Antson'ny fo

andrywui ( 19/05/2012 11:44)
Fa aoana ry letsy a ! aiza elah io e ! maninn ary milentika otrizao e , manary ny akama zany ? nefa mba be iany zay niarahana zay ?? fa inona no antony letsy a ! miandry anlah ny bandy e ... tohiny
novalian'i dadabe ny 31/08/2012 17:07
Enry ( 15/04/2012 20:38)
Hehehehe mitovitovy ny dinika teo aloha e;-)... tohiny
Blackeagle ( 14/04/2012 12:45)
alama daholo, Ny tenako moa dia malagasy tsotsotra fa mahita fa ireo vahiny (indrindradrindr ireo Frantsay) eto amintsika dia diso manararaotra Gasy loatra. Jerevanareo izao @ireny orinasa ireny, mba... tohiny
novalian'i Tiakobe ny 11/04/2013 12:57
Enry ( 25/03/2012 14:27)
Mitady sefo mitovitovy amin'i Hery. [b]Handefaso hafatra za[/b]... tohiny
novalian'i Dan ny 07/12/2012 09:13
beraha ( 12/02/2012 21:30)
Raha misy vahivavy na madama (18 - 40ans) mitady lehilahy @ Saint Valentin pour tendresse sns sns... dia zaho dia vonona hanome fahafaham-po anao. Discrétion assuré (si nécessaire pour vous)... tohiny
Rencontre ( 09/02/2012 14:22)
Efa akaiky ny St valentin, raha mitady fitiavana ianao dia tsidio ny www.madainlove.com Inscrivez vous maintenant, GRATUITEMENT avant le 14 Février et recevez un abonnement illimité gratuit, à vie... tohiny
novalian'i dadabe ny 06/04/2012 16:26
nary923 ( 28/01/2012 15:48)
Salama daholo isika, Isika ve nandinika fa Misy orinasa eto @ny firenena izay tsy mahay mandray malagasy fa mihevitra hoe vazaha ihany no client, AZA manao an`ireny fihetsika manambany mpiray-tanin-d... tohiny
novalian'i dadabe ny 06/04/2012 16:30
dadabe ( 09/01/2012 13:42)
Mivoaha amizay lesy tao ry bainina a... tohiny
novalian'i dadabe ny 26/05/2012 04:17
rijadolly ( 17/12/2011 23:14)
Torohevitra mikasika ny ny fambolen-kazo, Mahatsikaritra ny tena fa tsy mety eto Madagasikara ny fambolen-kazo amin'ny zana-tsapin. Raha mandinika isika dia manimba tany izay manodidina azy ny sapin. ... tohiny
novalian'i Ratoa ny 24/12/2011 18:19
Gasy101 ( 13/12/2011 13:21)
Mivarotra CARTE TELEPHONIQUE (Carte aafana miantso ireo havana any dago) amin vidiny ambany dia ambany !!!!raha liana f.ramafaby-at-gmail.com... tohiny
cpd8910 ( 18/11/2011 14:11)
Tsetsetsetsa tsy aritra. Hitanay tamin’ny trano-kala fa toa misoloky diplôma ny minisitra sasany tamin’ny governemanta teo aloha. Voatonotonona tao foana RIANA ANDRIAMANDAVY VII minisitry ny tour... tohiny
novalian'i dadabe ny 29/12/2011 16:44
ni81 ( 29/09/2011 19:20)
Mirary fiononana feno ho an'ireo vady aman-janany, ireo fianakaviany sy ireo namana mpiara-mitafa aminy tato amin'ny serasera. Mandria am-piadanana ry namanay. ... tohiny
novalian'i dadabe ny 29/12/2011 16:43
SIOKATOKANA ( 08/07/2011 07:30)
Misy marina ihan, kanefa rah heverina ho asan'ny satana daholo izao rehetra ho atao izao de inona sisa zn no azonao atao? hipetram-potsiny? tss dikany n havelomana raha izan no misy. mihevera ihny ry ... tohiny
novalian'i hasn ny 25/10/2011 22:17
andrywui ( 05/07/2011 22:16)
mahagaga ahy fa rehefa itako ao amin'ny forum ao izy de mandosindositra zany : eee ! noue a aoka less aa sady elah amzany ndraindray foana vao hita mandalondalo ,samy be asa ane less fa mba miverena e... tohiny
andrywui ( 18/06/2011 10:37)
aiza ilay namako tato fa tsy hitako tato tsony elaela " mirananirina" ..!! raha hitanao izao antso izao de miverena a !....... tohiny
novalian'i dadabe ny 24/06/2012 09:46
tootoomuch ( 07/06/2011 10:00)
MAHANTRA DIA NOHAMPAHATRAINA ,MALEMY DIA NOHALEMENA ,RESY DIA NOHORESENA JAMBA DIA NOAHAJAMBAINA, fa tsy anio na ampitso ilay ora fiovana nefa kosa tsy ho mandrakizay RAHA IZAHO SY IANAO ISIKA MIARADI... tohiny
novalian'i hasn ny 25/10/2011 22:21
dadabe ( 06/06/2011 18:05)
tsy sanatria hamoa fotamandry fa nahatsiaro an 'i Yonika dia nanoratra kely, latsaka ny ranomasoko, nalahelo ny foko...... aleo tsy tohizina tsony ...... tohiny
novalian'i dadabe ny 29/12/2011 16:51
sipagasy ( 02/06/2011 16:19)
Miarahaba ny rehetra teto à serasera no nahafantarako an'ilay mpanakanto 'Nolros' izay, raha tsy diso ny fitadidiko dia any Soisa any izy no monina, ny fanontaniako dia hoe sao misy mahalala azy ian... tohiny
tootoomuch ( 27/05/2011 09:38)
reko ombieny ombieny zany atao hoe coup de foudre ,fa tsy mbola niainako mihintsy raha tsy afak omaly ..tao anaty toerampivarontana iray aho no nisy nanantona dia nangataka ny numero ko.neveriko ho r... tohiny
novalian'i fafane ny 22/06/2012 14:48
Djhamhal ( 10/05/2011 10:49)
Miarahaba antsika rehetra ! ary ny vaovao ho lazaiko dia ny tohin'ilay dinika teto 9 volana lasa izay ! toa tsy tadidy tsotry zany ô ! (efa ela be lôtra kou !) ka zao é! t@ zay le we inona no atao ... tohiny
novalian'i ledala ny 24/05/2011 22:55
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1642