Zoaie Versera Jentilisa !

1. ikalamako ( 24/03/2008 10:25)


Dia mirary soa be dia be r'ise a !:-*
novalian'i harilova ny 27/03/2008 07:54
2. Tokinao ( 24/03/2008 12:35)
Miarahaba jentilisa a! Mirary soa sy fahasalamana e :-*
3. pissoa ( 24/03/2008 14:54)
Miarahaba an'i Jentilisa, dia mirary soa sy fahombiazana hatrany :-*

4. Tokinao ( 24/03/2008 15:36)
Tsy nety ilay sary tetsy ambony ka averiko :) :
5. sitlo ( 24/03/2008 16:22)
:-*
6. jentilisa ( 24/03/2008 16:56)
Misaotra anareo rehetra tsy nanadino e! sady alatsinain'ny paska koa moa ilay izy saingy miasa ny tena eeee
7. simplex ( 24/03/2008 17:12)
bon annif e :-*:-*
8. Stretch ( 24/03/2008 21:10)
[size=24]ARAHABA TRATRINY FITSINGERENAN'NY TAONA NAHATERAHANAO AMIN'IZAO ALATSINAININ'NY PASIKA IZAO [/size]

Saiky hanao mofomamy misy soratra fa tena lava dia lava ity teny malagasy ty ka tsy ampy ny sitlo fanoratana ambony gatô . :x
9. harilova ( 27/03/2008 07:54)
dia nifanaraka tao kay isika fa saingy izao aho vao tonga ato koa dia aleo hoe tara toy izay tsy misy e :
dia mifalia mandrakariva amin'ny very tamin'ny loak'andro hariva izany! any very omaly hariva moa no dikan'ny any very sera izao?
Very omaly (alahady) haiva manko ny taona iray hidiran'ny vaovao e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4888