Antson'ny fo

Aino ( 30/10/2006 20:19)
mirana ny fo, ravo ny saina fa niverina ilay nilaina!! dia faly be indray aho mahita any akamatiana ao @sary mino aho fa hiverina tahaka ny teo aloha. tahaka ny ry stil FanjaTiana etc..:D... tohiny
novalian'i Fiffi ny 02/12/2006 14:46
Ruby ( 30/10/2006 17:46)
Izaho ihany koa dia mitady bandy izay efa ho valotaona lasa izay.(aza mihomehy an, sao dia mba namana eto izy, iza no mahalala?) Tao amin ny CITE ambohijatovo no nahitako anao voalohany fa nanao expo... tohiny
novalian'i ninih ny 10/11/2006 13:26
rvoulah ( 30/10/2006 16:54)
Ato amin'ny antson'ny fo no apetrako ilay hafatra satria mitady namako iray tena tsy foiko izay aho. Ka sao dia mba misy mahalala azy amintsika namana ato amin'ny serasera indrindra ny avy any bira. ... tohiny
novalian'i rvoulah ny 10/11/2006 13:53
Aino ( 30/10/2006 12:40)
izaho matetika malahelo be nefa tsy fatatro hoe iza ilay alahelovako, dia lasa saina manotany ten aindray hoe iza re?... tohiny
novalian'i colar ny 11/11/2006 08:59
xxx ( 27/10/2006 23:57)
Za ohatra ny mila hevitra avy aminareo. Vao roa taona izay aho no taty andafy fa ohatra ny leo be izany aho.:evil: Inona kay no mba fialamboly mahafinaritra aty ankohatra ny toaka.... tohiny
novalian'i ninih ny 10/11/2006 14:15
Aino ( 25/10/2006 21:33)
izaho dia miantso sy mitady any izay tsy hita faona aloha eh!! teo aloha hoa aho matazana any mamzelkely eto @ forum faona na koa any @tsikera ny sariny fasaly efa tao lasa tsy hitako hintsony izany.... tohiny
novalian'i Pejih ny 01/12/2006 14:13
ari.malala ( 25/10/2006 12:26)
an'i dadabe... mba nankaiza loatra aza izy izay e! dadabe aaaaaa! miverena fa manina anao ny kilonga eeeeee! tsisy mi :@ tsony,t sisy miantso re razako oo sy mitantara angano sy mampime any @ hatsikan... tohiny
Aino ( 25/10/2006 10:28)
ny akamaroany olona rehefa miala na misaraka @namana,famille,olon-tiana, sns @ toherana ananky iray ka ande ho any lavitra dia betraka ny mitomany!! fa izhao hoa mbola tsy nitomany teo ampisarahana i... tohiny
novalian'i cabot ny 13/11/2006 20:08
mamafara ( 24/10/2006 09:31)
Mitady namana iray izay fa tsy haiko izy io na mpikambana ato na tsia. D.R.H. ny anarany. Izany hoe tsy teneniko eto aloha sao manafintohina. Tsy DRH any amin'ny toeram-piasana io akory ry zareo f... tohiny
soanja ( 24/10/2006 02:53)
Krikri, Amin'izao fitsingerenan'ny andro nahaterahanao izao dia faly aho miarahaba anao manokana. Enga anie ka hahazo izay irina rehetra ary hahantontosa ny zava-kinasa. Ity misy hiranay any anaty "R... tohiny
novalian'i ninih ny 26/10/2006 16:34
bebegeante ( 21/10/2006 05:59)
mba afaka hambaranareo eto ve oe nahomby ny fahitanareo namana teto @ serasera?na @"site"hafa fotsiny ary! hoe toa mifankahalala tsara dôly nareo, mahay mifanday tsara,za mantsy vaovao ihany alou d'... tohiny
cristal ( 17/10/2006 12:04)
(l)(l)(l)Misaotra anareo namana fa tena nahitako courrage ny fanomezanareo toro-hevitra tamiko,efa nomeko ilay rahavaviny ny numeros tel,sy ny adiresy mailakako,dia miandry aho ary ho lazaiko amina... tohiny
novalian'i ninih ny 25/10/2006 15:22
Aino ( 16/10/2006 20:11)
Miala tsiny be indrindra moa raha eto no mandefa ity filazana ity!!! ho any ninimalala,Binou,Lalaina sns... ho any hireo namana any mada na eto france dia mampilaza anareo namana ny tenako, fa tsy a... tohiny
novalian'i Aino ny 25/10/2006 21:42
diamondra27 ( 16/10/2006 15:58)
mba manimanina an-dry zareo Egyptiens toa an'i zefalah za zany. Ohatran'ny mamindra be le virusn'i Aino:-P:-P... tohiny
Aino ( 14/10/2006 12:11)
ho any ninimalala:miara ory aminao ny foko ary malahelo @ izao nandaozany dada malalanao anao izao!! eny efa lasa izy iny ka dia ho mandry ampihadanana. tsy iza fa i zandry Fanja.... tohiny
novalian'i helitiana ny 17/10/2006 19:04
cristal ( 14/10/2006 09:15)
(l)(l)(l)Raha niantso lay namako be fahiny aho t@ Alakamisy teo dia nisy rahavaviny namaly ka nanao hoe noho izy any ivelany dia tsy azoko omena anao mihintsy ny num tel-ny sy ny adiresy e-mail-ny nef... tohiny
novalian'i Fiffi ny 17/10/2006 19:39
Aino ( 13/10/2006 16:09)
niangavy ahy i Fy mba hiala tsy ho namana eto @serasera hintsony!!! nefa dia tsy mahafoy any hireo namako sy ireo izay efa noraisiko tahaka ny pirahintampo taminko aho!!... tohiny
novalian'i ninih ny 23/10/2006 15:48
Aino ( 12/10/2006 15:50)
ho anareo namana n akoa izay efa nahita ny ray t@ sariko miboridana mahamoa fady dia aoka mba hilaza eto raha efa nisy any izany tao!!! io aloha no tiako ho fatatra fa mety mbola ande eo dol koa ny... tohiny
novalian'i ninih ny 19/10/2006 15:43
Aino ( 11/10/2006 13:20)
ny faniriako hatr@ izay dia mba hanana zoky lahy nefa tao vavy be dol izay!! na manana aza tao zandry lahy kely, le tsy mananjoky lahy tahaka ny manjeraka ihany, fa na dia eo aza ny ray aman-dreny ana... tohiny
novalian'i ninih ny 12/10/2006 13:39
Aino ( 10/10/2006 10:25)
malahelo any sasa fa tsy tazana hintsony izy izay efa ela ela ihany izay tsy nahitako azy!!! tena lasa nanambady izy marina dia hadino isika:(... tohiny
novalian'i fanaina ny 07/11/2006 21:05
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6162