Antson'ny fo

ratonga ( 20/06/2007 12:49)
bônaniverséra nareo rolah:-*... tohiny
novalian'i sympa ny 29/06/2007 11:08
nikopol ( 20/06/2007 07:52)
Manana volotratra telo lava be mihintsy aho eo akaikin’ny lohanonoko avia eo. Hatraminy nahakely ahy dia efa teo hono ireo, ary nisy olona nilaza tamin’i mamanay fa mariky ny fanambinana hono ireo... tohiny
novalian'i sympa ny 21/06/2007 14:12
marozevo ( 18/06/2007 17:20)
Sao dia mba misy mpianatra teny amin'ny NDA Antsirabe tamin'ny taona 1978 - 1983 eto ? Izay tao dia mahafantatra tsara hoe inona io NDA io.... tohiny
novalian'i lloyd ny 26/08/2007 13:34
pisokelindada ( 17/06/2007 17:35)
si tu vois c mess c paske ts aiko n mampiasa an ty zvtra ty hoa fa ampio a!:!::cry:... tohiny
novalian'i sympa ny 21/06/2007 00:35
pisokelindada ( 17/06/2007 17:30)
mitady an'i audodo69 o ... tohiny
novalian'i sympa ny 19/06/2007 08:51
pissoa ( 16/06/2007 21:58)
Arabaina izay efa Ray sy mbola ho ray rehetra fa fetinareo hono androany ! Dia mirary soa ho anareo hatrany ! Tsy hadino koa ny Ray am-panahy :-*:-*:-* [img]http://i22.photobucket.com/albums/b3... tohiny
novalian'i sympa ny 19/06/2007 22:10
sympa ( 16/06/2007 13:03)
Misaotra anareo rehetra moa zany ny tenako t@ ireo toro hevitra maro izay nomenareo ahy ireny. Tena tsy maintsy nisintaka kely aho satria tsy maintsy naka aina kely klo izao teo. Fa izao aloa de efa e... tohiny
novalian'i sympa ny 19/06/2007 07:01
fasaly ( 14/06/2007 14:50)
faly miarahabé anareo dool ndray ny mpiforum raika mafàna fo ooooô! de eto indray izany tsy tsy ankiala ô! biz be daholo nareo fa ny feu de l'amour mitohy ihany:wink::-*:-*:-*:-*:-*:^)... tohiny
novalian'i sympa ny 27/06/2007 16:28
nikopol ( 11/06/2007 20:54)
Mitady mpanao ody fitia mahay ... tohiny
novalian'i sympa ny 29/06/2007 12:07
diamondra27 ( 11/06/2007 16:56)
kala,cathy,mimoza,fasaly,bellla, innorky,rebecca HM,cosabuena,radoko,kitjo,totofy,loliony sns mbola be de be le namana fa andraso kely aloha fa lasa aiza doly aza ry zareo ... tohiny
novalian'i sympa ny 27/06/2007 21:30
sympa ( 11/06/2007 11:58)
Miala tsiny ry reto raha manoratra ity za fa otrany tena marary be mintsy ny foko ato. Nisy topic izay nijereko tao @ forum iray izay izay mitovy @ serasera ity ihany fa @ teny vazaha le izy. Na... tohiny
novalian'i sympa ny 06/07/2007 09:36
Fiffi ( 10/06/2007 18:47)
[color=#FF00FF][size=20]Bon annif akia Ikaretsaka fa tena saika hadino toi an ![/size][/color] :-*:-*:-*:-*... tohiny
novalian'i sympa ny 19/06/2007 22:26
nikopol ( 07/06/2007 13:37)
Nisy sipa izay tafaraka restaurant tamiko indray talata izay, ny sakafo nalainy angamba tamin’izay magret de canard. Nitsikiako izy, dia namaly ny tsikiko, ary nifampitsiky teo izahay. Latsaka ... tohiny
novalian'i sympa ny 16/06/2007 14:35
sympa ( 06/06/2007 22:45)
Bonne annif ry pimaso an :!: aiza adino ny manoraka gateau an :!: :^):^):^):^)... tohiny
novalian'i sympa ny 21/06/2007 01:10
sallyg56 ( 06/06/2007 11:32)
zoéz aniversair daolo ze teraka t@ 5 ju1 retraretra... tohiny
novalian'i Fiffi ny 07/06/2007 05:30
colar ( 05/06/2007 17:17)
fa gaga toko alo za fa to tsitako tsony fasaly,aiza aky njy fa malahelo anjy colar namanjy,... tohiny
novalian'i sympa ny 19/06/2007 23:36
ftma ( 05/06/2007 09:44)
Mba nisy nahita an'i simplex ve ianareo e sady tsy hita ato no tsy hita RVG Miverena less zandrikely fa malahelo zoky an :-*... tohiny
novalian'i sympa ny 06/06/2007 22:53
wooda ( 02/06/2007 23:55)
[i]Andro tsy toy ny zato ny andro androany kanefa kosa isan'andro amiko no tena fetin'i Neny! Bizz be ho anareo Neny rehetra izay mizaka ny jaly sy mitantaina lalandava @ fitaizana anay! na de ... tohiny
novalian'i sympa ny 29/06/2007 12:00
niryna ( 02/06/2007 00:57)
Miarahaba antsika rehetra namana sy ny reny rehetra tratry ny FETIN'NY RENY. Dia ho tratry ny andro manaraka indray e.(l)(l)(l)(l)... tohiny
novalian'i niryna ny 04/06/2007 04:47
xxx ( 01/06/2007 13:52)
Mitomany a fa tsitako tsony wa fasaly!!!!... tohiny
novalian'i sympa ny 19/06/2007 23:07
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1056