Antson'ny fo

ramajik ( 10/02/2006 09:58)
taty alemàna,sendra tafaraka nipetraka tao anaty train i ramerla(amerikana), rachangy(sinoa), rainiboto(alemà) ary i Ali(turque)...nandeha ny train...afaka kelikely, nanary dôlara maromaro tany am-... suite
répondu par Veloo le 10/02/2006 19:44
Fiffi ( 09/02/2006 16:55)
Mampalahelo be ny nanjoha ity ankizy lahy vao 10 taona. Raha nisakafo ny tao an-trano ary akoho ny laoka dia nikiky taolana izy ary nateliny ny taolana somary kely izany , saingy io taolana io dia ta... suite
répondu par Fiffi le 09/03/2006 18:09
kiry ( 09/02/2006 11:52)
hono oha ry reto inona no mahatonga ny vinanto sy rafozana miady fialonana ve... suite
répondu par Angie le 30/03/2006 08:41
zandikely ( 09/02/2006 04:51)
LA PLUS ÉCLATANTE VICTOIRE COÛTE TOUJOURS TROP CHER, QUAND IL FAUT LA PAYER DU SANG DE SES SUJETS. Cette maxime très humaine est tirée de la lettre écrite par le roi LOUIS XIV (1638-1715) peu ... suite
répondu par poucie le 21/02/2006 03:53
poucie ( 09/02/2006 04:03)
miarahaba antsika rehetra ny tenako! za moa zany d tena vaovao mihitsy ato @serasera! ka hitako tena mahaliana mihitsy ity site iray ity! izay tena malagasy tanteraka! tena mbola tsara mihoatra lavi... suite
répondu par poucie le 04/03/2006 07:36
hesham ( 07/02/2006 19:24)
Sao mba misy mahafantatra an`i Corinne , nipetraka tao 67 ha atsimo , vavy tokana 3 ny anadahiny , nianatra tao @ pepiniere Ambohidahy koa t@ 1991- 1992 (second & 1ere, nee en 1977 , nianatra tao @ ... suite
répondu par Herimiafina le 21/02/2006 02:15
elpoune ( 07/02/2006 05:46)
faly mmohharahba anareo tratry ny taona izaho dè mirary soa sy fanambinana ary fahasalamana feno ary samy ho tahian'Andriamanitra daholo eh.Elpoune ihany ty eh!(l):*:-*:cry:... suite
répondu par Veloo le 10/02/2006 19:48
booboo ( 06/02/2006 09:46)
Tsy haiko raha ato no tokony hametrahako an'ity fa mba misy afaka mamaly ve, azafady, hoe : -Efa vita tsara ve ny lalana mankany Diégo iny ? Dia hafiriana eo no faharetan'ny dia raha @ taxi-brouss... suite
répondu par zandrikely le 26/02/2006 18:06
LouAnne ( 04/02/2006 13:17)
kikou doly , mba ampio zâ ry namana fa mba tiko tsy m'foka sigara tsony Mama fâ rah mamaky an'ty izy de itany eo fa ratsy behuuuu m'foka sigara oulalala atovy sérieux beuhhh an! m'ci doly ::(... suite
répondu par Fiffi le 28/03/2006 14:51
damakely ( 27/01/2006 13:53)
Mbola iza ihany e, mbo mila fanampiana avy @ zay mahatsapa fa malagasy rehetra re za azafady indrindra. Mila mameno questionnaire iray izay fotsiny ianareo mikasika ny harem-pirenena malagasy (patrimo... suite
répondu par batso le 26/03/2006 14:10
damakely ( 26/01/2006 11:22)
iza no liana amin'ny harem-pirenena (patrimoine national)? Raha liana ianao dia afaka mifanoratra amiko a@ damakley@yahoo.fr ... suite
répondu par damakely le 27/01/2006 13:45
xxx ( 25/01/2006 19:31)
sao mba misy manana na mahita mpivarotra pins saina mada eto france no misy ahy... suite
répondu par Fiffi le 26/01/2006 09:53
rvoulah ( 22/01/2006 19:33)
Amintsika rehetra ireo , samy manana ny namany daholo. Tsy olon-tiana no tiako holazaina eto , fa ilay namana iray nfidianao tao anatin'ny maro na hoe"meilleur(e)ami(e) amin'ny teny vahiny! Ny mba ti... suite
répondu par Roch le 12/04/2006 20:48
hasiniony ( 21/01/2006 09:03)
Misy ny olona tsotra na mpanoratra manankihana ny asa-soratr'ireo olona mavitrika amin'ny fiangaliana ny asa soratra izay ataony toy ny hoe: "tsara fa tsy ampy andalana iray, tsy miady rima ... sns ... suite
répondu par mbositra le 13/02/2006 19:34
xxx ( 20/01/2006 13:32)
Sao mba misy mahafantatra na havan'i Erika JOERG ato? Namana tany Arnouville (Escale) no mitady, tsy niova ny adiresiko, n° phone.Misaotra mialoha.... suite
répondu par xxx le 30/01/2006 13:47
xxx ( 18/01/2006 16:28)
mba fanontaniana kidaladala ity?... suite
répondu par mazoto le 17/05/2006 09:42
Anah ( 18/01/2006 13:34)
Manao ahoana daholo, Mitady lehilahy ho namana, raha toa moa ka mety hifanaraka dia ny ho vady no tanjona. Lehilahy 30 - 40 ans, tia miresaka fa kosa tsy ireny mpampiesona ireny. Lehilahy tia fahadi... suite
répondu par lee le 28/04/2006 15:14
zoky ( 17/01/2006 11:11)
mbo mitady hiran 'i Raindimy le oe: > izay mahay azafady , misaotra ô!:-D... suite
répondu par lapino le 17/01/2006 13:43
Sorate ( 17/01/2006 11:02)
Tena tsara ny manana namana indrindra fa raha namana azo antoka .Fa ny fanontaniana hapetraka de hoe :Ahoana no hitazomana ny tena namana mba ho namanao maharitra?Mety misy caractere tokony hovolena v... suite
répondu par Sorate le 30/01/2006 09:38
Ntsoa2 ( 10/01/2006 14:05)
Ho antsika namana rehetra indrindra fa ireo izay mipetraka eto Italia indrindra no mba ilaiko fanampiana. Efa taona maromaro izay no nahatongavako taty Italie. Mbola tsy niverina tany Madagasikara mih... suite
répondu par Angie le 02/02/2006 15:06
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.5449