Antson'ny fo

boubounezy ( 03/08/2006 09:50)
andao tsika serasera raoull mba anao plisy plisy anafarana ny AKAMATINA sy YONIKAFOPLA ravaviny fa sô maty any liban any zareo fa nisy oull gasy mipetraka any izay tato @ serasera iany no nafatarana ... tohiny
novalian'i prime ny 22/08/2006 11:30
xxx ( 03/08/2006 08:39)
za reto izay ataoko de to mampanahy hoe sao de tsy mety foana nefa tena tspako fa manimba ahy be le izy hany ka na zvt tsy misy dikany ary de matahotra aho de lasa mmmiteraka blem hoahy ihany. Mba ... tohiny
novalian'i prime ny 20/09/2006 11:10
xxx ( 30/07/2006 12:29)
Coup de gueule atsipy any an-dranomasina, Veloma ry Dago, tany nahalatsahan'ny tavony, nahalehibe, ary koa hilevenana. Na aiza na aiza misy ahy tsy adinoko ianao. Veloma ry Dada sy Neny, Ray a... tohiny
gerphina ( 27/07/2006 09:30)
salama ! Mba misy olona tadiaviko izay ry reto a, dadanay izy io an , de tsy mbola hitako mihintsy hatram'izao , efa 24 ans zah nefa tsy mbola nahita anazy, Randrianarison Félicien no anarany de olo... tohiny
novalian'i andria ny 05/08/2006 11:36
Aino ( 26/07/2006 10:41)
salut!! izaho tsy ho be resaka fa ny hafatro dia izao. betraka rise ny olona tsy de mahay manoratra tsara @ teny malagasy ah, ary ny ankabehazany aza dia voatery miteny vahiny, ary tsy hadisoany izy... tohiny
novalian'i razokybe ny 07/08/2006 21:30
Fanja1 ( 24/07/2006 08:11)
Rehefa tsy nanaiky azy ilay tovovavy dia nitadiavany hevitra mihitsy kanjo nifototra tany aminy indray izany. Tena nahita ny tsy fahita araka ny fitenenana tokoa ity rangahy ity, satria na dia efa ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 04/08/2006 08:44
ja ( 20/07/2006 20:06)
toa tys hita intsony ireo mpilalao beloty tao andohalo e! size efa nande tiy an!fa mba tiako averina fotsiny ho ani'zay nanadino ity ny siten'ny lycée http://lebahutmg.free.fr/ dia manantena an... tohiny
novalian'i sipagasy ny 24/09/2006 11:54
fasaly ( 19/07/2006 14:30)
Tato ho ato zà de nahatsikaritra fa betsaka ny niditra sy nandray anjara ao amin'ny forum na dinika serasera e! tena mahafinaritra mihintsy satria mba misy namana vaovao manadray anjara fa ny namana ... tohiny
novalian'i prime ny 01/08/2006 11:21
tovo ( 19/07/2006 13:26)
Hanao vacances iray volana any Antsiranana aho manomboka ny 24 jolay ka mitady namana hifanerasera fa ny ankabeazan'ny vehivavy any mantsy tsy miraharaha ny gasy kely fa ny vahiny be vola ihany no ifa... tohiny
novalian'i prime ny 24/08/2006 08:51
iartistika ( 18/07/2006 12:59)
Mba mitady olona mipetraka any milan sy torino ( turin) raha mba misy ato oh!! sôtra!!... tohiny
novalian'i kelly13 ny 28/07/2006 04:48
tslem ( 17/07/2006 16:50)
Mbola misy tsy mety kely ilay daty, niverina 17/07/2006 ndray, ataoko eto dia mba hitan'ny tomponandraikitra fa mety sahirana izy ka mbola tsy voahitsiny ny daty,tsy mora ny manao zavatra :P... tohiny
tsito ( 17/07/2006 08:47)
manaoana daholo nareo. Sao mba misy mahalala ny eglise evangelique shine ianareo. Pasteur Patrick no mitondra azy.Mijery sy mitady site mety vakiana momba azy aho fa tsy mahita mintsy. Mba te ahalala ... tohiny
novalian'i tsito ny 12/09/2006 15:24
fasaly ( 12/07/2006 03:56)
malahelo an'i sasa sahady aho zany!!!!:cry::cry::cry::cry::cry::cry::snif::snif::snif::snif::snif::snif:... tohiny
novalian'i prime ny 22/08/2006 11:13
xxx ( 10/07/2006 14:33)
:*karakory jiaby o saika mba hanontany re fa izaho dia viavy tia mihira sy mitsinjaka;izao dia mitady manangy na lilahy tia mihira na mamoronkira misaotra mialoha... tohiny
ravins ( 07/07/2006 16:07)
Tena mangina laotra iza fa valio eh .Indridra fa any izay mahatsa fa tsisy mahavitatena ny olona rehetra .Sa ahoana ozy nareo .... tohiny
novalian'i prime ny 01/08/2006 10:52
lebatoto ( 05/07/2006 07:45)
mitady an i rtoa kely hitako tao auray nivarotra arts malagasy mipetraka ao pontivy.ka sendra mahalala azy ianareo.... tohiny
novalian'i sarobidy ny 06/07/2006 05:41
Aino ( 29/06/2006 12:34)
ity izany hono ilay tononkalo tary @ tononkalo vetso tary tsy tadidiko hintsony hoe iza no nanoratra ahy, fa dia manotany tena aho fa tao ny ankabehazany hireto sipa voatonona ato hireto to samy tsy m... tohiny
atiah ( 27/06/2006 10:38)
c'est les vac alors si vous partez dans la même direction que moi ça vous direz de faire un bout de chemin ensemble ... tohiny
novalian'i prime ny 04/07/2006 12:02
rorojo ( 27/06/2006 04:25)
Nanome fahafahana 12 volana ireo gadra voatsara ny filohan'ny Repoblika. Maro ireo nanome fanakianana izany fa nitady ny amnistie faobe. Mipetraka ny fanontaniana: ireo mitady izany ve dia sahy milaza... tohiny
novalian'i prime ny 28/06/2006 11:10
bedy ( 23/06/2006 10:06)
Faly tonga soa eto amin'ny forum serasera e! Inona ny vaovao. Mitady namana tena namana hifaneraserana lahy, eto Dago na avy any am_pitandranomasina. Valio raha toa ianao te hifandray amiko. Misao... tohiny
novalian'i prime ny 14/07/2006 10:15
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1564