Antson'ny fo
Djhamhal
(
10/05/2011 10:49)
Miarahaba antsika rehetra ! ary ny vaovao ho lazaiko dia ny tohin'ilay dinika teto 9 volana lasa izay ! toa tsy tadidy tsotry zany ô ! (efa ela be lôtra kou !) ka zao é! t@ zay le we inona no atao ...
suite
répondu par ledala le 24/05/2011 22:55
akamatiana
(
09/05/2011 08:01)
Manao ahoana daholo ,
Fisaorana bedebe no atolotra anareo namana iay nitondra teny fampiononana an-telephone , tamin'ny hafatra , mail , ary indrindra ireo tonga mivantana .
Andriamanitra be fi...
suite
répondu par dadabe le 07/06/2011 09:29
angotiko
(
04/05/2011 08:53)
MOMBA NY FIVAVAHANA AMIN'i YONIKA
eny CARION izany ny fiangonana! rampitso alakamisy 05 mai 2011 amin'ny 1 ora tolakandro!
misy FIARA IRAISANA efa nalain'ny fianakaviana ka eny MAHAVOKY ECOLE CONDORSE...
suite
répondu par Lily-Z le 10/05/2011 12:23
akamatiana
(
03/05/2011 09:32)
Amin'alahelo lebibe no ilazana fa nodimandry omaly 2 May 2011 i Ramambahasina Haingomanana Heritiana ( Yonikafopl ) rehefa nivahiny 39 taona teto an-tany , ny fandevenana dia atao anio amin'ny 4h an...
suite
répondu par nirinanicolas le 19/11/2015 06:22
rakaroka
(
01/05/2011 18:30)
Ny Tsara , fitia ho amboara ho an'i Yonika !
Na hasina na bika
Dia taminao tokoa
Ny endrika sariaka
Tsy nanampaharoa
'reo sarinao tsy laitra
Nahatonga anay ho taitra
hanaraka anao ?
Babo tsotr'izao ...
suite
répondu par dadabe le 29/12/2011 16:53
dadabe
(
01/05/2011 02:05)
mivoha tao daholo laisany d miaraka mikofensy eto isika , aveo maka pilasy fa hisy kombaka, dia aza adino ilay pilansy mihosotra diloilo sy pipitsokatra......(apetraka ao @ derika)...
suite
répondu par dadabe le 07/06/2011 13:36
dadabe
(
06/04/2011 00:35)
Vale aaaaa!!! ao ve rouucky
malahelo madigna agny zahay zao...
suite
répondu par dadabe le 29/12/2011 16:49
soanja
(
04/04/2011 02:59)
Ry namako, Vonerika.
Amin'izao fetinao izao dia miarahaba anao ny tenako. Enga anie hitondra fanambinana ny tombonandro sy taona ary hahita firoboroboan'ny taranaka noho izany fahasoavana izany. Soan...
suite
répondu par dadabe le 01/05/2011 02:01
ndondo198
(
27/03/2011 19:18)
salam daoli oo!! za vevav de mb te anan naman e!! 22 ans de ty ny adressk de miandry anareo : nantenainam866@gmail.com ...
suite
répondu par SIOKATOKANA le 08/07/2011 08:28
ANARIM
(
15/03/2011 11:22)
bonanif milay b laisany d bibiz mamy b doly!...
suite
répondu par dadabe le 26/06/2011 12:54
Djhamhal
(
07/02/2011 09:56)
Miarahaba antsika rehetra tratry ny taona ! dia mirary fahombiazana sy fahasalamana ho antsika rehetra anie ity taona ity !
efa ela ihany ny tenako no tsy dia niditra teto ! tsy hoe nanadino akory san...
suite
répondu par soanja le 07/02/2011 21:08
laza5700
(
02/02/2011 02:13)
Indro ampitsiahiviko farany ny fangatahako teto tamin'ny herinandro lasa. Angatahiko an-tanan-droa izay mba manana vidéos na lahatsoratra hafa momba izay loha-hevitra sy famakafakàna nataon'io olona...
suite
EncoRama
(
25/12/2010 22:44)
Sendra ni surf teto @ net aho no sendra inty rohy manaraka inty ka zaraiko eto raha sitrakareo ny hanao ny petition ho azy sy ny fianakaviany.
Marihiko etoana fa tsy olona fantatro izy fa mba anisan'...
suite
répondu par mirananirina le 18/01/2011 10:14
Summer
(
15/12/2010 18:18)
Salama daolo,
Toy izao ny tantarako izay feheziko.Izaho dia nisaram-panambadiana efa 5 taona izay ary 2 ny zanako izay mipetraka miarka amiko.niaraka tamanol aho tarinanio nisaraka io.tena tiko tena ...
suite
répondu par faeh le 14/02/2011 18:49
YDIFAS
(
15/12/2010 11:30)
Bonjour,
Comme vous le savez tous, la date de mon anniversaire approche. Tous les ans, il y a une grande célébration en mon honneur et je pense que cette année encore cette célébration aura lie...
suite
YDIFAS
(
15/12/2010 11:27)
Bonjour,
Comme vous le savez tous, la date de mon anniversaire approche. Tous les ans, il y a une grande célébration en mon honneur et je pense que cette année encore cette célébration aura lie...
suite
nnn1
(
29/11/2010 08:35)
izaho dia manana olon'tiana vao 2 volana monja zay no niarak.D t@ vô niark t@ aho d efa nanotany we sô d efa mis miarak @ ao any d oz izy we tsy mis nefa vao herinandro zay d niarak nandeha nivoak k...
suite
répondu par TSETSEL le 04/09/2012 15:29
andrywui
(
13/11/2010 10:05)
lasa nirifatra ka tsy tana ireo akama ndray nihira tamiko tato fa nandrora nitsilany ka ny tenany ihany no voa ...
-- miangavy an'ilaisany ary mba hiverina !!!!!...
suite
répondu par dadabe le 04/02/2011 13:01
cartina
(
08/11/2010 21:40)
salama daholy avakoaby eee , zao naika mitady lehilahy serieux anambady zao raha misy any ,zao vehivavy joby 19ans miasa, tsotsa sady tia mitsikitsiky lalandava lol de raha teahita tarehiko anao de...
suite
répondu par coco2 le 04/12/2010 09:48
anadriantsoa
(
19/10/2010 15:07)
misy sipa tiako be d ts poinsa mits! d mitady solony za?sao d mba misy vonona
...
suite
répondu par sylvaine le 26/10/2010 06:37
