Antson'ny fo

xxx ( 31/05/2006 08:02)
mahagaga fa misy olona sasany, tsy manao afa tsy zay hialan sasany fotsiny misy namako zay zao de tsita ntsony, nanjavona hatram sariny b d b tato,fa inn no antony kay,tsy mba misy mandresy lahatra... suite
répondu par Fiffi le 08/06/2006 04:04
ikalakintina ( 28/05/2006 06:22)
tratry ny fetin'ny reny daholo reto ze reny sy ze ho reny a!, de samy hotahian'Andriamanitra daholo am adidy aman'andraikitra izay atao!de mirary soa bedeba e!:-*:-*:-*:-*:-*:-*... suite
répondu par Fiffi le 08/06/2006 04:02
dasy ( 28/05/2006 06:18)
nanana sokatra ( tortue ) malagasy izahay nefa very ilay izy teo an-tokotany ( angamba nisy naka ? ) sao mba misy manana ianareo aty an-dafy fa tena mba tian'ireo zanako fa netinay efa ela be tany dag... suite
répondu par Fiffi le 08/06/2006 03:57
tsimatimanota ( 26/05/2006 09:14)
Manao ahoana raha samy milaza mahitsy ny hevitra tadiaviny sy ny afaka omeny Tsim... suite
répondu par Fiffi le 02/06/2006 18:38
sandriam ( 24/05/2006 12:47)
Mba alefaso raha manana sarin'i Bessa nareo e! Misaotra indrindra e!!!!... suite
répondu par Fiffi le 25/05/2006 12:54
pablo ( 23/05/2006 19:21)
Mitady fanampiana. Tiako hanotaniana dia: aiza no azo ivarotana an`ilay izy ary hoatrinona ny tena vidiny iray litatra, na any dago na aty ivelany fa interesse ahy ny hahafantantra an`izany.mba valio ... suite
répondu par MIANTSA08 le 17/04/2024 09:10
booboo ( 22/05/2006 08:48)
Ny firaisan-kina no hery hoy ny Ntaolo. Ataovy zay tsapanao fa mety @ fanohanana an'azy 4 mianaka : hanasonia ny pétition, mivavaka .... http://cdpe92.apinc.org/petition/Ralison ... suite
répondu par Fiffi le 11/06/2006 04:33
rj77 ( 21/05/2006 05:09)
Mba mitady olona afaka handefa hafatra ao amin'ny webinlove.com o! Misy namana tia hifandray amiko nefa tsy afaka mamaly azy aho. Rakotomanana77@yahoo.fr ny contact ho an'izay tsara sitrapo.Misaotra... suite
répondu par Fiffi le 22/05/2006 08:34
fasaly ( 20/05/2006 19:46)
fa vaky wa ny saiko hoe mba lasa aiza i herimiafina e!:roll::roll::roll::roll::? tena tsy herimiafina tsony fa lasa heri tsy hita popoka,:roll::roll::roll:de tsy mba nilaza akory veuh hoe ho aiza ????... suite
répondu par jennifer2 le 11/07/2006 10:10
colar ( 18/05/2006 07:53)
aza adino o,ny voady nifanaovana a cheri ,nga tsy we kilalao izy ty., fa malahelo an lay trano ary mintsy alo za we tsy mba nandraisana ol e,hatram le 8 de misy trano gratis aty italie,na antson fo... suite
répondu par Fiffi le 31/05/2006 04:40
dadabe ( 14/05/2006 14:13)
andao hitafa sy hifampidinika eto izay mpianatry ny lycee Gallieni rehetra hatramin'izay e http://lebahutmg.free.fr tairo aza ... suite
répondu par ja le 10/07/2006 09:28
xxx ( 13/05/2006 19:55)
Manahoana daholo, SAO mba misy mahafantatra an'iERIKA JEORG (manan-janaka lahy kely 4-taona) isika izay mitsidika eto? Ny mitady dia ilay namanao(vhv gasy) tany @ "ESCALE", t@ taona 2002, tsy niova n... suite
répondu par Fiffi le 14/05/2006 19:11
hery ( 12/05/2006 07:49)
Raha mitady fitiavana ianao dia afaka mametraka ny antsom-pitiavanao amin'ny rohy eto ambany [url=http://bizna.serasera.org/index.php?option=com_classifieds&Itemid=1&task=addnew&catid=21]Tsindrio eto... suite
répondu par bigup le 22/07/2006 11:11
xxx ( 11/05/2006 19:08)
Antsoiko ianao ry *fo*.... suite
répondu par omf le 21/06/2006 09:50
colar ( 11/05/2006 08:46)
fa le antson fo ve mety we ho matotra sa sangisangy,de le izy ve tsy maintsy we misy misompatra fona refa mitady ho raikitra,fa ty alo de antso lava mandra pahitako an lay tena izy e,de refa itako le... suite
répondu par Fiffi le 18/05/2006 17:56
Fanja2006 ( 10/05/2006 15:05)
Faly miarahaba antsika namana sy tapaka rehetra eto amin'ny serasera. Asa raha mba misy afaka ny hanampy ahy ianareo. Izaho mila fanampiana kely. Sao dia mba misy mahalala site internet ahazoana docum... suite
répondu par Fiffi le 13/05/2006 14:05
xxx ( 08/05/2006 14:54)
Izaho dia efa miaraka @ lehilahy ary sambatra tokoa izahay.Na izany anefa dia mba mila mifanerasera @ olona hafa izahay na homosexuel izany na tsia. Olona tsotra sy hedry anefa no tadiavinay; Olona t... suite
répondu par xxx le 17/10/2006 06:18
zoklbfkfk ( 08/05/2006 06:02)
Miarahaba antsika rehetra! Mitady an'i Joelle na i Zo : Mpianatra tao amin'ny Nanisana tamin'ny taona 1994-1996 tany hoany. Raha mba sendra mamaky an'ity akia ndry ry Zo dia mba anoraty ê! Manant... suite
répondu par mamafara le 09/05/2006 04:26
fasaly ( 05/05/2006 04:51)
fa aiza ihany i veloo????:-w:-w:-w tena malahelo beuh mintry:cry::cry::cry:... suite
répondu par jennifer2 le 11/07/2006 10:28
xxx ( 01/05/2006 11:35)
antson fo,we bandy aty andafy mila fitavana mamiratra aty andafy,otran we tsy aleo ve samy aty an dafy alo no miaraka e,de zay mamaly de hanoratako manokana,de manantena eeeeeeeeeeeee,serieux za an... suite
répondu par Fiffi le 25/05/2006 07:04
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 3.4701