ampanatrehan-tena, rahoviana ????????

1. itaramasoandro ( 18/06/2009 05:19)
rahoviana no hisy olona iray na vondron'olona, malagasy ray malagasy reny, hitondra ampanatrehan-tena ny teny ampilamina marina ny korontana eto @ nosy?

rahoviana no hisy olona, tompon'andraikitra, tsy ho entin'ny ambony ka vonona marina ny hamerina ny fahatokisanan'ny malagasy ary hampiseho fa ny fihavanana no fahendrena anisan'ny sarobidy indrindra eo @'?

rahoviana no hisy olona, hiaiky ampanatrehan-tena fa diso lalàna ny nosy ka ampy izay ny fahazazänasy ny fangalampiery?

rahoviana no andevona ny ambopoa ny tsirairay fa tanindrazana iray ihany no lovaina?

aza avela ho nofinofy ihany ny fandrosoan'ny malagasy fa tsy natao handrora mitsilany foana ny taranaka.

itaramasoandro 8)
2. ravatorano ( 18/06/2009 06:57)
rahoviana ???
asa lah !
:wink:
3. Bazily ( 18/06/2009 07:16)
Rahoviana no hitranga izany rehetra izany
Fa ny foko mitaraina noho ny akasonao ry tany
Ity fireneko te ho afaka @ gejan'ny mijaly
O ry Ray mba ampio , ny Malagasy mba te hifaly

Setrasetra politika no handrendrika ity nosy
Rediredy tsisy farany hoe hitondra rotsirotsy
Nefa tanjona ao ambadika hangoronana ao amposy (paosy)
Izao harena imatesana mba holovain'ny androrosy (mpanao hata-dava)

Tohizo indray ry reto a!
4. endrika01 ( 18/06/2009 13:10)
itaramasoandro:

rahoviana no hisy olona iray na vondron'olona, malagasy ray malagasy reny, hitondra ampanatrehan-tena ny teny ampilamina marina ny korontana eto @ nosy?

rahoviana no hisy olona, tompon'andraikitra, tsy ho entin'ny ambony ka vonona marina ny hamerina ny fahatokisanan'ny malagasy ary hampiseho fa ny fihavanana no fahendrena anisan'ny sarobidy indrindra eo @'?

rahoviana no hisy olona, hiaiky ampanatrehan-tena fa diso lalàna ny nosy ka ampy izay ny fahazazänasy ny fangalampiery?

rahoviana no andevona ny ambopoa ny tsirairay fa tanindrazana iray ihany no lovaina?

aza avela ho nofinofy ihany ny fandrosoan'ny malagasy fa tsy natao handrora mitsilany foana ny taranaka.

itaramasoandro 8)

Rehefa tsy matim-boninahitra
5. endrika01 ( 18/06/2009 13:10)

6. endrika01 ( 18/06/2009 13:17)
itaramasoandro:
rahoviana no hisy olona iray na vondron\'olona, malagasy ray malagasy reny, hitondra ampanatrehan-tena ny teny ampilamina marina ny korontana eto @ nosy? rahoviana no hisy olona, tompon\'andraikitra, tsy ho entin\'ny ambony ka vonona marina ny hamerina ny fahatokisanan\'ny malagasy ary hampiseho fa ny fihavanana no fahendrena anisan\'ny sarobidy indrindra eo @\'? rahoviana no hisy olona, hiaiky ampanatrehan-tena fa diso lalàna ny nosy ka ampy izay ny fahazazänasy ny fangalampiery? rahoviana no andevona ny ambopoa ny tsirairay fa tanindrazana iray ihany no lovaina? aza avela ho nofinofy ihany ny fandrosoan\'ny malagasy fa tsy natao handrora mitsilany foana ny taranaka. itaramasoandro 8)
Rehefa tsy matim-boninahitra
7. xxx ( 18/06/2009 13:18)
Na izaho aza tsy hahita an'izany hoy Andriamanitra sady nitomany izy
8. itaramasoandro ( 18/06/2009 19:23)
hay ka dia lasa lavitra ny fihetseham-po ka niainga ho literatiora! tsy ratsy é!
olon'ny fo ny malagasy ary adala ireo mpanetsika tsy mampiasa izany mba hameranana indray ny fahatokisandramalagasy.

