MITADY MPINATRA NIANATRA TANY URSS VILLE LENINGRAD 1985-1997

1. ejohnnys ( 08/11/2008 23:53)
MANAHOANA TOMPOKO.
MBA AZAFADY MIANGAVY IZAY MAHAFANTATRA IRETO OLONA IRETO MBA HAMPITA AMINY FA MITADY AZY IREO AHO( EMILE)
IIRETO RY ZAREO NIANATRA TANY URSS VILLE LENINGRAG TALOHA :
-A
-
ANDRANEFA (SAMBAVA)- INGENIEUR
-RAHARIMBOLA JOCELYN(FORT-DAUPHIN)
-ANDRIAMIHAJA THIERRY(TANA)
-GAETAN (TULEAR)
-RABEMANA MBARAKY ROBERT(TULEAR)
-KARA ERI(DIEGO)-RAVATSY ERIC(TAMATAVE)
-BOTOBE CLEMENT(DIEGO)
-SY IREO NAHAVITA FIANARANA TANY LENINGRAD(URSS) REHETRA /
MISAOTRA TOMPOKO. emilejo@rambler.ru
novalian'i xxx ny 18/01/2009 21:55
2. Alaina ( 09/11/2008 09:18)
Wanted ve reo? de mahazo otrinn ze mahita?
3. MMS ( 10/11/2008 12:03)
=D> =D> tia vola be koa alaina zany a!
Nareo ange efa alaina fotsiny e!
de mahazo otrinn ze mahita?
@ ahona ary ! =)) =)) =)) =))
4. xxx ( 18/01/2009 21:55)
Anisan'izany aho de ahona lé ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5163