Sao misy mahafantatra azy ianareo eto; indrindra ianareo aty Moramanga; ny num. phone ihany no ilaiko de ampy ahy ze manana (tsy maninona raha misy afaka mampita ty hafatra ty any aminy aza); resaka serieux ity an; tsy vazivazy mintsy; any Ambohimanarivo Marovoay izy no mipetraka