Antson'ny fo

sitlo ( 30/07/2007 14:35)
[center][IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Amour/smileys1264.gif[/IMG][/center] ... tohiny
novalian'i xxx ny 05/08/2007 14:11
booboo ( 28/07/2007 17:10)
Antson'ny fo ho an'zay scout eeeeeeee :°). Arabaina aby klou nahatratra ny Asaramanitra faha-100 taona n'ny scoutisme. Dia aza hadino ny manavao fanakena @ [b]1er Août rehefa vao miposaka[/b... tohiny
novalian'i booboo ny 15/08/2007 19:53
xxx ( 26/07/2007 06:49)
Manahoana daholo, mety tsy ho eto no tokony hanoratako ity fa mino aho fa na izany aza dia mety hamaly ahy ihany ianareo. Inona no hataoko fa tsy mety mandray sms avy any dago intsony ny tel ko. Mari... tohiny
novalian'i Ranix65 ny 29/08/2007 15:23
totofy ( 25/07/2007 18:17)
ho an' ny namana rehetra sy ny namako manokana teto amin' ny serasera :wink:(l)(l)(l)(l) afaka efatr'andro dia tsy hiserasera tsouny .. dia mametraka veloma dooly ... nahafinaritra ny fiarahana... tohiny
novalian'i raozylisy ny 02/08/2007 14:19
ari.malala ( 25/07/2007 07:45)
d mirary soa e! ary mba nankaiza marina moa izy zay e!... tohiny
novalian'i rvoulah ny 29/07/2007 08:05
lexi102 ( 24/07/2007 19:53)
Mba mangataka fitivana ré ry zaréo. Mba mitady sipa fa dé ory fitivana mitsy zâ. Izaho tsy mba sarotiny fa tovovavy éo am'1,60m,mitovytovy am'shakira na beyoncé mba tadiaviko. D m'saotra namaky ... tohiny
fijo ( 24/07/2007 19:28)
Salama daholo isika rehetra e, manao fisaorana ny namana rehetra eto ny tenako taorian'iny zavatra nitranga taminay iny.maro tokoa ny namana nandefa hafatra sy nampihonona ,ary ny namana tany mada mo... tohiny
novalian'i Fiffi ny 04/08/2007 12:50
melody ( 24/07/2007 14:34)
Clo Mahajanga. Le tout Mahajanga lui rend hommage ! 24-07-2007 / 08:42 La dépouille mortelle de Clo Mahajanga est arrivée très tôt lundi dans la capitale du Boina. Une veillée mortuaire fut ... tohiny
novalian'i UB40 ny 20/09/2007 01:51
simplex ( 22/07/2007 08:55)
...
tsy hitako izay lazaina fa te hitomany fotsiny ah :snif::snif::snif: ... tohiny
novalian'i miraymel ny 26/11/2007 03:27
sechat ( 12/07/2007 08:07)
novalian'i sympa ny 24/07/2007 00:46
ianao ( 07/07/2007 13:41)
Misy olona mahamanina ahy fa tsy fantatro mitsy anefa. Tsapako somary banga izany fiainako kanefa. Normale ve zany ra ny fahitanareo azy? ... tohiny
novalian'i Rajordri ny 26/10/2007 12:46
diamondra27 ( 04/07/2007 14:04)
kiss doly e! tena décidé zany e http://www.youtube.com/watch?v=Gegcrpp5RSs ... tohiny
ari.malala ( 02/07/2007 05:07)
Coucou fasaly; miarahaba sy manoroka anjy tratry ny tsingerin-taona nahaterahana aky de mirary soa bedabe hoandry a! :-*:-*:-*:-* d atov milay ny fety e!:-*-:*:-*:-*... tohiny
novalian'i fasaly ny 25/07/2007 18:56
Aino ( 01/07/2007 15:07)
izaho hoa t@ volana Mai teo iny saika ande ho any Londres, dia nividy Billets ho an-olona rao, avy @internet no matetika hividiananay azy dia mande tsara faona. tonga aza ny fotoana andehanana dia e... tohiny
novalian'i fanaina ny 03/07/2007 16:09
xxx ( 30/06/2007 10:51)
Fiffi>>>>>:*:*:*:*(l)(l)(l)(l):*:*:*... tohiny
novalian'i dadie ny 14/07/2007 19:04
Aino ( 29/06/2007 13:54)
gaga aho fa tsy misy hita hintsony ilay akama bonne taloha @chat hireny!! ... tohiny
novalian'i sympa ny 02/07/2007 08:54
pimaso ( 27/06/2007 10:31)
Quatre morts dans la voiture devenue folle C'est un spectacle horrible qu'ont découvert la nuit dernière, vers deux heures du matin, les secours qui arrivèrent quelque huit cents mètres aprÃ... tohiny
novalian'i sitlo ny 28/06/2007 23:43
vale ( 26/06/2007 22:45)
[img]http://yelims2.free.fr/Fete/Fete08.gif[/img] (l):-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*... tohiny
novalian'i sympa ny 02/07/2007 00:22
Aino ( 22/06/2007 13:50)
mirary vacances mafinaritra ho antsika rehetra dia mazotoa dol mandende sy manao izay mafinaritra any fony. ho anareo pi-forum dia mazotoa dol mi-forum. ho any izay miasa kosa dia mahereza ary mazot... tohiny
novalian'i sympa ny 03/07/2007 23:21
sympa ( 21/06/2007 01:32)
Tsy aiko fa ity misy tantara kely momba ny fikarohana an'i Fiffi http://www.grapheine.com/bombaytv/index.php?module=see&lang=fr&code=dfe51d0c667e74441efdb7a2ef8cfe44... tohiny
novalian'i Fiffi ny 01/08/2007 19:22
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1205