Antson'ny fo

RATOVOARY ( 05/06/2009 06:13)
http://www.dailymotion.com/relevance/search/neny/video/x8swkv_neny_music Dia mirary fety sambatra ho anareo reny rehetra :-* :-* :-* ... tohiny
novalian'i rakaroka ny 07/06/2009 12:04
koralie ( 04/06/2009 18:18)
mitady an'i titi05. Te hahazo vaovao avy aminao... tohiny
wontolla ( 04/06/2009 09:27)
dadabe ( 30/05/2009 16:39)
aiza izy oo??? malhelo azy aho ... tohiny
novalian'i dadabe ny 21/08/2009 07:37
Stretch ( 23/05/2009 17:23)
http://www.youtube.com/watch?v=QQBkv3DsMCk http://www.youtube.com/watch?v=2qbocMWzB7o Tena mamy tena mamy retsy ny fotoana niharahana , dia faly mizara amin'ny namana serasera =D> =D> ... tohiny
novalian'i Angie ny 07/06/2009 16:26
nina51 ( 17/05/2009 19:25)
bonjour,je me suis inscrite sur ce site car je suis à la recherche d'un ami perdu de vu il y a 14ans déjà...Il s'appelait Andry Princy.Quand on s'est connu il avait 16/17ans,donc il doit avoir la t... tohiny
novalian'i nina51 ny 20/05/2009 20:13
mignone ( 17/05/2009 09:25)
http://www.dailymotion.com/relevance/search/malagasy+street++/video/x4hv65_malagasy-street-singer_fun ... tohiny
RATOVOARY ( 16/05/2009 06:25)
[quote=Gazetiko]Banga iray ny kintan'ny mpilalao filma gasy. Misaona ary maloka tanteraka (fa tsy malok'ila) ny zavakanto malagasy. Nodimandry omaly, teo amin'ny faha-31 taonany (30/08/1978), ny doko... tohiny
novalian'i fijo ny 25/07/2009 19:31
sympa ( 30/04/2009 00:38)
Efa ela ela aho no tsy hita tato fa mba mandalo ihany naha toa ka efa namaly maromora t@ ireo hafatra nalefanareo teto. Tsy hoe nitsoaka hao fa mba naka conge hiany fa reraka ihany ny vatan'olombelon... tohiny
NyMisaina ( 13/04/2009 11:42)
Rectification pour la Date du Sit-In Pacifique: SITTING PACIFIQUE ESPLANADE DES INVALIDES JEUDI 16 AVRIL DE 13H à 15H Venez nombreux!!!! Femmes, Enfants, Hommes Malagasy, et Amis de Madagascar ... tohiny
novalian'i accolade ny 29/04/2009 09:59
endrika01 ( 10/04/2009 07:30)
Mirary Paka Sambatra hoany Namana Serasera rehetra tsy an-kanavaka e! De tsy ho hadino koa ny mivavaka hoan'i Madagasikarantsika! (l) (l) (l) (l) (l) (l) (l)... tohiny
novalian'i endrika01 ny 31/05/2009 07:42
NyMisaina ( 08/04/2009 21:30)
Raha Tia ny Tanindrazana sy ny Malagasy toa anao dia : http://www.dailymotion.com/fr/lang/fr/channel/news/video/x8x4t6_gtt-sitin-pacifique-14-avril_news A diffuser "No limit"... tohiny
novalian'i endrika01 ny 01/06/2009 05:18
Veloo ( 03/04/2009 14:15)
Hitako tao @ sobika ary tena tokony mba vakitsika rehetra amin'ny fo madio tompoko. dia misaotra ny rehetra ---------------------------------------------------------------- A MONSIEUR ANDRY RAJOELI... tohiny
novalian'i sarobidy ny 08/04/2009 09:26
fitahiana ( 25/03/2009 07:18)
Tsapanao ve ry malagasyzany hoe haasarobidin'ny maha olombelona izany! inona ary no andrasana tsy aleo ve hanatevina... tohiny
novalian'i benasy ny 15/04/2009 10:32
Koriana ( 24/03/2009 09:38)
Manao antso avo ho antsika malagasy rehetra izay mipetraka aty ampitan-dranomasina,miantso antsika rehetra mba ho tonga eny @ TROCADERO ny Asabotsy 28 mars ho avy izao, tsy manohana n'iza n'iza fa mba... tohiny
novalian'i rakaroka ny 24/03/2009 22:47
NyMisaina ( 23/03/2009 09:59)
From an old friend, We called him because tgv trickster and very clever ideas to all black. Everyone to know that Besarety gang leader of the district, especially around Dada motorcycle mechanic. ... tohiny
novalian'i TIABESERA ny 19/08/2009 10:42
ravatorano ( 19/03/2009 08:52)
Araky ny hafatra sy resaka nifanaovako tamin 'i anarim vao eto dia nilaza izy fa nindaosin'ny fahafatesana izao maraina izao i KAMBA ilay zaza nifanomezantsika tanana teto iny na ny namana serasera da... tohiny
novalian'i endrika01 ny 08/04/2009 12:33
soanja ( 19/03/2009 01:12)
Mandrotirotika ny foko ny mahalala Fa mizarazara ilay nosy malala. Mandrotirotika ny foko ny mahatsapa Fa Notafiana ny lapa. Mandrotirotika ny foko ny maheno Fa mbola ho ela vao ho feno Ny faha... tohiny
novalian'i benasy ny 15/04/2009 10:41
xxx ( 16/03/2009 09:47)
miankina amin'ny inona no mety hahamaro sy hahavitsy ny namany olona 1???... tohiny
voniarisoa ( 14/03/2009 17:20)
'zao @ 'zao fotoana izao tokony mba ieritreritra ireo olona mpanoana an'i rv8 satria efa betsaka loatra ny olona namoy ny ainy na t@ fangalana ny toerany izany na teo @ fanesorana azy .Manome tsiny b... tohiny
novalian'i xxx ny 14/03/2009 19:27
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.425