Antson'ny fo

endrika01 ( 27/12/2008 14:30)
Mirary krismasy sambatra sy taona vaovao milay be ny namanareo ENDRIKA01 izay nalahelo tokoa satria tsy tafiditra mihintsy na dia niezaka nampihiditra ny teny miafina sy ny anarana... suite
répondu par fahamarinana le 15/01/2009 16:34
xxx ( 22/12/2008 12:21)
Miarahaba anareo namana, manana PS hafa aho dia gaga fa nahazo ity mess perso ity t@ ireo PS rehetra. Ianareo koa ve? sao mba fandrebirebem-bahoaka itony? Ahoana ny hevitry ny Admin? Ny ao @ momb... suite
répondu par dadasy le 25/01/2009 01:30
soanja ( 19/12/2008 08:37)
Na dia mbola vozake aza ty vatako dia tsy haiko ny tsy haneho ny fisaorana fankatelemena ny Serasera nampitohy ahy tamin'ireo namako marobe izay nihaona sy nandray ahy ary nanome ny mamy indrindra tam... suite
répondu par xxx le 10/04/2009 15:53
ftma ( 17/12/2008 19:33)
Misy mpiray tanindrazana antsika manana olana ara-taratasy mba mila fanampiana amintsika @ alalan'ny pétition izay azonareo soniavina ato @ ity lien ity: http://www.educationsansfrontieres.org/?artic... suite
répondu par tolipy le 24/01/2009 23:07
adokely ( 16/12/2008 10:50)
Salut daolo, za de tovovavy pikambana vaovao, tonga de ny votoatiny ngamba no arosoko e.Miaraka am oul za efa depuis 8ans zay, fa izy tam 2006 narary de nanomboka tam zay ts afaka nihetsika tsony ny t... suite
répondu par mailofy le 30/01/2009 12:30
xxx ( 15/12/2008 20:38)
Ho an'ireo olona izay tia anà ohatra hoe i Noue sy ho an'ireo olona izay tsy tia anà ohatra hoe i Noue dia mahatsiaro anareo ny tenako amin'izao. Tsy haiko loatra na ny andro maimbomaimbo fety na ny... suite
répondu par xxx le 26/12/2008 18:01
doria ( 15/12/2008 10:54)
manao ahoana , za mba atoroy le fanafenana solon'arana le xxx iny zany fa tsy aiko ny manao azy. misotra ... suite
répondu par xxx le 17/12/2008 15:34
diamondra27 ( 11/12/2008 07:52)
sao dia misy olona te hividy billet disneyland pour enfant ianareo fa misy billets 2 mandende any , valable hatramin'ny 14 janvier 2009, 30 euros ny 1... suite
répondu par diamondra27 le 12/12/2008 16:19
mangidy ( 08/12/2008 15:40)
kiss mamy ombantsiky atrany, no iarabanay anao ry lanto noho izao fitsengerenan'ny taona nahaterahanao izao. Mirary soa dia mazahoa izay iriana miaraka @ Tiana, kiss mamy be njy! :* :-* ... suite
répondu par ftma le 17/12/2008 19:25
Madabandyscar ( 02/12/2008 15:56)
hono oa ry reto!!! afaka mbo maka hira vé ato @ty tranonkala ity sa.... dé ra mba misy bandy akama na sipa akama dé mbo mkizya ihany éééé!!! Ra ny mombamomba amiko: -Tsiory -17taona -Mbosy... suite
répondu par fijo le 05/12/2008 21:57
andrywui ( 28/11/2008 14:11)
jihatra irery ato atrano ko ane aho fa mb anorat ry reto a!!!!!!!!!!!!!!!!!!... suite
répondu par vale le 14/12/2008 13:00
bibidia007 ( 28/11/2008 10:08)
Miarahaba ry reto an. Tena tsy manana namana mitsiny na dia efa ela aza no tato @ serasera eh! Tena mapalahelo be mo za ry reto fa mba valio an! ... suite
répondu par tolipy le 24/01/2009 22:41
bobone ( 28/11/2008 04:38)
:D Fifaliana ho ahy akia ny miarahaba anjy zandrikely tratra ny fitsingeren-taona naterahana. Atra homba anao ary hanome anao ny tsara rehetra: fahasalamana fahombiazana ; fitahiana; ho feno faravoa... suite
répondu par ari.malala le 17/12/2008 14:36
ejohnnys ( 08/11/2008 23:53)
MANAHOANA TOMPOKO. MBA AZAFADY MIANGAVY IZAY MAHAFANTATRA IRETO OLONA IRETO MBA HAMPITA AMINY FA MITADY AZY IREO AHO( EMILE) IIRETO RY ZAREO NIANATRA TANY URSS VILLE LENINGRAG TALOHA : -A - ANDRA... suite
répondu par xxx le 18/01/2009 21:55
Aino ( 08/11/2008 12:04)
joyeux aniff anjy kallie calin be dia be :-*:-*:-*:-*:-*:-*... suite
répondu par diamondra27 le 14/11/2008 07:06
soanja ( 05/11/2008 06:21)
Isaorako anao nanohana sy nandray. Ny finoana fa ho iray! Ka hotanteraka ilay faniriana Izay efa ela niafiana. Asa mafy tsy azo an-tsaina Fa ho reherehan'ireo miaina. Tsy ho firenana iray ihan... suite
répondu par tywa68 le 10/11/2008 07:52
xxx ( 02/11/2008 12:29)
:( bjr daolo sao mba mety malala adiresy hakana vola ary hasiana antoka nereo fa tena latsaka an-katerena,misaotra mialoa (l) maika bé azafady ra azo atao zay mahalala... suite
sakaizakely ( 20/10/2008 08:05)
rehefa avy nivahiny 99 taona teto antany ary nanokana ny fiainany hanasoavana ireo mahantra sy mila fanampiana Mandria ampiadanana http://fr.news.yahoo.com/2/20081020/tfr-soeur-emmanuelle-est-deced... suite
répondu par endrika01 le 21/10/2008 08:00
elizeara ( 19/10/2008 10:37)
Raha mba misy mahafantatra ny adresse mail ahazoana mifandray @ mpianatra malagasy mianatra aty Chine dia angatahana an-tanandroa. Misaotra mialoha... suite
répondu par arialy le 30/10/2008 10:13
tsiambaratelo ( 13/10/2008 08:38)
Manaona e ! Misy dinika mitondra io lhvt io ato @Antson ny fo,mety efa nivadika pejy ka tsy hitanilay namana manoratra ho ahy! Afaka manao xxx ianao raha toa ka tsy tianao ny mampiseho ny ps-nao eto f... suite
répondu par xxx le 11/01/2009 19:00
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.119