Fanampiana tra-boina?

1. soanja ( 20/03/2007 05:05)
Hello, Inona no mba azontsika atao miaraka mba hanampiana ny tra-boina any Mada noho izao fandalovan'ny rivodoza izao?
Misaotra indrindra.
PS: Raha menamenatra ianao manoratra ny hevitrao eto dia vonona aho handray azy any amin'ny mail-ko.

novalian'i Fiffi ny 25/03/2007 06:58
2. naritsimba ( 20/03/2007 06:12)
soanja< ny hevitra atoroko dia izao: raha hanao fanampiana ianareo dia sahiko ny miteny fa aza alefa any @ Conseils National de Secours izany na CNS, fa ny zavatra hita dia tena tsy tonga any @ tokony omena azy ny fanampiana fa dia lany ataon-drizareo frais sy sakafo eny an-dalana fotsiny ary ny tena mampalahelo aza dia entina andokafana olona ilay izy, raha ianareo mpanome moa no mahazo doka dia tena tsara be, fa saingy ilay mpanome adino na dia lazaina @ radio sy Tele ihany aza ny anarana, fa ny fitantanana dia tsy misy fiovana aloha hatramin'izao.
Ny tsara dia raha misy olona mandeha mankaty Madagasikara dia ampitondraina azy dia omeny mivantana ny traboina ary tsy vola fa zavatra no omena raha vola moa dia tonga dia hividianana zavatra
ohatra hoe:akanjo, sakafo sns.
3. booboo ( 20/03/2007 08:05)
miombon-kevitra
4. xxx ( 20/03/2007 12:40)
efa manampy izahay

manaova association aty andafy(siège) de any dago koa misy(le zanaka), de io asso any dago io no mandray ny fanampiana fa tsy ny CNS etc... de @izay tsy very fa voaaramaso ny zavatra alefa ary azon'ny donateur angatahina rapport raha ilaina izany.
Tsy resaka lamba sy sakafo fa mety zavatra hafa ihany koa azo atao iarahana @ ny any antoerana

manaova tahaka ny ataonay

Mahereza daaholo
:-*
5. rush ( 20/03/2007 12:55)
soanja a! anontanio i fiffi fa izy mikarakara association karitative momba an'io e!
6. xxx ( 20/03/2007 18:09)
8O8O8O
7. Vahinala ( 20/03/2007 18:45)
Marina mintsy ny any Naritsimba, avy hatrany dia zavatra mivaingana no atolotra ireny olona ireny sady maro mihitsy izy amzao, ezaka very maina raha hoe vola no omena ohatra alefa amreny association soit disant hoe mpikarakara ny sahirana ireny satria dia any ampaosindry zareo ireny no mandeha fa tsy tonga any am ilana azy akory. Asiana bureau iray ho any solontenany mpikambana ato am serasera ohatra eto Mada, ny aty antoerana samy manome izay fohy moa ny any ivelany mitady hevitra hanangonana izay fanomezana ary andefasana azy aty dia miaraka zaraina.
8. soanja ( 21/03/2007 03:56)
xxx:

8O8O8O


inn ndray zay olana?


9. soanja ( 21/03/2007 04:00)
xxx:

efa manampy izahay

manaova association aty andafy(siège) de any dago koa misy(le zanaka), de io asso any dago io no mandray ny fanampiana fa tsy ny CNS etc... de @izay tsy very fa voaaramaso ny zavatra alefa ary azon'ny donateur angatahina rapport raha ilaina izany.
Tsy resaka lamba sy sakafo fa mety zavatra hafa ihany koa azo atao iarahana @ ny any antoerana

manaova tahaka ny ataonay

Mahereza daaholo
:-*


Misaotra nanazava fa maninona kay raha mba fantatra izany ianao de amzay any izahay manome le fanampiana? Sa ve tsy maintsy manangana hafa izahay vao mety?
Zah aloha efa manana association any sy aty fa ny antony ilazako eto dia ho antsika rehetra eto. Ho fanentanana e. Soa mba misy te hanampy na efa misy any de manampy zah. Ny anay mantsy hafa ny mission fa tsy le manolotra fotsiny de miala. Tsy mety amin'ny tra-boina izany e.

Fiffi o> Inona aky no azo atao? Afaka manome hevitra ve injy?


10. soanja ( 21/03/2007 04:01)
naritsimba:

soanja< ny hevitra atoroko dia izao: raha hanao fanampiana ianareo dia sahiko ny miteny fa aza alefa any @ Conseils National de Secours izany na CNS, fa ny zavatra hita dia tena tsy tonga any @ tokony omena azy ny fanampiana fa dia lany ataon-drizareo frais sy sakafo eny an-dalana fotsiny ary ny tena mampalahelo aza dia entina andokafana olona ilay izy, raha ianareo mpanome moa no mahazo doka dia tena tsara be, fa saingy ilay mpanome adino na dia lazaina @ radio sy Tele ihany aza ny anarana, fa ny fitantanana dia tsy misy fiovana aloha hatramin'izao.
Ny tsara dia raha misy olona mandeha mankaty Madagasikara dia ampitondraina azy dia omeny mivantana ny traboina ary tsy vola fa zavatra no omena raha vola moa dia tonga dia hividianana zavatra
ohatra hoe:akanjo, sakafo sns.


Misaotra amin'ny toroheveitra Naritsimba a.
Andraso ary aloha hijery sao efa misy namana afaka manampy eto.

11. Fiffi ( 21/03/2007 20:45)
soanja:

Fiffi o> Inona aky no azo atao? Afaka manome hevitra ve injy?
soanja: heu....zany hoe manao kermesse izahay sy braderie , loto , bdb ny zavatra hataon'ny association miaraka @ FRAT aty @ misy ahy aty ka ny benef azo @ io de lasa any dago daholo....


12. Fiffi ( 21/03/2007 20:46)
hadinoko koh an ! miaraka @ croix rouge io.
13. dongadonga ( 25/03/2007 04:01)
aza de variana miady hevitra eo nareo fa halefaso haingana le fanampiana ,fa tena mijaly be mahintsiny zahay tsy manankialofana intsony ,raisinay @ (l)madio na vola na fitafiana na sakafo na ....hii hhiih sns eh ,tsy mandà fanomezana zahay an ,zara aza misy anareo malalan-tanana ,de misaotra eeh=D=D=D
14. Fiffi ( 25/03/2007 06:58)
ndryyyy....:-*:-*:-*:-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1428