Antson'ny fo

tratray ( 27/01/2008 15:16)
kaiz daholo e! ... tohiny
achrafhanna ( 27/01/2008 09:27)
Arahaba tratry ny tsingerin-taona nahaterahanao anio é!sa...Ataovy ngozabe ny gatô!!!dia aza hadino ny invitation-ko.:-*:-*:-*... tohiny
ari.malala ( 24/01/2008 05:18)
Arabaina aky tratry ny tsingerin-taona nahaterahana de ho soa sy hilay b fona ny fiaianana de mahazoa izay irina sy tadiavina ka mahasoa a:-*:-*:-* d miandry gatô za an;)... tohiny
novalian'i endrika01 ny 03/02/2008 13:41
mangataka ( 15/01/2008 23:22)
bonnanif lancia, firy taona mo zany ianao zao, mba asehoy amizay ny sarinao hoe hojerena e:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*... tohiny
novalian'i tess ny 18/01/2008 19:13
lazounet ( 14/01/2008 00:47)
:cry::cry::cry: Mampijaly ny diso fanantenana.:cry::cry: (Midépra kely aho fa azafady.)... tohiny
endrika01 ( 13/01/2008 15:11)
manararaotra an'i tsiambaratelo aho eto, hitako ato ambany ato io,dia nahaliana ahy ka hararaotiko apetraka eto,mpanararaotra zany zah é. Nanao ahoana tokoa ny tohin'ilay resaka fanamb... tohiny
Valala ( 11/01/2008 10:45)
Bon anniversaire i booboo d enga anie hitondra soa sy fahasalamana feno tanteraka ho anao izao fetinao izao, d enga anie ho tratry ny taona mitsingeringerina. :-*:-*:-*... tohiny
endrika01 ( 08/01/2008 14:38)
Za ry zareo tena tsy mahay milomano miits â!Mbô mila fanampiana sy fanazavazavana fanampiny.... tohiny
novalian'i endrika01 ny 08/02/2008 10:46
princesseN ( 07/01/2008 14:13)
angamba mbola tsy tara za ô!de" mirary soa indrindra antsika rehetra eto @ serasera na dago na any am-pita hitondra ny soa sy ny tsara anie ny taona vaovao fa ho lasan'iny taona 2007 iny avokoa ny ra... tohiny
ikalamako ( 06/01/2008 19:13)
Rado o : arahabaina fa tratra ny soa ny fitsingerenan'ny andro nahaterahana. Dia miandry gateau virtuel izahay an !:-*:-*:-*:-*... tohiny
karinah ( 06/01/2008 16:23)
Miarahaba,ny rehetra. Elaela i Salmo1 tsy nandalondalo teto amin'ny serasera. Mba lasa ihany ny saina satria izy namana anisan'ny Tiko ihany koa. salmo1, tutto bene?(mba mi s'inquiéter reh ah!!!),bi... tohiny
novalian'i xxx ny 23/01/2008 10:32
endrika01 ( 03/01/2008 13:16)
Faly miarahaba ny namana rehatra tsy an-kanavaka ny tenako ,tratr'izao taona vaovao 2008 izao. Enga anie ho taona vaovao hitondra soa sy fanambinana,fahasoavana,fahasalamana,fifaliana,fitiavam-ba... tohiny
novalian'i kawatry ny 22/01/2008 14:13
bitrokel ( 02/01/2008 08:55)
miarahaba andry tratrany taona vaovao sy tratry ny tsingeren-taona aky kelly13 tohizo hatrany ny fety aloha fa mbola anatiny tsara izao e!:-*:-*:-*:-*:-*... tohiny
soanja ( 01/01/2008 18:55)
Masoandro miposaka feno hafaliana no nandray ny tsikiko marisika mitanila fanantenana. Vokatra ny taona vaovao 2008! Arahaba e! Mirary soa ary mitomboa fahavitrihana. Isaorako ny serasera sy ny... tohiny
XxxX ( 01/01/2008 16:10)
Tsingerintaona androany allien, kadada, Sainnue, ynaytaly2006, kaidy, anjarajo, toby, tegna, tianavola, vamilay, fraisegirl, lydia, nyriana22, andryrakotomaharo, zefaihany, lapin4, rabalita, poukina,... tohiny
bonbongasy ( 31/12/2007 22:23)
Tratry ny taona 2008 ho an'ny namana rehetra eto @ serasera! Dia mirary ny soa sy ny tsara indrindra ho an'ny tsirairay. Ho taona feno fahombiazana sy ho tahin'Andriamanitra daholo e:)... tohiny
niryna ( 31/12/2007 11:28)
Inona tokoa no atao hoe fo? Ilay fo mitempo? sa ilay fo mifaly na mijaly? Ny fanahy no maha olona ka raha mifaly ny fanahy dia mifaly koa ilay olona,raha mijaly ny fanahy dia toy izany ihany koa. An... tohiny
xl ( 31/12/2007 07:28)
Santé, bonheur et réussite Slts, xl... tohiny
novalian'i klemntina ny 01/01/2008 14:11
cbd ( 31/12/2007 07:14)
bon annif Hery séfo [img]http://yelims2.free.fr/Fete/Anniversaire06.gif[/img] bon annif lesy Prime aaaaa [img]http://yelims2.free.fr/Fete/Anniversaire06.gif[/img] bon annif le sipa kely zay fa e... tohiny
news2dago ( 26/12/2007 08:46)
mirary soa antsika rehetra tratry ny Noely http://www.news2dago.co.cc/... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1051