif[/IMG] [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/rep... tohiny
novalian'i rapala ny 24/02/2008 21:53
niryna ( 15/02/2008 07:05)
Ba mamikely ho an'ny namana mpiserasera rehetra ato. [img]http://www.wondercliparts.com/holidays/valentines_day/graphics/valentines_day_graphics_10.gif[/img] ... tohiny
novalian'i niryna ny 18/02/2008 04:33
ikalamako ( 09/02/2008 12:44)
Meilleurs voeux ! meilleurs voeux ! meilleurs voeux à "the best of malagasy blogger"!:-*:-*:-*:-*:-*:-*... tohiny
novalian'i badouda ny 10/02/2008 10:02
neo83 ( 07/02/2008 08:28)
Salama daholo isika rehetra. Mba saika anontany ny hevitry ny tsirairay aho zafady amin'ny faitanareo an'ilay oe mpiara-miasa nefa miaraka. Miaraka mpisipa na mpifamofo eo no tiako holazaina. Ka me... tohiny
novalian'i xxx ny 15/02/2008 07:00
lee ( 05/02/2008 09:59)
Manao ahoana daholo e! Zay ndray vô mba eto ny tenanay e! tsy teto foana mantsy fa lasa lavitra; Resaka fitiavana ity an! Zah zany dé bandy mitady akama e, Vady na tena namana, Cool bé zah fa so... tohiny
diamondra27 ( 05/02/2008 09:27)
ataoko eto ity fa tsy any @ hafatra satria antson'ny fo. dia faly miarahaba anao indray izany ny tenako e! ary miarahaba anao fa nahazo ny loka nifaninanana(blog gasy tsara indrindra) sy ny bizor... tohiny
novalian'i ikalamako ny 05/02/2008 12:47
ikalamako ( 28/01/2008 22:31)
[img]http://www.moov.mg/forums/smileys/004.gif[/img] hay ve bonnanif anjoany e, dia tara gato zany zahay koh! Sa azo reporter-na amin'ny sabotsy fa zahay te-hakafoka fa efa elabe izao ikalamako tsy... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1157