Antson'ny fo

nathi ( 27/08/2006 06:01)
salu daolo e!! mba mitady lay tononkiran'i fanja andriamanantena hoe ampindramo iny zay hirain'i mika sy davis franklin azafady e!! misaotra mialoha e!!... tohiny
cutie ( 23/08/2006 23:46)
Ze mpifandefa hafatra @degree de mba andefaso hafatra kely za fa misy hafatra tiako ampitaina @ nareo :*:*:*... tohiny
novalian'i cutie ny 17/11/2006 21:06
diamondra27 ( 21/08/2006 14:36)
jereo ity nahazo andrazazavavy fa mampalahelo ka de aza manaonao foana re, aza mamoha ny fitiavana raha tsy efa fotoany fa mampalahelo ny toy izao http://www.wanadoo.mg/factu.php?articleId=278902... tohiny
novalian'i prime ny 31/10/2006 14:07
eraina ( 21/08/2006 03:17)
Salut daôly ho antsika eto dago efa samy mahay angamba fa misy jeux antsoina hoe objet mystère ao @ radio MBS,raha t@ farany teo dia tena hita fa misy tsikombakomba ilay jeux ataon'ireo mpanomana a... tohiny
novalian'i Fiffi ny 09/11/2006 10:35
mika117 ( 20/08/2006 10:25)
iza kay nareo no mety mahita logiciel ipmrimante dell marque A 920; izay mba mahita dia mba hatoroy hevitra ny bandy fa tena very lay izy e! dia misaotra mialoha... tohiny
novalian'i nanourand ny 19/09/2006 13:37
diamondra27 ( 17/08/2006 08:26)
mba te-hanoratra ho an'i rakaroka manokana aho fa misy teny tiako ho lazaina anao fa tsy tiako lazaina en public le any @ finoana sy fivavahana azonao atao ve ny mametraka hafatra ho ahy mba ahazo... tohiny
novalian'i Fiffi ny 17/09/2006 13:54
kelly13 ( 14/08/2006 07:39)
kisss elah d miciii bcp fa voaray soamantsara le zvt ankia a!!!! taitra b za nahita le izy klou hoe "inn ary ty zvt ty" d nijery ny cachet de la poste d toundé azoko antsaina hihihi!!!! micii ankia a... tohiny
novalian'i prime ny 31/08/2006 14:26
miangalyandria ( 14/08/2006 06:01)
Tratry ny fety lesy a ! :-*:-* dia mirary soa be dia be ho an'là dia mahazoa izay irina ary indrindra indrindra mirary ny tany handry fahalemana any amin'ny misy an'lisany any bisoooooooouuuuusssss b... tohiny
novalian'i mamafara ny 23/08/2006 12:41
xxx ( 12/08/2006 10:04)
mitady an'i "lalao" namana tao @ "club du jeudri" aho.misaotra anao mamaly ny antsoko.... tohiny
miafina ( 12/08/2006 07:07)
Miarahaba anareo rehetra. Izahay dia monina eto frantsa, manan-janaka roa miteny gasy daholo, ary mitady zaza malagasy miteny gasy mba hifanerasera @ izy ireo. Zaza malagasy tadiavina : 4 ka h@ 10 ta... tohiny
novalian'i Fiffi ny 21/10/2006 07:44
xxx ( 08/08/2006 22:26)
SAO RE DE MBA FANTATRAREO I RAJANSON NAMBININA ZANAKA MEDSSINSPECTEUR EFA AVY NIPETRAKA TANY MAROANTSETRA IZY TALO,MANANA RAHAVAVY ATAO HOE TAHINA sy SOSO ARY ANADAHY ANDY IZAY... tohiny
novalian'i prime ny 03/11/2006 09:33
bmw307 ( 08/08/2006 22:08)
EFA ELA IZAY NO NAHAFANTARAKO IZANY ATAO HOE FITIA IZANY NEFA HATRAMIN'IZAO AHO MBOLA TSY MBOLA NAHITA TSIRONY IZANY ATAO HOE FITIAVANA IZANY NEFA AHO MBA TEHITIA OLONA (VAVY)... tohiny
novalian'i prime ny 03/11/2006 09:29
wanted6 ( 08/08/2006 10:23)
salut mba ampio ry reto za fa mafy ty mahazo a! tsy izany mantsy fa t@ le soirée dj rodman sy dj lova iny dia nandeha tany za ary nahita olona iray zay tena tiako tokoa vao nifampijery izahay dia hi... tohiny
vale ( 06/08/2006 14:16)
Ary mba nankaiza hoà i Lapino izay elaela tsy hita:°), i Mandrindra koa?:wink:... tohiny
kelly13 ( 06/08/2006 06:15)
joyeux anniversaire ankia ry malala aaaa!!:* :* :* d ho tratra ny ela indrindra!!... tohiny
novalian'i Fiffi ny 25/10/2006 16:20
Herimiafina ( 05/08/2006 15:30)
memerz, pika, pitchou, zama91, sns.... Mba ilazao vaovao fa manina e! :roll:... tohiny
novalian'i Fiffi ny 18/09/2006 16:30
doria ( 05/08/2006 12:23)
Hono ho oa é! efa nisy taminareo teto ve nividy zavatra t@ mondial prox ??? de mba voaray soamatsara ve ze nalefa na entana na bon d'achat ???? tsy zany manko fa misy fianakavina marary de oe saika ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 10/08/2006 11:34
ssounn ( 04/08/2006 23:51)
salama daholo sao mba misy mahalala i raharimalala charline dit farakely mpianatra sy interne tao @ lycee mantasoa vers 1975-1977 misaotra mialoha @ valiny... tohiny
novalian'i ssounn ny 06/08/2006 20:45
Fiffi ( 04/08/2006 13:15)
Misy namako zay mahita hevitra foana izy hahatongavany aty amiko . Tsy misy maharatsy an'izany aloha fa mahafinaritra hoe mba misy namana mamangy. Saingy zao: ohatra @ 8ora alina izy miantso hoe ho... tohiny
novalian'i prime ny 20/09/2006 11:16
soasoafy ( 03/08/2006 10:15)
inona no maha-samihafa ny ol sarotahotra sy sarokenatra ary inona no itovizany ?... tohiny
novalian'i prime ny 20/09/2006 11:13
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1385