Antson'ny fo

xxx ( 05/07/2005 15:15)
manahoana daoly nareo rehetra mamaky ity vetsom-poko ity, tsy hoe sanatria akory hanakiana be fahatany, na koa manenjika olona, fa dia tena kivy tanteraka ny tenanay raha nandinika fa ohatrany tsy mis... suite
répondu par fijo le 02/08/2005 19:49
lary ( 01/07/2005 12:47)
Salama daholo e! mba te handre vaovao avy aminareo rehetra e!... suite
répondu par fijo le 22/08/2005 20:32
xxx ( 27/06/2005 11:21)
Izaho mitady an i Dadako na ny havako . raha mba mety misy olona mahafantatra io Famille io dia mba lazao ahy .... suite
répondu par fijo le 12/07/2005 20:20
xxx ( 27/06/2005 11:18)
Tana/Maurice/Tana Hafaka hifandray ve isika ? dia hifampitatara zavatra be dia be lazao ahy hoe iza ianao dia holazaiko anao hoe iza aho , ary koa aiza no misy anao izao ,izaho aty @tananan ny panjon... suite
répondu par fijo le 19/07/2005 20:04
xxx ( 27/06/2005 11:13)
Tsy fantatro raha mba hafaka mifandray aminareo avy amin areo ankizin i affinitéplus aho .... suite
répondu par fijo le 01/08/2005 21:37
mishou ( 25/06/2005 09:35)
TSY MANANIHANY ITY AN Mikasa andeha ho any bercelon espagne aho ny 02/07 ka hatr@ 07/07 de sao dia mba misy namana gasy afaka mampiantrano fa hiaraha- mahalala ny hofan'ny hotely nefa za tsy misy olo... suite
répondu par fijo le 12/07/2005 20:27
jennylove ( 24/06/2005 13:19)
(l)miarahaba anao ny tenako.misaotra anao namaky ny ventso²poko.Tena mila namana tokoa izaho raha METY DIA AVY ETO TANA izao no nataoko mba azoako mifandray @ tanora toa ahy afahana mifampizara hevit... suite
répondu par fijo le 25/07/2005 22:11
Narilala ( 22/05/2005 07:58)
Sao mba misy amintsika namana eto @ serasera mpianatra tao @ SFX Fianarantsoa, na prom tranainy na vao haingana, mba mifampizara eto @ forum ny fiainana fahiny tao @ kolejy. Za mantsy mpianatra tany f... suite
répondu par Tirah le 10/10/2005 22:31
stephan ( 20/05/2005 05:58)
Io izany no solon'anarana tadiaviko fa tsy misy an'izany kay ato! sao dia ato amin'ny serasera ato ihany ianao fa mitady anao aho! misaotra a!... suite
répondu par fijo le 18/07/2005 20:11
kally ( 19/05/2005 15:47)
Jereko mba betsaka ihany ny ankizy avy any Antsirabe eto @ serasera nefa dia tsary mifanerasera mahitsy sa vy tsary tianareo ilay mandeha forum yyy?Mba mifampitapita vaovao eto rankizy sa anareo kamo?... suite
répondu par fijo le 26/05/2005 22:50
sawyer ( 14/05/2005 04:03)
Araka ny dinika nataoko hatr@ izay aloha d tsy tsara io fitiavana amboarina io satria betsaka ny vokatra dratsy azo avy @ io ohatra fotsiny eo @ le fianakaviana roa, refa ela ny ela tsy maintsy hisy i... suite
répondu par fijo le 17/05/2005 20:28
ari.malala ( 11/05/2005 10:41)
mpianatr'i La Sainte TA2 promotion 93 - 94.... suite
répondu par fijo le 19/07/2005 20:08
nikopol ( 06/05/2005 06:55)
Ry voromanidina ery Ankadilalana irony, raha hitanareo i Razanadrasoa Benedikitra avy any Angavokely Dia lazao fa "mbola tia" hono i Kristobal. (l) ... suite
répondu par alrefv le 09/09/2005 07:35
xxx ( 27/04/2005 23:17)
Houn waaaaaaa mba misy ankizy nianatra tao @ LTP moramanga ve ato eeee.... suite
répondu par fijo le 02/08/2005 04:52
lalanirina ( 20/04/2005 18:11)
Mila namana mba afaka hifandray aty antany lavitra. Lehilahy aho. Mety ho lasa lavitra ny fifandraisana. Resaka serieux ihany. Manorata ho ahy. lalanirina... suite
répondu par fijo le 16/08/2005 20:41
miaous ( 14/04/2005 13:39)
Misy ankizilahy kely antsoina hoe Eliot mipetraka any Sambava mifanila @ aéroport hono ny tranondry zareo. Misy olona any France mitady azy io ka raha mba mahafanatra azy dia mba valio azafady... suite
répondu par iartistika le 22/04/2005 16:30
Ingahirainy ( 13/04/2005 19:18)
Malaza eran'izao tontolo izao ho isan'ny olona mpandehandeha sy mpifindra monina ny olona avy ao IMITO. Asa raha mba misy avy any ny ato amin'ny serasera fa mba mitady olona avy any aho, na lahy na va... suite
répondu par fijo le 16/05/2005 22:31
Mifenty ( 12/04/2005 08:23)
Ny olona rehetra otrany mba mitady olona avy any aminy daholo dia iny koa aho no mba lasa fa mitady olona avy any Antananarivo aho. Izay nandalo tao na nonina tao no tiako tenenina... suite
répondu par nitefa le 03/08/2005 20:54
Cupido ( 11/04/2005 11:57)
ka efa misy ihany ny mifampitady d mbô manararaotra ko zaho mitady sao mba misy avy Antsohihy ato @ serasera d misaotra mialoha eh... suite
répondu par miarina le 08/03/2017 14:28
rurik ( 10/04/2005 18:22)
asa raha mety fa nahita ireo namana mitady olona ireo aho dia manararaotra.Raha misy dia aza misalasala e.... suite
répondu par fijo le 25/08/2005 04:37
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 4.2232