Lahy antitra boribory !

1. xxx ( 16/01/2010 14:03)
Olona 75 taona tsy mbola nanana andefimandry hatry izay niainako , tsy mbola nanan' anaka , miandry ny rariny sy hitsiny omen' ny natiora , mba mangataka hevitra momba ny fizotry ny fahafatesana mangina ampanajàna .
novalian'i Papoose ny 28/01/2010 19:28
2. ANARIM ( 19/01/2010 10:28)
oupssssssssssssssss
3. ni81 ( 19/01/2010 20:20)
Olona 75 taona tsy mbola nanana andefimandry hatry izay niainako , tsy mbola nanan' anaka , miandry ny rariny sy hitsiny omen' ny natiora , mba mangataka hevitra momba ny fizotry ny fahafatesana mangina ampanajàna .
:idea:
4. Mirananirina ( 20/01/2010 10:30)
Olona 75 taona tsy mbola nanana andefimandry hatry izay niainako , tsy mbola nanan' anaka
mbola afaka manana anaka anie izany eh :) na tsy manambady intsony aza tsy olana :)
mba mangataka hevitra momba ny fizotry ny fahafatesana mangina ampanajàna .
tsy misy hevitra momba izany fa ny radoko angamba no afaka manome hevitra.
5. sasa ( 20/01/2010 11:24)
kay le! tena tsy hitako izay avaly an'zany fa aleoko tsy miteny 8O 8O 8O 8O 8O 8O
6. soanja ( 22/01/2010 05:09)
xxx:

Olona 75 taona tsy mbola nanana andefimandry hatry izay niainako , tsy mbola nanan' anaka , miandry ny rariny sy hitsiny omen' ny natiora , mba mangataka hevitra momba ny fizotry ny fahafatesana mangina ampanajàna .


Mino aho fa raha apetrakao amin'Andriamanitra ny fanirianao dia ho henony izany vavakao izany. Rehefa vita anefa izay dia aza manahy intsony fa ho tonga mangina sy hizotra ampilaminana ny zava-drehetra. Mirary fitoniana lalandava ho anao!


7. xxx ( 26/01/2010 11:45)
raha efa 75 taona izany, tsy misy vady tsy misy zanaka, mitsambikina kely eo am-baravarankely dia mety ho vita an!
inona izany no tena antom-pahaveloman'ise? (raison de vivre)
dia mbola tsy nanananona mihitsy koa ve?????????
:roll: :roll: :roll: :roll: :roll:
8. Papoose ( 26/01/2010 16:40)
75 tao v haritra ihany???? moramora kokoa ny taona sisa fa mehereza!
9. mamijo ( 26/01/2010 22:50)
aza atao an'izany kosa e ,iza aza izany mampalahelo ,tadidiho fa fandalovana ny ety ka 10 na 80taona dia mitovy ihany samy mpivahiny isika ety
10. dadabe ( 27/01/2010 15:55)
Mpandefa : xxx [ Valio ] 16-01-2010 15:03:28
Lohateny : Lahy antitra boribory !
Olona 75 taona tsy mbola nanana andefimandry hatry izay niainako , tsy mbola nanan' anaka , miandry ny rariny sy hitsiny omen' ny natiora , mba mangataka hevitra momba ny fizotry ny fahafatesana mangina ampanajàna

mannnn emannnn zany leuleu :-D :-$
11. Mirananirina ( 28/01/2010 12:43)
mannnn emannnn zany leuleu
sahala amin'i dadabe
12. Papoose ( 28/01/2010 19:28)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.294