Antson'ny fo

xxx ( 14/11/2005 11:40)
Marary be ny foko fa misy sipa tena tiko be anefa izy tsy taitra amiko akory efa hitako ny sariny izy mipetraka any ivelany za aty Dago nomeko sary ko izy dia niteny izy hoe tiny be hony poziko anef... suite
répondu par fijo le 23/12/2005 04:41
xxx ( 14/11/2005 11:34)
mitady mpianatra sfx promotion 200-2002 aty andafiny rika.... suite
répondu par Itachi le 10/11/2011 08:37
tsiktsik ( 14/11/2005 11:24)
Marina ve hoe le psipa miady lava reny no tena mifankatia? Tsy tokony hoe ny mifanohitra @zany ve?@ko aloha raha tena mifankatia d tsy tokony hahafoy fotoana iadivana zany mits na ny1 na ny1 fa mifand... suite
répondu par al001 le 13/01/2006 07:14
britney ( 14/11/2005 10:04)
raha namettraka sary aho tato amin'ny sersera dia nahazo tsikera be mihintsy avy amin'io soit disan mannequin hono izy no actrice any hollywwood hivoaka atsy ho atsy ny film. tena zavatra mahafianrit... suite
répondu par fijo le 18/11/2005 21:27
raygasy ( 08/11/2005 09:18)
Salut e!Mba mampalahelo reto ny nijery ilay "Iarivo mifety" a!mba ampio reto ny atista gasy fa efa mba mihezaka ny hanao ny tsara nge ry zareo e!oh ny ataon'i Andry kely HIRAH anie tsy dia ratsy e!... suite
répondu par fijo le 11/11/2005 20:39
raygasy ( 08/11/2005 09:12)
Salut daholo aloha e!ny mba fanetanana mba toiako atao ry reto dia zao a!aza mba mividy ireny cd amidy eny andalana ireny fa mampalahelo ny mahita ny artista atsika Gasy nefa tsy mba afaka mihaina fa ... suite
répondu par fijo le 09/11/2005 20:30
estine ( 07/11/2005 08:36)
ARABAINA RY ZALAHY ALOHA T@ FANDRESENA(l)(l)(l)(l) Tafa ry zala" gidro dimy ambifolo" matoky anareo rehehtra manodidina ny lafrantsa ary nareo rehetra ao ... suite
répondu par fijo le 24/11/2005 23:40
mpandalo ( 06/11/2005 22:22)
Mitady an'i Anselme mipetraka ao Morondava, zanaka commissaire, nanao vakansa tany Morombe taminy volana aout-septembre teo. Mbola mianatra angamba izy io. Misaotra an'izay mampilaza an'azy fa misy mi... suite
répondu par zoara le 15/02/2006 18:56
kasikety ( 04/11/2005 18:18)
mety mitia olona betsaka ny olona iray saingy tsisy mitovy ny fomba itiavany azy.... suite
répondu par fijo le 09/11/2005 20:35
Missie ( 04/11/2005 17:58)
:lol:Aiza kay nareo mipassé reveillon??????? Aza gaga oe ato am antson'i Fo nataoko lé izy an! lé titre efa mba misy idiran'ny antson'i fo iany:lol:... suite
répondu par fijo le 11/11/2005 20:43
xxx ( 04/11/2005 14:53)
Izay mahita ka mahafantatra an'i Erika JOERG mba lazao aminy ity antso ity : vehivavy gasy tao @ ESCALE no mitady! tsy niova ny phone-ko sy ny ville ipetrahako!Namana tena mahafinaritra ianao nefa dia... suite
répondu par xxx le 13/11/2005 13:39
estine ( 04/11/2005 11:32)
ANAO AHOANA IO :?::?::?: ho tafa ihany sa:?: pokona be io ,miaraka@ album ndao dôly hoany e!!... suite
répondu par fijo le 08/11/2005 22:21
andrykely ( 03/11/2005 14:31)
Ataoko angamba fa tsy vaovao amintsika ity resaka ity,nefa mba tiako ifampizarana aminao satria tantara nahazo ahy.Nifankatia tamina tovovavy iray aho nandritra ny herintaona sy tapany izay.Izaho dia ... suite
répondu par fijo le 18/11/2005 21:29
jamal ( 02/11/2005 18:25)
Mitady pianatra tao @ esca antanimena mba hiresaka ny momban'ny anciens raha efa misy raha tsy izany ndao atao.... suite
anare ( 02/11/2005 16:45)
mba hono ho aho ry reto, dia tena tsy afaka manambady tokoa moa izany eto frantsa eto raha tsy manana papier sa ahoana... suite
répondu par fijo le 08/11/2005 22:30
xxx ( 29/10/2005 17:48)
Gasy tao @ "ESCALE" no mitady!!!namana tsy foy "parmis tous les namana"! ianao! Raha sendra mahita ity antso ity dia mba contacteo aho!tsy niova ny phone-ko, ny ville ipetrahako tsy niova koa !... suite
miarina ( 24/10/2005 15:46)
Za zany mba olona aty Varna indray no tadiaviko fa tsy ol ao dago sao de misy aza e... suite
répondu par fijo le 04/11/2005 22:41
diamondra27 ( 24/10/2005 14:58)
azo atao ve ny mi- denoncé namana eto @ serasera raha manana fihetsika tsy mety le olona? Tsy problème personnel fa ifandraisan'ny be sy ny maro toa ny fisolokoina ohatra... suite
répondu par fijo le 08/11/2005 22:27
xxx ( 24/10/2005 11:16)
20 - 23 taona ny olona tadiaviko ,tsotra, tsara toetra,tsara tarehy ( tsy voatery ho tsara be ), lavalava fitia_virtual@yahoo.fr... suite
répondu par mamzelkely le 26/10/2005 11:39
manova ( 21/10/2005 13:33)
Mitady olona avy any Morondava raha mba miisy mahafantatra e... suite
répondu par marengarenga le 29/01/2006 13:30
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 2.0225