Aiza no misy ny faraveloma?

1. lemiserana ( 28/09/2009 08:53)
Aiza kay ry zareo no misy ny Faraveloma le mpikarakara razana ireny? Raha mba misy manana telephone na adiresy dia tena ilaina.

Misaotra o.
novalian'i di ny 15/11/2011 08:26
2. ni81 ( 28/09/2009 09:09)
Aiza kay ry zareo no misy ny Faraveloma le mpikarakara razana ireny? Raha mba misy manana telephone na adiresy dia tena ilaina.

Misaotra o.
ilay Razafindratsira eny Ankorahotra moa sa aiza iny angaha tsy manao intsony?
3. ni81 ( 28/09/2009 09:30)
Diso aho fa tsy Ankorahotra no misy azy kay moa fa eny Ampandrana.
4. xxx ( 28/09/2009 11:06)
Ampandraina aiza ho aiza kay?

Merci
5. ni81 ( 28/09/2009 11:36)
iny akaikin'ny kolejy Rasalama iny. Miala tsiny fa efa ela dia ela tokoa tsy nandeha t@ iny faritra iny ka adino. Afaka manontany olona angamba rehefa tonga eny akaikin'ny kolejy eny. Misy toerana iray izay koa fa tena tsy tafaverina ato an-tsaiko ny anarany :?
6. nathie86 ( 28/09/2009 11:45)
ety Alarobia Amboniloha misy RHM no anarany, eo akaikin'ny gare an'Alarobia tsy ananako ny num any.
Ny faraveloma ndray ery AMbatonakanga no misy azy ra tsy diso za, eo ambanin'ny paparazzi sy ny klung sy ny sns eh.
7. tsipolitra ( 28/09/2009 12:51)
:} eo faravohitra ihany koa misy eo akaikiny bus stop 134
8. di ( 15/11/2011 08:26)
bjr e!
Ny FARA-VELOMA dia eo akaikin'ny look's Andravoahangy,misy auto ecole eo dia ao amin'ny 1ere etage,tel:22 289 82 raha ilaina รด.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6172