Antson'ny fo
xxx
(
16/01/2010 14:03)
Olona 75 taona tsy mbola nanana andefimandry hatry izay niainako , tsy mbola nanan' anaka , miandry ny rariny sy hitsiny omen' ny natiora , mba mangataka hevitra momba ny fizotry ny fahafatesana mangi...
suite
répondu par Papoose le 28/01/2010 19:28
xxx
(
23/12/2009 08:25)
[quote]www.sakakely.tk[/quote]
mazotoa...
suite
endrika01
(
22/12/2009 10:24)
Mirary krismasy sy taona vaovao sambatra hoan'ny namana serasera rehetra tsy an-kanavaka,na ny lavitra ny tanidrazana na ny any Dago!
Enga anie izao Noely sy taona vaovao izao hitondra :
...
suite
répondu par maeva74 le 23/12/2009 08:55
ANARIM
(
17/12/2009 06:16)
Dia tena faly, tena faly, tena faly fa tonga soa ny boay kely, sady nizotra tsara daholo ny lafiny rehetra!!!
Manoroka mamy dia mirary soa anareo telo mianaka.
tvtb mia Angie....
suite
répondu par ANARIM le 19/01/2010 06:15
anjarafitia
(
23/11/2009 21:50)
MANAO AHOANA DAHOLO
Mba itady an'i Mme RABESIANAKA Odette Lalatiana
Petite amie du TSIMBAZAZA vers 74/75nipetraka teny
@citéAmbohipo i Mme RAFATRO Annie no mampitady
Dia mba manorata @ anjarafit...
suite
répondu par joharyjohary le 10/12/2009 19:05
Lejoba
(
16/11/2009 13:44)
Miarahaba anareo namana indray ô
Mety hahafinaritra anareo ny hijery ity. Raha mahazo fitaovana tsara dia tena lafatra ny fivoakan'ilay sangan'asa.
http://www.dailymotion.com/video/xa1ni8_barrys-ts...
suite
répondu par endrika01 le 22/12/2009 10:16
emonate
(
15/11/2009 05:28)
mba mila toro hevotra ni tenako ra azo atao
7 tona izahay no niaraka . t@ ty tona ity izahay no ni vady tam volana mars
de nande nipetraka tany @ rai amandreny izahay ( tsy maha fohy andren hono ...
suite
répondu par dadabe le 18/11/2009 03:24
noeva
(
14/11/2009 13:36)
vaovao ny tena ka raha toa diso lalàna d aza omena tsiny an... sao d hisy hanakiana b eto ndray oe "fa eto v ny fanovana an'zany eee???!!!!"( ôtrany nahita a oe eto aloha e)
Antson'ny fo : "maniry...
suite
répondu par nirinanicolas le 19/11/2015 06:22
Mifenty
(
05/11/2009 16:09)
io fa tsy ankihetsika tsouny a...
suite
répondu par nirinanicolas le 19/11/2015 06:22
soanja
(
01/11/2009 21:33)
Ela izay i Ari. malala tsy tazako teto. Mampamangy any aminy raha misy mihaona na mifanena na sendra miserana eo aminareo izy.
Ari.malala, aiza indriako? Mivavaka lalandava amin'izay rehetra ataon...
suite
répondu par dadabe le 27/01/2010 15:47
shanella
(
19/10/2009 11:29)
Sali doly eeeeee!!!!!! Tongasoa ho an'ny tenako !!!
Tsitako oe aiza no tokn ho atao le sujet fa mbo te anoratra fotsn za e!!!
D miandry présentation avy @ forumiste rehetra ato kou!!!
Bonne semain...
suite
répondu par Papoose le 04/11/2009 16:23
Vargas
(
14/10/2009 13:25)
atolotro an'i Judith ,Tianahttp://www.youtube.com/watch?v=3pxc40obkcA&feature=related tao Fianarantsoa .Patricia tao Itaosy ,Chantal Tanahttp://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&topid=t3ffe9224ad...
suite
xxx
(
13/10/2009 22:10)
Raha mikasa ny anapaka pont na izany hoe fihavanana ?
Rehefa avy nanampy namana latsaka tao anatin'ny fahasahiranana no nanjary nanaratsy sy nanopanopa? rehefa nolazaiko azy hoe ity zany wa ilay hoe ...
suite
répondu par Veloo le 21/10/2009 20:16
nelina
(
06/10/2009 13:12)
(l) (l) (l) (l) (l) (l) (l) (l) :-* :* ...
suite
répondu par Mirananirina le 07/10/2009 12:14
endrika01
(
04/10/2009 04:59)
Efa tonga njay zahako,efa andro vitsivitsy zay.Nalahelo mafy be miitsy ny namana serasera,de hoanireo namana tsy nahafoy sy nangahiahy kely nandritry ny fotoana tsy nahateto anah,de aza malahelo tsony...
suite
répondu par papala le 20/11/2009 09:06
Djhamhal
(
02/10/2009 07:19)
mitady lahateny na kabary fohifohy atao fisaorana ny olona manatrika famadihana ! zany hoe le refa hifarana iny ny raharaha !! misaotra anareo mialoha !!...
suite
répondu par dadabe le 16/01/2010 14:25
lemiserana
(
28/09/2009 08:53)
Aiza kay ry zareo no misy ny Faraveloma le mpikarakara razana ireny? Raha mba misy manana telephone na adiresy dia tena ilaina.
Misaotra o....
suite
répondu par di le 15/11/2011 08:26
magasy
(
25/09/2009 07:06)
manaona daolo e!!!
faly miarahaba anareo rehetra magasy!! de faly mandray anreo zay te hifanerasera ko, de mrar soa hatran e!!...
suite
répondu par kotobekibo le 30/09/2009 20:57
tianalove
(
23/09/2009 08:01)
Mitsingerina ndray ny taona nahaterahako eeeeeee
tonga aho hizara fifialiana ho an'ny rehetraaaaa
ny taona no mitombo fa je reste la méme hihihihihi
bisous daholo
tsiky dia ampy...
suite
répondu par tianalove le 02/10/2009 07:04
dangytsmaty
(
14/09/2009 08:08)
Nalana vao2 kah mba omeo spapa @ fitadiavana namana , de rah sitrakareo de mba anoraty zah ahalalako hoe toy izao zah refa mahazo hafatra vao2
Merci d'avance daholo e!
dangy...
suite
répondu par Papoose le 10/10/2009 18:17
