Antson'ny fo

cristal ( 10/10/2006 08:54)
(l)(l)(l)Mitady an'i VOLOLONA na efa madama aza izy izao dia izao no moba azy: Nianatra tao amin'ny sekoly Ambohijatovo avaratra izy ny kilasy famaranana Teny anjanahary izy no nipetra eo ... tohiny
novalian'i velosoa ny 10/10/2006 15:07
laracroft ( 09/10/2006 23:32)
manahoana daholo indray eh, :( nandefa dinika momba ny resaka isa ato @ serasera ho ah za ary tsy hitako intsony ilay izy:roll:, nefa tsy nisy teny ratsy ny nosoratako tao na fanompaina,ary nataok... tohiny
novalian'i ninih ny 23/10/2006 16:03
rakotoline ( 09/10/2006 17:57)
salama daolo.no izao zava-misy any dago izao dia tokony hifanipy afatra isika tsirairay avy mba hisorohana ny korotana eo amin'ny samy gasy satria resaka politika io ary tsy ny samy gasy no tokony hif... tohiny
novalian'i Fiffi ny 03/11/2006 18:32
booboo ( 09/10/2006 11:18)
Aia aby ny scouts taloha mipetraka ao Paris ô ? Ndao hiverina hanao scout indray(na finona inona tsy olana zany), hanao Responsable no tena marina kokoa :°)ao @ zareo Tily ao Paris. Ny ataon'i... tohiny
novalian'i Fiffi ny 10/10/2006 18:57
rakotoline ( 08/10/2006 11:02)
ahoana ny hevitrareo eo amin'ny rivalité entre cousin-cousine mba misy mifanejika vé ny havanareo;misaotra ary ny cousine germaine mihintsy a.Misaotra mialoha.:... tohiny
novalian'i Fiffi ny 08/11/2006 16:43
salmo ( 06/10/2006 17:09)
:-$:-$ Hataovy @ tratra ny tanana akavanana dia http://www.masombahiny.com/Hymne_National_Malgache.html . ary ho ela velona ane isika rehetra hihi http://www.logomovil.com/polifonicas-89029.html =D=D=... tohiny
novalian'i ninih ny 09/10/2006 08:02
fasaly ( 05/10/2006 14:51)
Arabaina aky rurik nahazo fahasoavana... naniry vavy dia teraka vavy:wink::-* dia maharoroa taiza e!:-*... tohiny
novalian'i Aino ny 17/10/2006 17:53
reraka ( 05/10/2006 12:41)
Maninona kay ny lelà eto France zay mba célibat to ratsy daholo e!!!!???? :D:-D... tohiny
novalian'i henrie ny 06/02/2007 22:03
rainisoa ( 02/10/2006 17:20)
mitady ny adresse na mail na tel an'i marie rolland,mpianatra tao @ lycée gallieni t@ 1985 ka h@ 1989,na fantatra koa @ anarana hoe lôla be membre ny groupe ivoara aho, mipetraka teny @ cité mandr... tohiny
novalian'i paingotra ny 19/11/2006 08:58
colar ( 30/09/2006 21:16)
ny antson fo v mitady vady sa sipa sa namana sa revy sa ....... ny ana alo a,mitady hmmmmmmmmmm,tsy haiko ny milaza azy,mitady fotsiny,inn nefa,kilalao v,revy v,sa tena matotra b,sssssssssss,... tohiny
novalian'i Fiffi ny 08/11/2006 16:47
Kamoufle ( 29/09/2006 09:36)
Tsetsatsetsa tsy haritra ihany ny ahy , ka raha m isy afaka mamaly dia mety hahafaly ahy. Hafa mihitsy ny toebatan'ireto vehivavy ireto ,ary mahagaga ihany :diso tanteraka mihitsy ny fanasokajiana... tohiny
novalian'i ninih ny 02/10/2006 09:19
diamondra27 ( 24/09/2006 21:40)
Any andro any taona tsy maintsy hifandao isika noho ny asa amandraharaha izay sahanintsika avy, noho ny safidy teo @ fiainana tsy maintsy atrehina, noho ny antony maro samy hafa. Koa ankehitriny di... tohiny
novalian'i prime ny 08/11/2006 13:43
Aino ( 21/09/2006 10:38)
ory zoky malala ah!! aiza @izay ilay vahiny fa efa mba miandry anie izay eh!! tsy efa velibe izy ao , tsy vahiny tsony aza fa ho tompotanana ny serasera koa, ilay sary no tiako jerena, raha azoko jere... tohiny
novalian'i Aino ny 28/09/2006 19:09
Aino ( 18/09/2006 20:00)
resaka nande teo ihany ity ka ny ahy rehefa hoe ho ataoko izay dia hataoko!! dia miala tsiny @ nareo akama isany fa izay sary tiako tato dia nalaiko sy ho alaiko ho ataoko @ ity blog ity dol, de ho a... tohiny
novalian'i Aino ny 25/10/2006 06:13
xxx ( 18/09/2006 17:15)
antson fo alo ty an,fa sady ady hevitra ko nefa, fa refa manambady sy mananjanaka sy manana sipa b d b ve de tsy mahazo manao antson fo ntsony,sa we ny samy manabady sy manajanaka ihany no tokony hiar... tohiny
novalian'i Fiffi ny 06/10/2006 20:23
oufouf ( 11/09/2006 10:13)
mba te-ahafantatra izaho, fa mila fifandraisana amin' ny gasy comptable na expert comptable eto amin' ny région parisienne, teneno ny havana aman-tsakaiza raha mahafantatra ianareo dia mba hanoraty... tohiny
novalian'i oufouf ny 11/09/2006 20:06
andraina7 ( 08/09/2006 12:08)
misy marina wa le oe telepatiiiiiiiiiiiiiiiiii e:?::?::?::?::?::?:... tohiny
novalian'i fens ny 25/09/2006 13:49
Noslid ( 07/09/2006 20:02)
Izany tokoa ny hoe mitatatra ho an'ny hafa:roll::roll::evil::evil::evil: http://www.wanadoo.mg/feco.php?articleId=281487 ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 08/11/2006 16:46
fasaly ( 07/09/2006 16:12)
otran'ny tena niratra be zà reto androany a! ny antony de otran'ny nazoto be zà androany namaly forum....ary noteteziko saika noteteziko dool ny dinika rehetra,na de somary vizana aza de nazoto nam... tohiny
novalian'i Fiffi ny 17/11/2006 15:55
Nickovy ( 01/09/2006 12:48)
http://www.dearallofyou.com/sacredheart/ ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 27/10/2006 06:41
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1148