Antson'ny fo

kofbay ( 13/04/2008 11:04)
slt daholo e! Nanokatra site momban'ny alika amin'ny teny malagasy izahay, ka mba mangataka izay mba torohevitra na fanitsiana avy aminareo rehetra tia alika satria izahay dia olona tia alika ary man... tohiny
novalian'i boss ny 16/05/2008 06:36
ftma ( 13/04/2008 04:58)
Joyeux anniversaire anarim zoba tsy foiko mirary ny soa indrindra dia ho tratry ny zafiafy :wink: jtm :-* ... tohiny
novalian'i ANARIM ny 16/05/2008 13:57
ravatorano ( 04/04/2008 10:07)
[b]Namono olona indray ny RN 7 14 no maty tany Ambohimandroso[/b] Namono olona indray ny RN 7 14 no maty tany Ambohimandroso 14 no indray namoy ny ainy ka tao no maty tsy tr... tohiny
ari.malala ( 03/04/2008 06:07)
mpianatra tao am square poincaré na Ste Famille (za tao am square 1986 -1990) d tao am La Ste 1990-1994... tohiny
kiadi ( 01/04/2008 22:54)
Tsy andriko ny maraina hahitàna anao Na ny alina aza toa any amin'ny fananembonana anao Miraikitra ato an-doha ilay endrikao fotsifotsy malefaka mampi-te hanokatra Tsy haiko ny hangina Te hian... tohiny
novalian'i mangidy ny 15/04/2008 21:25
Xp ( 31/03/2008 01:09)
tia toetra: :-D systeme: d'exploitation windows Xp pro akanjo: vesta ampoule: lampe incandescence :idea: amour: plein mofo: maka saoka saoka: misy volombava fanatanjahatena: a... tohiny
novalian'i GUIGOZ ny 29/05/2008 07:32
carson ( 29/03/2008 22:30)
Mangina kely 1 min ho fahatsiarovana ny maty. :snif: ... tohiny
novalian'i dziana ny 09/05/2008 12:05
valie ( 29/03/2008 10:01)
Raha mba misy mpianatr'Andohalo ao d mba manorata e! Mitadyy anle namana taloha reny! Za Promotion 2000 96-97 : 2nde 9 97-98 : 1ère C1 98-99 : TC1 99-00 : TC4 ( enjana be le serie C hany ka nidou... tohiny
novalian'i sipagasy ny 11/08/2008 18:39
ikalamako ( 25/03/2008 23:16)
hay ve versera anio dia tsy arakay, tssss Soa fa misy ny serasera koa ity lesy ny fiarahabana avy amin'ny namana ah ! : [img]http://farm4.static.flickr.com/3246/2362657612_96bcc4d059.jpg?v=0[/img]... tohiny
novalian'i ikalamako ny 27/03/2008 22:25
ikalamako ( 24/03/2008 10:25)
[img]http://www.moov.mg/forums/smileys/004.gif[/img] Dia mirary soa be dia be r'ise a !:-*... tohiny
novalian'i harilova ny 27/03/2008 07:54
Stretch ( 23/03/2008 10:16)
[URL=http://imageshack.us][IMG]http://img245.imageshack.us/img245/1770/sampa5b9df5b579fe1bboy8.jpg[/IMG][/URL] ... tohiny
novalian'i penina ny 25/03/2008 16:17
ikalamako ( 21/03/2008 14:54)
[b]Ho an'ny namana rehetra eto amin'ny serasera.org :[/b] [img]http://farm3.static.flickr.com/2117/2350032378_728bba6d29.jpg[/img] [img]http://www.moov.mg/forums/smileys/096.gif[/img] [img]htt... tohiny
novalian'i Stretch ny 23/03/2008 11:48
xxx ( 20/03/2008 19:53)
Sao aminareo mpiserasera eto na ny reninareo , ny mpirai-tampo aminareo na koa ireo namanareo mba nisy nianatra na nampianatra tao amin'ny Centre d'Apprentissage Féminin tao Tsimbazaza tany amin'ny 1... tohiny
novalian'i xxx ny 26/04/2008 10:31
xxx ( 19/03/2008 15:25)
vraimentjolie, landibe, tandrakely, enteme, ragany, 2810, Raedy, lionakely, ralanja, andansonia, RADOUXE, herinasolo, teejee, ando1205, fango, melianie, henikaja, latiana, tsiferana, dex, degree, lala... tohiny
lazounet ( 18/03/2008 23:44)
Niantso ny fo fa tsy ren'ny aty fa nitampitsofina ny tsinay:-o:oops:... tohiny
kala ( 17/03/2008 05:25)
Sali daholo, Asa na mbola mety hisy teny hafa mahasolo ny hoe "manina", malahelo, ngôma Ireo no azoko ilazana ny tenako amin'ireo namana fahizay :diamondra27, dadabe,watafon, totofy, sasa, ari.m... tohiny
novalian'i kiadi ny 17/04/2008 19:27
ikalamako ( 16/03/2008 21:40)
[img]http://www.moov.mg/forums/smileys/004.gif[/img] Mirary soa hatrany e [img]http://www.moov.mg/forums/smileys/yees!.gif[/img]... tohiny
novalian'i Veloo ny 19/03/2008 17:30
lazounet ( 16/03/2008 11:00)
Dia io agnay mamairigna y fierahabana @ izao andro ngaodalahy be izao. [img]http://serasera.org/namana/media/sary/namana/ravatosipa.jpg[/img]... tohiny
novalian'i mihanta ny 18/03/2008 18:42
ikalamako ( 14/03/2008 22:56)
=D =D =D =D =D [img]http://farm3.static.flickr.com/2369/2333239965_2e696e7288.jpg?v=0[/img] :-* :-* :-* :-* :-*... tohiny
novalian'i sipagasy ny 19/03/2008 16:32
sipagasy ( 14/03/2008 22:03)
Miarahaba ny tratry ny fety rehetra androany 15/03/08 e!!!!, ravatorano,..... sy izaho koa e! hihihi bizz aby e!!! :-*... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0885