Antson'ny fo

boubounezy ( 28/08/2007 18:42)
:?:mba mitady ankizy niaranianatra t@ko tao @ lycée français tao bira ra mba misy ato é! nanomboka t@ 1976.:?::?: :?:... tohiny
diamondra27 ( 28/08/2007 09:52)
Faly miarahaba anao tratry ny fitsingerenan'ny taona nahaterahanao, ho tsarantitra hahita ny zanaka aman-jafy etc etc Tena tavela any dago any ve e! nefa ny gatô d'annif efa miandry :-P :-*:-... tohiny
novalian'i mbaliana ny 06/09/2007 09:37
rakaroka ( 27/08/2007 20:16)
"Marary mmmmmaaaaaffffy ny reniko am ora anoratako izao : voan'ny "metastase cerebrale"-cancer du sein/ fracture de fémur izy: mi-"surf" mandalina ny aretiny aho : :cry::cry::cry::cry::cry::cry::cr... tohiny
novalian'i tsikih ny 26/11/2007 22:05
kalina80 ( 25/08/2007 12:22)
6 mois izay ry reto no nahafatesan'ny reniko an , tampoka be loatra.Tena tiako io reniko io mamiko lotra, tsy nisy zvt tsy notantaraiko azy teo @ fiainako.Nanampy ahy teo @ fiainako izy, na ara bola n... tohiny
novalian'i pepelas ny 12/12/2007 14:51
diamondra27 ( 16/08/2007 19:49)
bizoroka be ho an'ny fahamarinana tsy manana tahiry intsony za fa aleo omena ihany ty e! :-*:-*:-*:-*:*:*:*:*(l) de tsy azo anoratana koa izy fa tsy manana ny momba azy sao de misy milaza ndray ... tohiny
novalian'i ni81 ny 07/07/2009 20:15
sympa ( 16/08/2007 13:13)
Manao salut ny rehetra njay ny aty ééé ;-) Ela² ihany manko ny tenanay no tsy tato izay :^) Raikitra injay zany ny vazovazo ato ééé :-P :-D:-D... tohiny
novalian'i nihary ny 09/09/2007 20:28
sipamola ( 16/08/2007 09:50)
Manao ahoana daholy. Zao ry reto a 37 taona zah zao manambady niteraka 2 lahy kely, za de mbola tsy nahita zay Reniko zay niteraka ahy nefa mbola velona soaman-tsara any izy!!! Isakiny ny manontany ... tohiny
novalian'i poussy3 ny 16/08/2007 16:35
SHOAN ( 14/08/2007 09:43)
:*Momban'ny "[u][i][b]BIZOURK[/b][/i][/u]" Ho an'ny namana serasera Tsara angamba raha haveriko amin'ny tény malagasy eto ilay soratra voatery nofafàn'ny webmasitera . momban'ny édito n° 102 ao... tohiny
novalian'i sympa ny 22/08/2007 20:15
tsiferanao ( 12/08/2007 15:14)
mafy zany an-tanin'ola zany! eh! msento tokana mba o fiononana!!!!!!!!!:cry::cry: ... tohiny
novalian'i UB40 ny 27/08/2007 14:38
balatom ( 12/08/2007 07:49)
Mbola vaovao eto @ serasera aho(Lehilahy).Maniry mafy aho ny hifandray aminao(vehivavy).raha mahaliana anao dia mba valio.:*... tohiny
novalian'i miraymel ny 26/11/2007 03:29
fanaina ( 11/08/2007 09:55)
malaelo ny te hody indray aho izany:oops:... tohiny
novalian'i bobone ny 28/08/2007 07:04
soanja ( 10/08/2007 19:39)
Tsy hay ny tsy hisaotra ny serasara nampisera ahy tamin'ny namako be dia be tany Dago. Ialana tsiny koa ho an'izay nampanantenaina fihaonana nefa tsy tratra. Ny manetsa be mbola ho avy an. Amin'ny ma... tohiny
novalian'i tianalala ny 07/09/2007 08:36
SHOAN ( 09/08/2007 08:20)
:* Bizourk à tous et à toutes :* Tsy voadika tamin'ny teny gasy. [i]Nahitsin'i hery[/i]... tohiny
novalian'i tess ny 20/12/2007 11:21
Fiffi ( 09/08/2007 05:53)
[size=18][color=#FF00FF]Joyeux anniversaire MBALIANA[/color][/size] [img]http://img172.imageshack.us/img172/8683/vvodeor7ry7yv7bj2.gif[/img] [img]http://img172.imageshack.us/img172/6753/dcfc0018ng... tohiny
novalian'i sympa ny 21/08/2007 11:43
diamondra27 ( 06/08/2007 10:44)
Dia faly miarahaba andry tratry ny fety dia enga anie ka hitombo taona be de be , lol = ho lava andro iainana re e! de hitombo retra retra ze tianjy Miala tsiny reitsy fa tsy afaka ni-déplacer fa... tohiny
novalian'i karinah ny 12/08/2007 19:58
Aino ( 03/08/2007 08:37)
salut dol indray nareo rehetra :-*:-*:-*:-*:-*... tohiny
novalian'i wooda ny 08/08/2007 22:28
sasa ( 01/08/2007 10:59)
Faly miarahaba an'i Bimanoa nahatratra i(l)zao anniversaire-ny izao, enga anie ka hitondra soa sy fahasalamana ho azy izao andro anio izao. Dia mirary anjy mba ho tanteraka ny faniarianjy rehetra. :... tohiny
novalian'i bimanoa ny 21/08/2007 14:25
Fiffi ( 01/08/2007 09:55)
[img]http://gs.smiliz.free.fr/08/Glits_f8c56969af4d0f9edd8b9428710f4296.gif[/img] antsika rehetra tsy misy ankanavaka njay zah an ! :) :-*:-*:-* [img]http://img77.imageshack.us/img77/3929/tywo0... tohiny
novalian'i Fiffi ny 05/08/2007 18:28
ANARIM ( 01/08/2007 09:33)
miarahaba! betsaka amintsika mpandalo ato amin'ny dinika ihany angamba ny mba mpiresaka mivantana ao amin'ny efitranon'ny karajia #serasera mampalahelo ny zavanisy voatsikaritro tato ho ato fa dia m... tohiny
novalian'i UB40 ny 27/08/2007 14:50
ftma ( 31/07/2007 21:29)
Lasa tsy nanao veloma hono naman'ny tezitra, mbola miverina eo ihany rehefa ... misaotra ireo namana tsy fohy indrindra ireo mpanome biz'oroka vokatry ny fo :D:-*:-*... tohiny
novalian'i sympa ny 19/08/2007 19:30
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.279