Antson'ny fo

diamondra27 ( 03/12/2006 22:27)
miarahaba anao za e!bon annif 4/12/06 ;-);-) :-*:-*... tohiny
novalian'i exdadabe ny 11/12/2006 03:22
salmo ( 01/12/2006 12:50)
Betsaka ny firenena mitongilana ao anatiny toe-karena sy fahatrana. Be dia be ny olom-belona matiny tsy fihinana sakafo sy ny aretina (oh:SIDA). http://www.youtube.com/watch?v=elNTqkW3cSU&mode=re... tohiny
novalian'i Zina ny 03/12/2006 23:50
totofy ( 30/11/2006 22:12)
(l)(l)(l)(l)(l)(l)(l)(l)(l)(l)(l)(l) ho an' ilay namako beuuuuu izay , androany 01/12 Happy Birthday(l)(l)(l)(l) joyeux Anniversaire(l)(l) arahabaina tratry ny tsingerintaona nahaterahanao(l) :*:... tohiny
novalian'i Fiffi ny 02/12/2006 21:24
Pejih ( 30/11/2006 14:17)
:?8;-)Ny tsirony, ny poziny, ny ................ tohiny
novalian'i Fiffi ny 08/12/2006 13:09
mimich ( 28/11/2006 05:41)
miarahaba an'i ari.malala sy sera tratry ny tsingerin-taona nahaterahana:-*:-* , ho lava andro iainana ary mirary ny soa sy ny tsara ho anareo ombam-pitahian'Izy Tompo. dia mirary soa ihany koa ho ... tohiny
novalian'i sera ny 08/12/2006 10:41
popeye ( 23/11/2006 18:11)
Miantso antsika rehetra mpiara-mianatra fahiny tao @ [b]TD6 Lycée Jules Ferry taom-pianarana 1985-1986[/b] mba hanoratra sy hanome ny adresse mail-tsika amin'i ramorasata@gmail.com mba hanomanantsika... tohiny
novalian'i andrea ny 01/12/2006 15:01
fasaly ( 22/11/2006 17:37)
mitady namana hanao tsena krismasy, hividy girlandy sy sapin ary kilalao:roll::roll::roll::roll::?:?:?... tohiny
novalian'i henrie ny 05/02/2007 20:39
tsaiva ( 22/11/2006 15:29)
mila namana re za zareo an, efa ela b no tato de bola tsy misy namana foana ... tohiny
novalian'i henrie ny 07/02/2007 20:10
mandrindra ( 22/11/2006 15:09)
efa be mpiresaka eto ny dite ka lasan'eritreitra aho hoe maninona moa raha asiana fiarahana misotro dite. io mantsy tsy dia mila fanomanana fa samy mitondra dite sy mofo hanohanana azy dia vita e. amp... tohiny
novalian'i ninih ny 28/11/2006 15:47
kelly13 ( 21/11/2006 19:50)
.... i mamzelkely fa malahelo mafy azy za!!! ari.malala>ataovinjy tonga any ny afatra sao b kibo eo njy! hihihhi... tohiny
novalian'i Fiffi ny 02/12/2006 18:48
cutie ( 21/11/2006 00:07)
novalian'i Fiffi ny 24/11/2006 21:04
cutie ( 17/11/2006 01:28)
booboo ( 14/11/2006 19:33)
Mba te hifampiresaka @ namana mipetraka any na manodidina an'i Pau zà ô ! Raha misy ao Oloron-Sainte-Marie dia vao maika tsara beeeeee mihitsy :D :)... tohiny
novalian'i Fiffi ny 28/11/2006 05:49
fanaina ( 12/11/2006 17:57)
arabaina i tooki tratrin'ny tsingerin-taona!!:-*:-*:-*... tohiny
novalian'i degree ny 17/11/2006 20:22
fanaina ( 12/11/2006 17:44)
hummm tena manina sy te haeno be any hirany ny ainga nefa tsy manana!! ... tohiny
novalian'i Aino ny 16/11/2006 15:31
fanaina ( 12/11/2006 17:36)
mafinaritra ahy ny manao esport karazany betrabetraka fa tena lafo be ny any @club nefa ny publique vitsy ny grup feminin, izany hoe nisy ihany teo aloha fa efa rava dol. ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 16/11/2006 12:09
salmo ( 10/11/2006 18:07)
Vohalohany http://www.youtube.com/watch?v=OnIYgn8MKjo faharoa http://www.youtube.com/watch?v=aqJU8K5qHX8 fahatelo http://www.youtube.com/watch?v=XmITw1Iupqo Fahaefatra http://www.youtube.com/watch?v=W... tohiny
novalian'i Fiffi ny 16/11/2006 21:25
jampela ( 08/11/2006 06:56)
MISAOTRA ERAM-PO ERAN-TSAINA NY NAMANA REHETRA ATO @ SERASERA FA TENA OLON-KENDRY IANAREO NAMALY NY ANTSO! ... tohiny
novalian'i titis ny 16/11/2006 20:05
colar ( 03/11/2006 20:37)
antson fo ty ra ol a,ary efa ho lava, antso1,hoanao zay mamaly de miomana fa ho avy any aminao ny we zao sy zao iny,antso2:tandremo fa tsy lavittra anao ny hanimba ny fahasambaranao,antso3: mety ho ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 20/11/2006 06:49
rariri ( 01/11/2006 12:46)
Antso ofisialy ho an'ny tomazefa:arrow:... tohiny
novalian'i rariri ny 08/01/2007 14:04
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1001