Antson'ny fo

Fanja1 ( 21/06/2006 13:51)
tsy haiko na eto fa de eto aloha no asiko azy!http://www.hebdomada.com/index.php?p=display&id=348 :(:(:snif::snif::snif::snif:... tohiny
novalian'i prime ny 29/06/2006 12:15
ja ( 21/06/2006 07:39)
Tena gaga be mihitsy aho androany maraina raha nijery site gasy iray izay!nisy ramatoa homo nisoratra anarana tao ary niteny mazava mihitsy izy fa homo ary nampiseony amasombahoaka ilay site tsy haik... tohiny
novalian'i prime ny 01/09/2006 11:23
Fiffi ( 18/06/2006 02:41)
Dia faly miarahaba anareo [b]RAY sy izay ho RAY [/b] rehetra . Ho tahian'Andriamanitra daholo @ adidy aman-draikitra izay hatao . Mirary soa ô ! :-*:-*:-*... tohiny
trinity ( 15/06/2006 15:42)
jvou invite a visité mon blog laisse vos coms gros bisous a tout le monde http://www.lovely53.skyblog.com mci ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 19/06/2006 09:20
xxx ( 15/06/2006 09:32)
hono wa re ol,5 taona zao no taty an dafy za,mba mila namana am zay za io ,te hanambady ,te hanana daba,te hiaina otran ol rehetra e,te hividy daba za nefa tsisy paps,inn no mbo toro hevitra azo atao,... tohiny
novalian'i Fiffi ny 29/06/2006 13:35
laly ( 14/06/2006 14:55)
mba te hifandray @ ireo ankizy gasy any liban... tohiny
novalian'i Fiffi ny 16/06/2006 09:06
sera2 ( 14/06/2006 13:48)
Salut daol an!Araka ny torohevitry nomen'i Avolenta D efa niezaka mafy izahay nitady an'i Randrianarimanana Hajaniaina mpianatra ankatso taloha.Manohy ny fianarany ao am sampana Médecine izy eto Fran... tohiny
novalian'i Fiffi ny 12/08/2006 07:04
xxx ( 14/06/2006 12:09)
Misy olona tiako ao aminareo ao ho'aho fa na ny anarany aza tsy fantatro e ! Angaha tsy lalina.... tohiny
novalian'i sarobidy ny 24/07/2006 10:06
fameusecousine ( 13/06/2006 18:14)
IALAIN VE NY MAMETRAKA SARY EO @ SERA2 RAHA JUSTE MIRESKA NO ATAO ..SA INONA NO METY TANJONA AMETRAHANA SARY KA FA ZA TE HAMETRAKA KOA:roll:... tohiny
novalian'i Fiffi ny 16/06/2006 18:18
fasaly ( 13/06/2006 16:31)
tena mba roviana ihany ity "world cup" ity no ho vita e! tena tssssss:twisted::twisted::twisted: "délaisseés" dooly ny andriambavin'ny lanitsa rehetra.....:^):^)... tohiny
novalian'i prime ny 10/07/2006 08:49
Aino ( 12/06/2006 10:02)
Mitady namana gasy mipetraka aty espagne na koa akaikiny Catalunya, fa tena tsy ary mahita mihintsy aho lol!! mba mijery ihany fa ny efa fatatra ihany no miverimberina!! -tsy masiaka anefa -tsy miav... tohiny
bongokely ( 11/06/2006 13:15)
akory aby .iaho de mpianatra avy hatany fianarana mianatsa aty ivelan'i madagasikara .tsara mihitsy ny fisian'ny site web tahaka itony hifaneraserantsika mianakavy.Ka mba mangataka an'ireo mpianatra t... tohiny
novalian'i Fiffi ny 18/06/2006 13:57
hesham ( 09/06/2006 13:03)
Miarahaba antsika namana rehetra. Mba mitady namana aho hamonjy ilay fety fankalazana ny fahaleovantena amin`ny 23 juin any Washigton raha misy. Tsy te ihanahana zany za ny tena marina hihihihi. Mis... tohiny
novalian'i Zina ny 16/06/2006 13:28
anynenimalala ( 09/06/2006 07:14)
Tena mapite amono tena zany fiainako zany fa tena faorin fon ve no mba iainanay:cry::cry::cry:... tohiny
novalian'i Fiffi ny 18/06/2006 13:19
nyrsi ( 08/06/2006 13:06)
Hita fa tena raha dinihana dia toa tsy maharitra ny tokatranon'ny olona amin'izao fa ahoana!? inona no tena antony e!! Sa dia tsy mahazo vady sahaza ve izy sanatria!! Raha jerena dia toa mazana mi... tohiny
novalian'i prime ny 07/08/2006 07:49
nyrsi ( 08/06/2006 12:54)
Raha atao indray mijery ny ny hoe: Antso na koa miantso:dia taratra fa misy olona roa na maro ao anatin'izay, misy ny miantso vonjy izany hoe: mila fanapiana;izany dia saika ny vava no miasa na f... tohiny
novalian'i prime ny 10/08/2006 10:34
jajaf401 ( 08/06/2006 08:21)
Salama daholo, Misy zavatra tiana hanontaniana fotsiny de mba miangavy izay efa niasa tao na mbola ao amizao fotoana! Misaotra mialoha!... tohiny
novalian'i Fiffi ny 10/06/2006 04:16
mivetso ( 06/06/2006 10:40)
aza lany andro miteny azy f' iazaho tsy miova fa tia azy fa sao lazainao vazivazy ny ahy ho doria aza tantarainao ny hadalany ny toetrany tsy tantinao tsy mampaninona ahy izany tiako izy... tohiny
novalian'i Fiffi ny 10/06/2006 16:00
bonnechance ( 02/06/2006 21:31)
Manambady aho ary ary efa nanambady io vadiko io. Nivady 18 taona izy reo ary nisarantoeana 3taona alohan'ny tena nanao divorce. Mifandray tsara ry zareo ary tena mifanampy @ zavatra maro. Miantso azy... tohiny
novalian'i Fiffi ny 10/06/2006 16:02
xxx ( 31/05/2006 08:02)
mahagaga fa misy olona sasany, tsy manao afa tsy zay hialan sasany fotsiny misy namako zay zao de tsita ntsony, nanjavona hatram sariny b d b tato,fa inn no antony kay,tsy mba misy mandresy lahatra... tohiny
novalian'i Fiffi ny 08/06/2006 04:04
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0928