Antson'ny fo
ari.malala
(
17/04/2007 13:49)
Miarahaba
Tsy haiko na ato no tokony hametrahako an'ity, fa mitady trano, kartié Mahamasina na manodidina, efitra 2, misy rano sy jiro, misaotra mialoha e!...
suite
répondu par xxx le 19/04/2007 14:58
sakaizakely
(
14/04/2007 20:41)
[URL=http://imageshack.us][IMG]http://img403.imageshack.us/img403/2399/annivmc6.gif[/IMG][/URL]
http://www.youtube.com/watch?v=hF1ZtSJARhk&mode=related&search=...
suite
répondu par Fiffi le 25/04/2007 21:24
kelly13
(
13/04/2007 16:49)
... fa d joyeux anniversaire ANARIM d alefaso sera² eto ny gato e :)...
suite
répondu par Fiffi le 19/04/2007 12:15
doria
(
12/04/2007 14:21)
Manao ahoana daholo !
asa raha ato no tokony hametrahako an'ity na aiza , fa mba mitady ny adiresy web zareo za raha misy mahafantatra .
Raha misy afaka manoro mpanao gateau mariazy tsara enareo de ...
suite
répondu par nathie86 le 13/04/2007 11:59
Aino
(
12/04/2007 13:44)
ho anareo namana izay manana sary ka raha toaka misy tsikerako!!
izaho be vazivazy ka aza raisina ho zavatra hafa raha misy resaka somary mananiany na hafahafa fa tsy ho enkory manaratsy na anao iz...
suite
répondu par Aino le 15/04/2007 15:19
xxx
(
12/04/2007 08:24)
Mba ampidiriko eto ity dinika ity fa vitsy mpitsidika, vonjy aina izy ity rey olona ô.Misaotra antsika rejetra.
http://serasera.org/forum/?rub=dinika/message&msgid=m46093fa1b4c13...
suite
répondu par nathie86 le 16/04/2007 08:34
cutie
(
11/04/2007 20:11)
hihihihihi
bon anniversaire akia a :-*:-*:-*:-*:-*
de andaharo hira milay ao a :lol::lol::lol::lol:...
suite
répondu par lancia le 17/04/2007 13:24
dadie
(
10/04/2007 11:12)
[quote]Mpandefa : mzksoa
Daty : 09/04/2007 15:30:09 (ora malagasy)
sali
eny alia vao teraka mitsy a zao vao 2sem zay
lahy kely[/quote]
Faly mampandre ny namana rehetra ato am sera2 ny...
suite
répondu par Tokinao le 13/04/2007 09:13
ftma
(
09/04/2007 10:41)
Joyeux anniversaire copine, Mirary ny soa indrindra ary ho tratr'antitra e , :-*:-*:-*...
suite
répondu par ftma le 18/04/2007 21:51
cutie
(
09/04/2007 04:23)
répondu par cutie le 13/04/2007 20:43
salmo1
(
09/04/2007 01:51)
Hoy lay sekreterany i Papa:
- Inona ntsony leisy no tsy hanany elah @ ity fiainana ity ry salmo1:?: i Papa sy i Maman tena ti be anao, ny Fianakavianao faly be daholo sady feno fitiavana be amina...
suite
répondu par xxx le 15/04/2007 19:58
cutie
(
08/04/2007 23:19)
répondu par lancia le 16/04/2007 12:01
Stretch
(
07/04/2007 15:24)
Eny fa na lasa nitsivaingavainga eran'ny tampon tanety any nareo rehetra de tsaroana sy arahabaina jiabijiaby [IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Amour/smileys1203.gif[/IMG]
[img]http://www.ga...
suite
répondu par paris10 le 08/04/2007 18:35
Aino
(
06/04/2007 19:05)
andro any ve ranga vao mba tonga ny antso hoe.
http://www.RNS-CEN.COM/
dia midika izany fa tsy afaka mande ny tena eh!! tara laotra, nefa hisaorako manokana any ilay nampita ny vaovao( de fanja na...
suite
répondu par colar le 09/04/2007 06:28
salmo1
(
06/04/2007 17:22)
a- ENY, tena tiako be mihintsy, sady mapte :-* zany ra bandy.
b- ENY, fa idraindray masosotra manao resan-jaza...
c- Tsia, fa tiako hatao namana.
d- Tsia, sady tsy tiako ho hita maso, na mah...
suite
répondu par lancia le 13/04/2007 12:15
hajarivo7
(
02/04/2007 10:25)
zao ni momba ànà : lehila 1m70,75kgs;28ans ,zara2 hoditra, tsotra volo,mipetraha eto Antananarivo
. ni OL tedaviko de fotsi na zara2,tsotra volo sadi lavavolo ,mba valio ri reto a . ...
suite
répondu par Aino le 06/04/2007 19:15
xxx
(
31/03/2007 22:00)
bonanifffffffffffffffffff! i fiffi sy ratonga e! ho tratry ny taona mitsingerina indray eeeeee!:-*:-*:-*:*:*:*:*(l)(l)(l):^):^):^)...
suite
répondu par Fiffi le 10/04/2007 06:59
Fiffi
(
29/03/2007 06:07)
[img]http://yelims2.free.fr/Fete/Fete08.gif[/img] [img]http://yelims2.free.fr/Fete/Anniversaire01.gif[/img] [img]http://yelims2.free.fr/Fete/Anniversaire02.gif[/img] [img]http://yelims2.free.f...
suite
répondu par Fiffi le 03/04/2007 19:16
cutie
(
26/03/2007 01:05)
bon anniversaire akia fanja a :-*:-*:-*:-*
tsy haiko na mbola miditra ato njy fa mahatsiaro foana ny aty.
Alefa eto ihany ny fiarabana sao de miditra tampoka njy hihihihi
:-*:-*:-*:-*:-*...
suite
répondu par karinah le 02/04/2007 22:30
simplex
(
24/03/2007 22:16)
kiiiiiiiiiiiiiiii, kay annif an'i rasit androany kle :P
arabaina lesy eee :-*:-*
d mirary soa, hitombo FAHENDRENA, ;-)
ho tratry ny taona e :°)
"[i]atsipy ny tady eny antandroky ny omby, atsi...
suite
répondu par niryna le 03/05/2007 05:11
