Antson'ny fo

nyeja ( 15/05/2008 08:17)
Miarahaba anareo Efa 10 taona lasa izay nahalasanan i dada malalako, nanana anjara toerana lehibe tamin "ny fiainako izy, azo lazaina mihitsy hoe " l"homme de ma vie " ny mba mahagaga ahy dia tena ... tohiny
novalian'i xxx ny 25/06/2008 04:44
Princesse01 ( 14/05/2008 12:02)
Manahoana daholo nareo, Nandefa hafatra teto za andro maromaro lasa, Efa voavaly ilay izy, mety amiko. Misaotra antsika rehetra namaly ny antso, Araraotina eto ny mamaly ireo izay tsy tratrako ami... tohiny
novalian'i RTsongy ny 21/10/2008 21:15
milaibe ( 09/05/2008 23:53)
bon anniversaire lesy kama... tohiny
novalian'i mikanto ny 12/05/2008 11:20
bobone ( 09/05/2008 12:51)
Miarahaba an-jy akia tratry ny tsingerin-taona nahaterahana e! Atra hanome ny tsara indrindra ho anao ! na fahasalamana, na hery na tanjaka, ny fanambinana rehetra sy ny fitahiana ! hifanatitra @ anki... tohiny
novalian'i endrika01 ny 25/05/2008 12:44
nofy74 ( 09/05/2008 07:24)
Ataovy serieux ny resaka ifanaovantsika de hifandray isika (l) :* (l) :* (l) :* (l) :* =(( =(( ... tohiny
novalian'i kiadi ny 14/05/2008 09:01
rajoelina ( 06/05/2008 12:33)
http://es.youtube.com/watch?v=-gab2SRnFG4 :)... tohiny
novalian'i Veloo ny 12/05/2008 16:18
sakaizakely ( 05/05/2008 15:56)
[img]http://img180.imageshack.us/img180/1392/nxl3yzlhoe8.gif[/img]... tohiny
novalian'i endrika01 ny 25/05/2008 10:56
xxx ( 03/05/2008 17:11)
Fa nankaiza ka i Cazal no sy eto intsony?... tohiny
novalian'i todisoa2 ny 05/05/2008 13:44
zakomaimanovapsedo ( 01/05/2008 17:59)
Mba miangavy re ry zareo mba ny [u][b]02 Mai[/b][/u] ho ataontsika [b]Journée Mondiale Sans Teny Ratsy[/b] [center]J.M.S.T.R[/center]... tohiny
novalian'i Papoose ny 05/05/2008 10:56
xxx ( 29/04/2008 21:11)
Lelafiko anie hataoko madio ny faladianao Tsetsafiko anie izay azo tsetsafina rehetra eny aminao Mandadilady e! mba azafady e! mila fofombady!! vonjeo!!!! vonjeo!!! xxx@mitady_olotiana.org! tess... tohiny
novalian'i kiadi ny 03/05/2008 23:39
harinah7 ( 26/04/2008 19:01)
Manahoana daholo. Misy namana iray izay asa raha mba mi-surfer amin'ity forum ity. Malala no anarako ary nipetraka tany Toliara (sud de mada) aho taloha. Raha misy mahatadidy na mahalala an'i cécili... tohiny
novalian'i harinah7 ny 28/04/2008 06:15
dadabe ( 26/04/2008 03:02)
raha mila fanazavana fanampiny d midira atsy ambadika :roll: ... tohiny
novalian'i dadabe ny 01/05/2008 02:27
ni81 ( 24/04/2008 17:18)
Misy tovolahy mpianatra malagasy nodimandry t@ 4 avril 2008. Tahirisoa JULLIARD no anarany, ary nipetraka tao CACHAN (94). Alefa hody any Madagasikara ny razana. http://www.sobika.com/... tohiny
novalian'i endrika01 ny 28/04/2008 10:50
RATOVOARY ( 24/04/2008 13:58)
Namana vaovao mipetraka aty Jangil 401 mba te hanana namana hifandraisana ka minadry anao eto aho... tohiny
novalian'i pasipasi ny 05/09/2008 14:21
Princesse01 ( 24/04/2008 12:18)
Mitady namana, mitady olon-tiana... tohiny
novalian'i kiadi ny 30/04/2008 12:54
Aino ( 22/04/2008 19:13)
mba mangetaheta indraindray ny mba hiverenana hiforum fa tsy misy hevitra mintsy. mba miezaka ny mijery vaovao sy mamaky de mamaly kely fa le fotoana tena fohy dia fohy, de ny azo atao de mandalo d... tohiny
novalian'i mbaliana ny 23/04/2008 20:43
xxx ( 16/04/2008 13:52)
mitady olo_tiana! ty ny adressy mailko ! xxx@mitady_olotiana.org! na mametraha afatra @ psko "xxx" io ! tovolah sady bikaina no tsara fanahy! aza matahotsa mandefa hafatra fa valiko! nb:hanao tou... tohiny
novalian'i kiadi ny 25/04/2008 11:13
kofbay ( 13/04/2008 11:04)
slt daholo e! Nanokatra site momban'ny alika amin'ny teny malagasy izahay, ka mba mangataka izay mba torohevitra na fanitsiana avy aminareo rehetra tia alika satria izahay dia olona tia alika ary man... tohiny
novalian'i boss ny 16/05/2008 06:36
ftma ( 13/04/2008 04:58)
Joyeux anniversaire anarim zoba tsy foiko mirary ny soa indrindra dia ho tratry ny zafiafy :wink: jtm :-* ... tohiny
novalian'i ANARIM ny 16/05/2008 13:57
ravatorano ( 04/04/2008 10:07)
[b]Namono olona indray ny RN 7 14 no maty tany Ambohimandroso[/b] Namono olona indray ny RN 7 14 no maty tany Ambohimandroso 14 no indray namoy ny ainy ka tao no maty tsy tr... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1802