Antson'ny fo
nikopol
(
23/03/2007 11:20)
Ohatra'ny ho seul aho amin'ty week end ty ka raha misy namana vehivavy mafatra-po dia raisiko an-tanadroa ...
Misaotra anao dieny mialoha
PS/ Tsy misy vidi-pidirana fa akanjo mihaja fotsiny...
suite
répondu par Fiffi le 23/03/2007 22:02
soanja
(
20/03/2007 05:05)
Hello, Inona no mba azontsika atao miaraka mba hanampiana ny tra-boina any Mada noho izao fandalovan'ny rivodoza izao?
Misaotra indrindra.
PS: Raha menamenatra ianao manoratra ny hevitrao eto dia v...
suite
répondu par Fiffi le 25/03/2007 06:58
ratonga
(
16/03/2007 23:51)
:*[img]http://yelims1.free.fr/Animaux/Chat01.gif[/img][img]http://yelims1.free.fr/Animaux/Animaux37.gif[/img]
[img]http://yelims2.free.fr/Fete/Anniversaire10.gif[/img] [img]http:/...
suite
répondu par cutie le 24/03/2007 19:40
jennica
(
16/03/2007 19:54)
mila mita dia olo tiana aho
...
suite
répondu par Fiffi le 25/03/2007 06:58
Fiffi
(
14/03/2007 23:40)
Miarahaba an'i ravatorano sy sipagasy ary ireo namana zay androany ny annif-ny.....de samy ho tahian'Andriamanitra daholo.
[img]http://yelims2.free.fr/Fete/Fete08.gif[/img] [img]http://yelims2.fr...
suite
répondu par Fiffi le 24/03/2007 17:25
fanaina
(
12/03/2007 14:45)
ho any hireo namako sy piara mitafa aminko isan-andro any @ hafatra dia miala tsiny aloha raha tsy mamaly tsony fa misy blem ny @conections ka na afaka mamaly aza aho dia tsy mety lasa ilay izy!!
...
suite
répondu par fanaina le 03/04/2007 19:10
vale
(
11/03/2007 01:55)
Faly miarahaba :-* an'ny namana Methode tratry ny tsingerin-taona androany ..de ho an'izay tonga fety androany koa oohh..!.. Levy koa:-* (raha mahita an'ity hafatra ty..); ...HAPPY BIRTHDAY éee..!:wi...
suite
répondu par Fiffi le 23/03/2007 16:36
oldine
(
09/03/2007 11:08)
Miarahaba antsika rehetra.
Izaho dia tia ny hiran'ny NY RAILOVY fahiny ka misongadina amin'izany ny feon'Jerome Randria na Andriamahatana Jerome.
Noho ny fitiavako an'io tarika io dia lasa nitovitov...
suite
répondu par xxx le 29/03/2007 16:41
booboo
(
07/03/2007 14:52)
Mandrindra hoà tô ty hita popoka tsony e ? ...
suite
répondu par Fiffi le 25/03/2007 07:25
exdadabe
(
05/03/2007 12:58)
mba nakaiza aza i diamondra27 :cry:...
suite
répondu par Fiffi le 15/03/2007 06:18
xxx
(
03/03/2007 16:41)
répondu par Fiffi le 07/03/2007 18:25
xxx
(
03/03/2007 10:58)
répondu par Fiffi le 09/03/2007 10:17
xxx
(
02/03/2007 14:49)
ty ny fokoooooooo! omeko anao...
ze t aime be , fitiavana e!
.......
suite
répondu par Fiffi le 18/03/2007 20:30
tslem
(
28/02/2007 12:20)
:-D:-D:-D
http://serasera.org/forum/?rub=dinika/message&msgid=m45e4a1b8eb484
naningana mbaliana fa tsy manin :-D:-D:-D...
suite
répondu par sitlo le 05/03/2007 20:20
sitlo
(
28/02/2007 03:49)
Arahaba tratry ny tsingeritaona nahaterahana.
KALAMITIA (zany ny kofafa)
rabaradaka (zany ny gazetim-panjakana)
tracy (zany ny baoty)
ary soffia (zany ny moknazy)
:-D
nisinisy mihitsy tandro...
suite
répondu par Mmamisoa le 01/03/2007 10:12
Stretch
(
27/02/2007 21:25)
[img]http://www.gasykamanja.com/ecarte1/images/small 1103105799rosecard.jpg[/img]...
suite
répondu par sitlo le 28/02/2007 22:58
tslem
(
26/02/2007 12:39)
répondu par sitlo le 03/03/2007 18:28
sakaizakely
(
25/02/2007 21:59)
mijery Zone interdite za zany dia mikaraikona mitsy ny vavoniko. Kaly bonne be ato izany nendry Bocuse, Fauchon, Ducasse sns...
Noana aho e :-/ :-/ :-/...
suite
répondu par Fiffi le 04/03/2007 17:48
tslem
(
23/02/2007 18:53)
Ary mba nankaiza ho ah boubounezy e? ...
suite
répondu par nolalaina le 15/03/2007 09:03
colar
(
21/02/2007 18:44)
mila akama mipetraka aty europa,ho ampirevena sy hiara hivazo,na lahy na vavy,ra la ampirevena py,ra vavy ampirevena glasy,week end ihany fa ny ankotrizay tsy afaka,mba te hampirevy fotsiny e,ho hita ...
suite
répondu par Stretch le 23/02/2007 14:59
