mariazy miara mizotra

1. dadabe ( 06/06/2011 18:05)
tsy sanatria hamoa fotamandry fa nahatsiaro an 'i Yonika dia nanoratra kely, latsaka ny ranomasoko, nalahelo ny foko......

aleo tsy tohizina tsony ...
novalian'i dadabe ny 29/12/2011 16:51
2. soanja ( 06/06/2011 21:18)
dadabe:

tsy sanatria hamoa fotamandry fa nahatsiaro an 'i Yonika dia nanoratra kely, latsaka ny ranomasoko, nalahelo ny foko......

aleo tsy tohizina tsony ...

Tombon-dalana ny azy, Dadabe o. Efa eny an-tratran'Andriamanitra izy izay mifaly sy miravo. Aza misosoka alahelo. Mahereza hatrany. Soanja namanao
3. dadabe ( 07/06/2011 00:02)
Soanja aa ny tena tsy zakako anie dia izaho tsy mba niditra teto @ serasera efa nanomboka tamin ny volana mars angamba dia vao niditra aho omaly dia iny no hitako, ankona tanteraka aho.....saika tsy nahita tory ah alina manontolo, izany oe efa ho 1 volana izny no nahalasanany zay zah vao nahare ....
4. soanja ( 07/06/2011 00:59)

Mampalahelo be zany Dadabe. Tsy nisy nampilaza ianao! Azoko tsara ny zavatra tsapanao. Ianao angaha tsy mba manao Facebook? Tany no tena nahitako ny sary sy mombamomba azy nony lasa izy fa izaho mantsy tsy mba nahafantatra azy fony fahavelony na teto am Serasera aza.

Raha afaka mitomany ianao dia alatsaho ny ranomaso fa manampy ny mavesatra sy ny alahelo izay ry Dadabe. Satriko ny eo anilanao hanome fiononana anao. Izahay rehetra mantsy tena nilatsaham-baratra tokoa tamin'io zavanitranga io. Mbola tanora loatra ilay vonindraozy dia lefy. Nefa moa izay no lahatra. Andriamanitra mandamina ny zavatra rehetra. Izy mahalala ny izay lahatra omeny antsika. Mpanatanteraka isika.

Mionona Rahavako an! Hivavaka ho anao manokana aho rahalina mba homen'Andriamanitra fionona haingana ny fonao. Mahereza hatrany. Soanja namanao!
5. dadabe ( 07/06/2011 09:18)
Salut Soanja

merci braucoup e.

Misaotra betsaka soanja a

daabe

soanjitalic texta:

6. dadabe ( 07/06/2011 09:18)

7. ari.malala ( 08/09/2011 06:33)
dadabe, mamangy @ fahoriana tena sincère sy serieuse a miresaka aminao, fa tena nitady ny mety hoadiresinao tokoa ah tam nahare ny vaovao, saingy tsy nahita... mirary fiononana feno e! raha misy fitiavana azy d ny vavaka no ataovy totoafo hoazy. mahereza
8. dadabe ( 29/12/2011 16:51)
ok arimalala a...lasa ny rafivavin i arimalala le kiiii
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1317