Antson'ny fo

lanto ( 10/04/2005 16:50)
Aleo izany hifampitady :) Izahay indray mitady olona avy any Fandriana sy ny manodidina mba handray anjara amin'ilay lohahevitra manokana ato amin'ny forum hoe :"Fisakana tsy hanim-boay" ! Manasa e !... suite
répondu par fijo le 04/09/2005 19:45
dadabe ( 10/04/2005 16:38)
nahita lohahevitra tery ambony aho manao hoe mitady olona avy any mananjary de mba lasa koa aho nanao hoe aleo mba hitafatafa eto isika rehetra izay efa nipetraka na nandalo,na niasa na nianatra na ma... suite
répondu par fijo le 22/08/2005 20:36
oups ( 02/04/2005 07:08)
salut! nahita ny hafatrao za de ùba nanoratra !fa maninona kay enao no mitady olon-tiana @ mailaka? inona ny zavatra tena endrasanao any @olon-tianao?azafady ra mametraka izany fanontanina izany za ... suite
répondu par fijo le 11/05/2005 19:29
hajaneo ( 01/04/2005 18:38)
SLUT!LEHILAHY AHO KA MITADY OLON-TIANA ETO TANA KA RAHA LIANA ENO D ANORATY AHO ETO @ NAMANA SERASERA NA @ MAIL neonirina@yahoo.fr: srieux aho fa tsy mananihany MISAOTRA BETSAKA NB:VEHIVAV... suite
répondu par fijo le 18/07/2005 20:22
bellesirene ( 30/03/2005 12:23)
Je vous invite à consulter lovial.com nouveau site de rencontres amoureuses simple,convivial,efficace pour trouver l'amour quelquepart au monde ou près de chez vous.... :cry: Fa i bellesirene... suite
répondu par mbix le 29/08/2005 10:49
xxx ( 17/03/2005 22:11)
Mba mpanaraka Forum eto ihany aho na dia tsy mandray anjara matetika aza. Asa anefa na izaho no tsy naharaka ny dinika rehetra teto fa toa hoatry ny misy namana nalaza be teto @ Forum, anisan'ny mpan... suite
répondu par fijo le 18/08/2005 19:52
fijo ( 02/03/2005 23:24)
fantatsika rehetra nisy olana ny namana sasany tato teo ary dia nisintaka mihintsy iwy noho izany mino aho fa maro no tsy nankasitraka izay zavatra nitranga izay ka mba hialana amin ny tsy hiverenany... suite
répondu par iartistika le 09/04/2005 12:37
booboo ( 22/02/2005 11:24)
ndô zareo mbô hitafatafa ato aby zé scouts ( na tily na mpana na kiady na antily na tsy haiko aby fa refa scout fotsiny e ! / na sampana inona na sampana inona kounkou ) Misy vitsivitsy maromaro... suite
répondu par cielbleu le 25/07/2005 18:06
intelligenzia ( 22/02/2005 04:43)
[img]http://www.geocities.com/tikozefa/fo.gif[/img] dia miantso marina ve ny fo araka ny hevitrareo? [img]http://www.geocities.com/tikozefa/pimaso.gif[/img]... suite
répondu par fijo le 16/03/2005 22:11
iartistika ( 21/02/2005 17:12)
Tena gaga mihitsy ny tenanay mahita an'le gasy eto france,fa na de mifanena eny @ arabe aza de mitodika any an-toera-kafa ny sasany,ny sasany moa mangarika mihitsy! F'inona ny antony? ... suite
répondu par fijo le 10/08/2005 19:52
majakely ( 18/02/2005 13:24)
Mitady olna avy à Mananjary na efa tany Mananjary aho fa Mmanigny !Valio jaho marô ...... suite
répondu par xxx le 19/07/2005 08:51
iartistika ( 14/02/2005 17:02)
Tena mitady ny akama nibôsy tao @ st jo Andohalo eh(1990-1998)de mba valio raha tao nareo eh!Misaotra mialoha....... suite
répondu par volavita le 24/11/2005 16:32
nikopol ( 02/02/2005 10:19)
Raha hitanao ity hafatra ity dia mba [b]antsoy[/b] amizay indray za. :P ... suite
répondu par fijo le 08/03/2005 21:26
poon ( 29/01/2005 00:35)
aza mba kivy izany @ fitiavana.... suite
répondu par pitchou le 06/03/2005 18:07
soafanahy ( 24/01/2005 06:58)
Fitaka ny fahatsaram-bika,ary zava- poana ny fahatsaran- tarehy;fa ny vehivavy matahotra an\' i Jehovah ihany no hoderaina . Ohab 31 :30 vehivavy mivavaka be no tadia... suite
répondu par iartistika le 09/04/2005 14:42
sherillalove ( 21/01/2005 11:15)
La meilleure façon de succomber à la tentation c\'est d\'y céder.... suite
répondu par rurik le 09/05/2005 07:52
sherillalove ( 17/01/2005 13:50)
Il n\'y a pas d\'homme ou de femme fidèle, il n\'y a que les occasions qui manquent. ... suite
répondu par fijo le 16/06/2005 20:35
xxx ( 12/01/2005 14:06)
salut izaho dia kôf mitady jôba azo iarahana raha misy ato @ ity site mahafinaritra ity, tsy manana olon-kafa , dia raha misy dia apetrako eto ny mail- dia any isika miresaka be dia be ok... suite
répondu par fijo le 28/02/2005 21:51
sherillalove ( 08/01/2005 14:42)
Tsyb maintsy virijiny ve ny vehivavy te hahazo vady?... suite
répondu par fijo le 24/01/2005 23:13
eden2004 ( 27/12/2004 11:21)
mitady vehivavy fotsifotsy somary be nono, na dia tsy dia tsara loatra aza, mba hifanoratra amiko ho mpinamana na ho mpifankatia , izao dia 26 taona, miasa amin\'ny banky iray eto andrenivohitra, ... suite
répondu par fijo le 28/04/2005 21:52
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1133