Mitady madama

21. fafane ( 22/06/2012 20:37)
Zay miadaladala eo koa, za zao efa hijanona ndray aliha fa raha miditra eo de manitsy zay zvtr trop fa ny ah alou i Andrywui no tena mahasarotiny ahy e!!! houhouhou.....Veloma doly aloha a, amn herintaona ndray fa tafitako ny mission tiko natao
22. kalasoary ( 22/06/2012 21:20)
Veloma hono nefa isan andro eto foana fa admin fa i fafane fotsiny no isataona huhuhuhuhuhu. Ny mpamorona sy mpandainga toa anao ihany no adala sy miadaladala eto esiaoeeee hahahaiiiii
23. kalasoary ( 22/06/2012 21:21)
Veloma hono nefa isan andro eto foana fa admin fa i fafane fotsiny no isataona huhuhuhuhuhu. Ny mpamorona sy mpandainga toa anao ihany no adala sy miadaladala eto esiaoeeee hahahaiiiii
24. fafane ( 22/06/2012 21:22)
houhouhouhou........
25. fafane ( 22/06/2012 21:29)
Tandremo oa i Andrywui ko io........
26. kalasoary ( 22/06/2012 21:52)
Izao fotsiny e na inona na inona dia mahaiza manaja olona mba hanajan'olona anao.Iza moa no tsy mahalala ny toetran ny tsirairay eto?ny anao moa izao dia manenjika an ' i Mirana foana huhuhuhu
27. andrywui ( 22/06/2012 23:27)
Aaaaa zah kosa tsy miditra amle adinareo sady aza apidirina amzany ah fa za inosenty be a ...mifanaraha ao nareo fa le anarako fotsiny no.mba aoka ...zah efa ela no efa hendry tato amn serasera tato ...antanio i hery !!!
28. fafane ( 23/06/2012 05:49)
Tsy manenjika fa mampahafantatra ny tokony ataony ka! amn maha- vevavy azy no matonga ahy miteny, fa inn ko mo no idiran Kzlasoary amnzany e, manao avocat eto!?? MITANDREMA FOTSINY, VELOMA NAREO! TSY HO ETO INTSONY AHO!!!! ./.
29. andrywui ( 23/06/2012 11:10)
tena miitatra otran sima misioka ry reto ty resaka ty fa ajanony a !! sady zay zah voatonotonona ato nefa tsisy haiko le resaka !

fafane __) tsy azoko le tinao tenenn !!!tandremo i andrywui aona mou zan ?? fa maninnn zah tandremana ?
30. fafane ( 23/06/2012 11:54)
Aza kitihana ny dkany ry Andrywui aaaa....hihihihihi
31. kalasoary ( 23/06/2012 18:36)
Fafane Andrywuiiii huhuhuhu misy ifandraisany? Raha miteny fafane fa tsy admin mahita IP i Andrywui dia i Andrywui=fafane huhuhu kobo ! Rehefa tsy zakanao i Mirana dia mipetraha tsara fa tsy manaratsy etsy sy eroa mba hendry
32. andrywui ( 23/06/2012 23:56)
Za tsy ti antibav ooo ...


Ngo d any ankady eo vo manaporìtra sovaly




N'y advà nao io Fafane atreo fa za ialao so mvilana eo
33. andrywui ( 24/06/2012 00:21)
Tsy mahay raha mteniteny fona fotsn ry kalasoaripaty ty ...Fafane aona za erre lelikee refa fannn fé mpetrah e ....manombitomboka ol ato fotsin ...ataovy farany kosa zay à ...
34. dadabe ( 24/06/2012 09:54)
o ry bainina a, hay ve tsy zakan lah akory i mirana e ?hahhahaa kobo bainina leuleu ....nefa zaha no zestevan lah t@ le smsung galaxy tab leuleu .......

nanao ahaoana kloou ny fanomanana ny fetin lah e ?aiza ny pro ? hisy brightoon ve ? beloty ...
35. fafane ( 24/06/2012 10:05)
Fann koa ato ra- Andrywui eeee, za oa efa tenenniko fa tsy hamaly tsonyyyyyy! ok?
36. dadabe ( 24/06/2012 15:57)
aleo aloha haka pilasy fa hisy kombaka eto kleuleu...omeo popcorn any klou ee
37. nirinanicolas ( 19/11/2015 06:21)
Petites annonces gratuites à Madagascar. Visiter www.madapage.com.

Vendez, achetez, louez et proposez vos services sur le plus grand site de petites annonces gratuites en Madagascar : immobilier, voiture, moto, emploi, etc.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2112