Antson'ny fo
cartina
(
22/08/2010 19:27)
salama daholy ry namana serasera ,mba saika itady vady zao , mila lehilahy bogosy nadia tsimiasa fa tsimanino izikoa fa bogosy , satria zao koa ange belle fille lol...
tohiny
novalian'i walte ny 01/12/2010 11:40
arialy
(
19/07/2010 15:22)
tena miala tsiny am ny oul débanni rehetra fa nanao fausse manip za, naika hanala ban iray de ilay nettoyage no voatsindriko.
mazotoa daolo é ...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 27/07/2010 02:10
Lejoba
(
15/07/2010 13:54)
namana serasera moa no anaran'ity sehatra misy antsika ity ry zareo. Betsaka ny mila torohevitra eto. Eo @ ilay valiny no tiako asiana resaka. Misy tena miezaka manoro hevitra, hita ho nanao fikarohan...
tohiny
novalian'i Dan23 ny 25/10/2010 07:41
ni81
(
06/07/2010 10:13)
Amin’ny alahelo lehibe no ampandrenesanay fa ny malalanay
RANDRIAMANANTSOA Sehenovololona Lydia Josiane
Teraka RAKOTOZAFY
Monina ao Val de Reuil – France –
Dia nantsoin’ny Ray h...
tohiny
novalian'i soanja ny 08/07/2010 13:21
Fiffi
(
04/07/2010 05:55)
[URL=http://img189.imageshack.us/i/031nh.gif/][IMG]http://img189.imageshack.us/img189/2225/031nh.gif[/IMG][/URL]
Toutes les minutes , toutes les heures
N'effaceront pas ton souvenirs
Toutes les la...
tohiny
novalian'i vale ny 07/07/2010 12:55
gilpin
(
22/05/2010 22:24)
mitady a n' i njaka 3è 3 tao @ colejy salama aho, t@ taona 1987 zahay no niara nianatra teny anjanahary izy no nipetraka ary tianasoa no namanay ,raha mba misy afaka manampy ahy ianareo dia isaorako...
tohiny
novalian'i rales ny 24/06/2012 10:16
taloha
(
08/05/2010 12:31)
Mitady an'i Ida izaho raha mba misy mahalala na mba sendra mandalo eto izy.
Nianatra tao @ EPP Andrefan'ambohijanahary izy ary nipetraka tao @ tobin'ny zandarimaria Ratsimandrava. Mpianamana be izaha...
tohiny
novalian'i taloha ny 17/06/2010 16:27
AndriambyII
(
30/04/2010 19:12)
Inona no zavatra hatao voalohany indrindra mba hahatony ny marary ? Mba valio haingana fa miandry ny valin-teny na fanampiana @ izay afaka mamaly , vonjy aina ity ry namana isany ,patient de 60 ans m...
tohiny
novalian'i xxxy ny 10/08/2010 16:51
sitlo
(
05/04/2010 17:34)
Mba asio sarisary airbag indray aloha ry reto fa tsy mampazoto mihitsy ilay mankao amin'izao....
tohiny
novalian'i tess ny 08/07/2010 12:51
xxx
(
19/03/2010 18:18)
te hifandray @ i Daniella Rakotoarivelo za !nianatra tany majunga ny primaire 1982 st jeanne d'arc! avy eo notre dame ;dia tsy hitako tsouny ! ...
tohiny
novalian'i xxx ny 30/04/2010 09:59
xxx
(
16/03/2010 06:18)
Sao misy mahafantatra azy ianareo eto; indrindra ianareo aty Moramanga; ny num. phone ihany no ilaiko de ampy ahy ze manana (tsy maninona raha misy afaka mampita ty hafatra ty any aminy aza); resaka s...
tohiny
novalian'i mamijo ny 24/05/2010 18:49
sooah
(
15/03/2010 13:16)
misy namako taloha miatdy azy aho raha sendra fantatrareo.
Ny momba azy:
* Anarany: RAFALY TIANA ERIC JENI LALAINA
* Teraka t@:10 août 1987
ny adiresiny raha mbola tsy niova: Villà Tsara So...
tohiny
novalian'i xxx ny 02/04/2010 20:20
koula
(
27/02/2010 08:23)
novalian'i xxxy ny 10/08/2010 16:52
Mirananirina
(
17/02/2010 11:07)
tsy hita daholo ianareo fa lasa aiza daholo ,Sasatsasany ihany sisa no mba tazana eto,variana fb hihihi.....
tohiny
novalian'i dadabe ny 05/03/2010 13:06
bobone
(
15/02/2010 06:12)
asa na mety hatao ato ty hafatra ry reto fa mahagaga ahy fa tsy mety misokatra mihintsy ny hafatra ! faly ery nahazo hafatra vaovao @ ankizy nefa tampoka sokafana tsy mety fa misoratra ORROR ilay izy...
tohiny
novalian'i Mirananirina ny 26/02/2010 08:07
bazylou
(
01/02/2010 17:43)
antson'ny fo, ,
homme en perte de vitesse cherche femme bien équilibrée pour former couple vipere v12, :-P :-P :-P :-P :-P ...
tohiny
novalian'i xxxy ny 10/08/2010 16:54
dadabe
(
29/01/2010 10:07)
ouayy leuleu tonga Sasa :* ...
tohiny
novalian'i dadabe ny 16/03/2010 16:09
bobone
(
29/01/2010 06:24)
Bonaniverisera zandry an! dia tahian\'Atra ianao @ izay hataonao rehetra e! ! ho tratry ny taona mitsingeringerina indray e! bà mamy be zandry an!!!...
tohiny
novalian'i ANARIM ny 29/01/2010 09:22
xxx
(
16/01/2010 14:03)
Olona 75 taona tsy mbola nanana andefimandry hatry izay niainako , tsy mbola nanan' anaka , miandry ny rariny sy hitsiny omen' ny natiora , mba mangataka hevitra momba ny fizotry ny fahafatesana mangi...
tohiny
novalian'i Papoose ny 28/01/2010 19:28