Antson'ny fo

ikalamako ( 01/12/2007 12:39)
Arahabaina tratry ny fitsingerenan'ny andro nahaterahanao ianao Arahabaina tratry ny fitsingerenan'ny andro nahaterahana ianao Arahabaina tratry ny fitsingerenan'ny andro nahaterahanao ianao ry Lapi... tohiny
novalian'i lapino ny 09/12/2007 10:18
tsiafoi1 ( 28/11/2007 13:02)
Ho feno ny fahasoavana rehetra njiko de ho tahin'Andriamanitra @'ny andro ho avy rehetra; Mazahoa zay irina rehetra ka mahasoa. Ary idd mazahoa vady tiana sy hiadanana! bisous(l)(l)(l)(l)(l)... tohiny
novalian'i sarobidy ny 01/12/2007 06:18
Valala ( 28/11/2007 04:58)
Bon anniversaire akia njy ry ari.malala d enga anie hombampahasoavan'Andriamanitra hatrany ianareo mianakavy kely,mirary soa sy fahasalamana ho anjy. :-*:-*:-*:-*:-*:-*:-* ... tohiny
melody ( 26/11/2007 13:00)
Nody mandry t@ alahady 25 teo ny rain'i Ratonga...aza misosoka alahelo dia mirary fiononana ho anao sy ny fianakavianao.. mahereza hatrany!:-*:-*... tohiny
novalian'i rvoulah ny 05/12/2007 07:37
soanja ( 22/11/2007 13:58)
Teny tsy mba valiana ny ahy fa aingam-panahy te hitroatra. Raha nitanjozotra nidina ny tendrombohitra aho omaly hamonjy fodiana, somary maika satria mamanala ny andro no nahatsikaritra ny setroky n... tohiny
novalian'i kofbay ny 26/11/2007 17:36
diamondra27 ( 22/11/2007 06:12)
miarahaba anao sy ny namana hafa tratry ny fety e! biz... tohiny
novalian'i tywa68 ny 22/11/2007 19:26
malaky ( 15/11/2007 07:03)
Efataona lasa izay no nifandraisko tamin'ny olona iray tato am serasera eh! atao mariazy amin'ny desambra izao izahay any madagasikara! d mirary soa antsika rehetra eh, ataovy matotra tsara ny seraser... tohiny
novalian'i kofbay ny 26/11/2007 17:48
tsiambaratelo ( 11/11/2007 13:01)
Za zany de tena vaovao be ato @site, avy eto LIBAN zany za,tsy mbola misy fantatro ny eto.Somary hafahafa ihany ny tena satria avy aty LIBAN(l)(l):lol::lol:... tohiny
novalian'i endrika01 ny 11/12/2007 12:22
boubounezy ( 08/11/2007 17:57)
tokony asina rubrika fety ny fitsi ngéranany tona mintsy eto fa misy annive fona isananjo m'sé Hery ô!:-P tsy aiko alou é!...:oops:... tohiny
novalian'i kallie ny 11/12/2007 11:01
lepetitbetsileo ( 08/11/2007 15:24)
Ahoana ny fandraisan-tsika ny hatanorana ho antsika mandalo azy @ zao fotaona izao ? Inona avy ireo zavatra maneligelina ny saina ? Ahoana ny hevitra sy ny soso-kevitra entin'ny olon-dehibe ?... tohiny
novalian'i kofbay ny 26/11/2007 18:24
openday ( 08/11/2007 13:57)
ombay mitady fitiavana re ol fa resy ara pitiavana a... tohiny
novalian'i yuka ny 09/12/2007 12:13
ari.malala ( 30/10/2007 12:30)
zao vao hitako fa bon anif ky sasa a! d anaova fety milay b d aza adino ny gato ako, ento am 10 nov;)... tohiny
novalian'i Valala ny 08/11/2007 14:13
fanaina ( 26/10/2007 16:54)
ny vidim-piainana misondrotra lava a,sady tsy misy sécurité intsony ny publique fa mitady hivadika biby ny olona sasany, lasa be mpangala-jaza be,trafic d'organes sy trafic de personnes, misy maro n... tohiny
novalian'i kofbay ny 26/11/2007 18:57
Rajordri ( 26/10/2007 12:54)
Omeo tsiky amin'ny teninao aho, Tsy miandry hehy aho fa miandry tsiky, Koa raha ny hehy no heverinao, aza tsiny hiangaviako tsy atao. ... tohiny
novalian'i miraymel ny 26/11/2007 03:12
bobone ( 24/10/2007 08:34)
Rakaroka /:(:cry::( @ fo feno alahelo tokoa no iarahanay miaraka ory aminao amin\'izao fahafatesan\'ny Reninao izao!(l)(l) mafy tokoa izany amin\'ny maha-olombelona ,ary tsy maintsy zakain\'ny manan... tohiny
novalian'i bobone ny 05/11/2007 14:05
rush ( 24/10/2007 06:04)
Faly miarahaba anareo ry ds sy Rafotsy noho izao fahatongavan'ny fitsingerenan'ny taona nahaterahanareo izao.Ho ela velona ary ho tahian'ny Tompo hatrany anie ianareo.:-*:-*... tohiny
novalian'i mbaliana ny 25/10/2007 18:59
sasa ( 18/10/2007 04:05)
bon anniversaire i watafon d manolotra bisous farakzé ngoda ndrindra ho an'lah, d mirary an'lah ho salama lalandava,sy hahazo izay irina rehetra,d hombam-pahasoavana hatrany anie ny fiainan'lah manon... tohiny
novalian'i karinah ny 07/11/2007 16:33
Aino ( 15/10/2007 15:35)
ao ampianarana hoa izany misy namana piara mianatra aminay, dia izy mitaraina fona fa hoe tsy mifankahazo @ireo ray aman-dreniny mihintsy izy ka dia mifamaly lava izao, t@ ity week-end ity moa izany d... tohiny
novalian'i sarobidy ny 06/11/2007 06:36
voniala ( 15/10/2007 09:07)
Laainga rah misy olona mijaly eo @ sehatry ny fitiavana ka ahavita manoratra na misentosento lavareny.Asa rah tadidinareo lay dinika nalefako iny:"MAFY REHEFA TIA KAH!".Mola ao anaty ady tanteraka ny ... tohiny
novalian'i ramna ny 11/11/2007 15:19
diamondra27 ( 13/10/2007 18:25)
Faly miarahaba anao tratry ny fety(pour demain) dia enga anie ka hifankahita @ zanaka aman-jafy, ho tratry ny taona mitsingerina, hanana fahasalamana lalandava, ho tanora lalandava:lol: Dia ho tahia... tohiny
novalian'i sarobidy ny 31/10/2007 08:50
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0578