Mitady an i Andrywui

1. dadabe ( 09/01/2012 13:42)
Mivoaha amizay lesy tao ry bainina a
novalian'i dadabe ny 26/05/2012 04:17
2. jesuisla ( 15/01/2012 14:56)
Andraso kely aloha bainina an! Fa tena bizina b ange ny ato e!
3. dadabe ( 27/02/2012 16:05)
manamoly ve le ??misy maina angaha any ??
4. andrywui ( 28/02/2012 09:57)
bainnn le !! ty less ah bainn aa

elah ane miavona e aiza zao le num nlah oa fa very le taty oa
5. dadabe ( 07/03/2012 17:39)
efa niova fa zah anie tsy any le tana tsony fa efa nifindra e
6. andrywui ( 28/03/2012 21:36)
elah mbola ao bagnolet less a sa antsoiko ndray zan i Sa.... huhuhuhuhuhhhh... zah ane pakao e
7. andrywui ( 28/03/2012 21:38)
ho ao ah zao amin samedi handefa vola fa makanesa ao elah dadabe a !!

sady hanao beloty etsy a lacourneuve ozy rabatista eee
8. dadabe ( 06/04/2012 16:28)
elah aza resy sady tsy mahay manisa beloty kleukleu
9. andrywui ( 12/05/2012 12:22)
le num anlah bain le 0665... iany no tadidiko fa ny ambiny maou huhuhuhuhhhhh ...
10. dadabe ( 26/05/2012 04:17)
06 65 45 .. .. mbola any ve ilay golita an ilahy leuleu
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2023 - page load 1.4628