Antson'ny fo

lion ( 21/02/2004 20:24)
Azafady, Mba mitady an io olona io aho na ilay vadiny na ny zanany indrindra indrindra raha sendra mba misy mahalala azy dia aza misalasala fa manorata aty amiko.(lion) Misaotra Mialoha. ... suite
répondu par fijo le 12/05/2004 22:46
xxx ( 21/02/2004 15:45)
salut izaho dia kof mitady sipa iarahana ( 19 - 23 taona, 1.56 minimum raha azo atao), mety ho gaga angamba ianareo hoe maninona no eto @ net aho no mitady...eto angamba aho no hireussir kokoa, raha... suite
répondu par kitjo le 12/03/2004 13:43
xxx ( 20/02/2004 20:05)
mila namana vehivavy tsotra sy matotra mba hiaraka amiko raha mety .valio ao amin'ny rprincis@yahoo.fr... suite
répondu par ngama le 12/03/2004 18:41
rnfano ( 13/02/2004 20:54)
Izahay promotion sandratra dia mieritreritra hanamboatra annuaires des anciens etudiant en economie sur le Net ka raha mahaliana anao dia antsoy ny telephone 0331285422 i M Fano . Dia misaotra ny fia... suite
répondu par xxx le 07/08/2004 20:40
xxx ( 13/02/2004 09:05)
Mitady Anjely Ho Safosafona.... suite
tenio ( 10/02/2004 15:43)
Ny Saint Valentin ity efa amin'ny Asabotsy, ny bandy ity tsy misy sipa. Dia mbola hanao Saint Valentin irery indray ve? Henjana ity. Voatery hisotro toaka indray izany amin'io satria ny andro fetin'... suite
répondu par methode le 08/01/2005 22:45
nananie ( 06/02/2004 14:41)
Salut daholo! Sao dia mba nisy mpihantr'i Providence Amparibe ianareo?(Classe de 7° tamin'ny 1992 na 1993).... suite
répondu par sipagasy le 20/04/2004 17:28
xxx ( 06/02/2004 10:47)
Mitady Vehivavy Mahay Miresaka. Ny Antony: Hitazona Secret Ny Karama: Mahaiza mifidy Na Vola Na Fitiavana Ny Faharetany: Arakarakin ny Signe De Zodiaque-Nao Lion Ny Ahy Ka Eritrereto Raha Mety... suite
répondu par kitjo le 04/03/2004 16:39
chipset ( 06/02/2004 10:47)
sao d mbao misy sipa libre entre 18 et 22 ato fa za manko mitady joba hiaraka amiko @ st val.... suite
répondu par fijo le 03/03/2004 09:59
xxx ( 05/02/2004 18:20)
dia araka io lohateny io e :ny ol tadiaviko? lhl matotra, miasa, 1 enfant (de préference lahy), convertit, divorcé, omeo ny pseu dia any mifanome mail merci ... suite
répondu par sara le 22/03/2004 17:09
xxx ( 01/02/2004 09:22)
Hono hoa: tena tsy azo atao mihitsy anga izany mitady vady izany eto ....? Toa raha vao misy an'io teny vady io dia vazivazin'y sasany fotsiny ...mahagaga izany fa amiko tokony ho fomba tsara hifankal... suite
répondu par harry5 le 23/09/2005 20:00
xxx ( 30/01/2004 11:10)
Ny manoratra ihany koa tsy ratsy(Lehilahy)fa tsy nety mifanena @ilay tena azokazoko mihitsy aho. ka Vehivavy Teraka eo anelanelan ireto daty ireto 23.3-21.4 na 23.11-21-12 naa 23.9-21.10,ny akoatran ... suite
répondu par six le 06/03/2004 12:12
jessicac ( 29/01/2004 09:41)
aiza daholo isika e (promo rehetra an)! ... suite
répondu par mcfy le 10/06/2004 23:18
ravatorano ( 28/01/2004 20:08)
Manakory aby é ! Mitady mpianatra na mpampianatra anandalo tao amin'ny Ecole Immaculée Conception antsirabe taloha . Efa misy ny anciens élèves Maristes fa mba tsara raha atokana ny tao amin'ny ... suite
répondu par kitjo le 12/04/2004 15:54
jhouhlambout ( 26/01/2004 14:54)
Izay mahatsapa tena fa tiako dia avia aty!... suite
répondu par six le 02/03/2004 11:53
xxx ( 23/01/2004 09:50)
Miarahaba ny lelahy retra, iza no te hiaraka amiko, za dia sipa 24 ans, efa mba niaraka t@ bandy ihany taloha fa saingy tsy afapo t@ izay natao? tsotra tsy miavona, izay tinao lazaina fa aza mih... suite
répondu par fijo le 27/05/2004 21:42
besoiiin ( 19/01/2004 20:29)
izaho dia tovolahy 26 ans efa miasa mitady tovovavy afaka ny hiaraka higoka amiko ny hakanton'ny fitiavana... tsy sangisangy sanatria satria hadinoiko izao tontolo izao rehefa eo anilako ianao... ary ... suite
répondu par fijo le 17/05/2004 23:28
rantom ( 19/01/2004 11:01)
Pour tous nous retrouver, Adresses e-mail du groupe Envoyer un message : anciens_ISPM@yahoogroupes.fr S'inscrire : anciens_ISPM-subscribe@yahoogroupes.fr Désinscription : anciens_ISPM-unsub... suite
répondu par hifaliana le 28/11/2014 12:05
xxx ( 18/01/2004 19:41)
Hono ho'a,antso ihany moa izy ity,iza no mipetraka ao Ambatolampy ka mahalala ny adiresin'ilay clinique eo akaikin'ny tsena azafady?... suite
répondu par ramoul le 07/04/2004 16:46
ravicks ( 18/01/2004 10:33)
miarahaba antsika namana rehetra! Izaho dia divorcé, cinquantaine, mipetraka aty France, mitady olona matotra sérieuse, tsy intéressée, vonona hanao départ vaovao miaraka amiko; Misaotra betsak... suite
répondu par six le 26/02/2004 17:24
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0605