Antson'ny fo

xxx ( 18/01/2004 19:41)
Hono ho'a,antso ihany moa izy ity,iza no mipetraka ao Ambatolampy ka mahalala ny adiresin'ilay clinique eo akaikin'ny tsena azafady?... tohiny
novalian'i ramoul ny 07/04/2004 16:46
ravicks ( 18/01/2004 10:33)
miarahaba antsika namana rehetra! Izaho dia divorcé, cinquantaine, mipetraka aty France, mitady olona matotra sérieuse, tsy intéressée, vonona hanao départ vaovao miaraka amiko; Misaotra betsak... tohiny
novalian'i six ny 26/02/2004 17:24
mozart ( 17/01/2004 17:21)
Mba ampio za fa misy sipa tiako ato @ namana ato fa tsy haiko izy na tia na tsia nefa zahay mba mifanoratra ihany!toroy hevitra za hoe inon'ataoko ,mafy zalahy rehefa tena tia an!!!... tohiny
ngou ( 16/01/2004 09:08)
salut, daholo, izaho dia kof mitady namana vehivavy ( raha afaka mitia ahy vao maika tsara...;na hifanoratra fotsiny koa aza aloha tsy olana!!) ho hita eo e! manorata @ ity adiresiko ity raha te ahaf... tohiny
novalian'i ngou ny 21/01/2004 15:38
xxx ( 14/01/2004 12:34)
Midady vehivavy fotsiny ho vadiana... tohiny
novalian'i nenitiana ny 29/03/2004 16:34
nata ( 14/01/2004 09:25)
Sao d misy ancien mpianatra st françois xavier antanimena kay ato azafady e!... tohiny
novalian'i fijo ny 19/02/2004 09:17
xxx ( 13/01/2004 15:12)
Ilazana izay tovovavy mitady tovolahy sy fiarahana matotra fa vonona aho hiaraka aminy. Mila valiny matotra. J.h.p.... tohiny
novalian'i xxx ny 11/08/2004 08:13
xxx ( 12/01/2004 12:19)
mitady sipa tsy serieuse mba hanao fiharahana tsy serieux... tohiny
novalian'i Tiakobe ny 11/04/2013 13:07
xxx ( 10/01/2004 20:41)
mitady tovovavy tsaa tarerhy... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.4087