rahoviana ary hoe? aza atao resaka vazivazy laotra re fa manakaiky ho rendrika ny nosintsinka.

itaramasoandro 8)
9. Mirananirina ( 19/06/2009 11:07)
Rahoviana????????,,
Rehefa olona manampahendrena sy tia fihavanana no mitondra antsika.fa tsy ireo jiolahim-boto ireo.
10. xxx ( 19/06/2009 12:16)
itaramasoandro:

hay ka dia lasa lavitra ny fihetseham-po ka niainga ho literatiora! tsy ratsy é!
olon'ny fo ny malagasy ary adala ireo mpanetsika tsy mampiasa izany mba hameranana indray ny fahatokisandramalagasy.

rahoviana ary hoe? aza atao resaka vazivazy laotra re fa manakaiky ho rendrika ny nosintsinka.

itaramasoandro 8)

Ka tsy izany anie ry itaramasoandro fa raha ny zava-miseho @ izao no jerena dia maizina dia maizina ny ho avy e , basy, fanapenam-bava, arrestation izao no andavan'andron-tsika ka inona hoy ianao no antenaina ?

Izaho aloha tsoriko fa efa very fanantenana tanteraka e, ny mandositra eto izao no hitako fanafody
11. itaramasoandro ( 19/06/2009 15:06)
nisy taratasy misokatra eto @ tranonkala androany nilaza @ teny mazava sy tsotra fa ampy ho anireo mpanome ny vola fanampiana ny hisian'ireo olona, efa teo @ fitondrana taloha miampy ny ankehitriny izay azo taritina @ orony, dia mitohy ny fanampiana...

mazava ho azy

itaramasoandro 8)

12. kotobekibo ( 19/06/2009 20:01)
ref tsy miady toerana intsony .
Samy te hameno paosy dôly tsinona kouh!
i ranona teo nahangona b tahak'izao , doky za izany mila mahazo mihoatr'izay .
Tsy mandraraha ny tanindrazana sy ny gasy kely ry zalahy retra , ny kibo sy ny paosy aloha ! :-D
13. endrika01 ( 20/06/2009 15:47)
Rehefa zaza 10 taona no lasa pirezida :-w
14. Koditra ( 21/06/2009 10:23)
Mety misy any any ambadimbadika any fa ny fepetra rehetra tokony hananany no tsy ampy. Tsy maintsy mbola misehoseho ho itan'ny olona rehetra, manao hetsika kely etsy sy eroa manerana ny Nosy mba hahafantaran'ny olona azy, mamorona association na antoko aveo ..., zany rehetra izany dia vola daholo no mikaonty, ny fotoana ilaina (2 na 3 taona farahafakeliny).

Raha te hangalatahaka andrizalah izay tena nahomby tokoa dia mody mirotsaka Maire, dia manangana Haino amanjery, dia lasa zao @ fifidianana manaraka. Mbola vola aby izany.

Miampy kely fotsiny zany ireo voatanisan'ny itaramasoandro ireo hoe : SADY BE VOLA.
15. endrika01 ( 21/06/2009 11:14)
tsy voatery ho ny vola foana ange no hiaingana e!
fahavononana aloha,dia miezaka manantateraka,dia tiany vahoaka,dia avy eo.....mitohy
16. itaramasoandro ( 21/06/2009 18:12)
mba jereo ange ny hetsik'i mariette andrianjaka izay tsy misy ny tsy mahalala azy na nanandrana ny tsiro, nankafihy ny fahamirampiratan'ny haify sy talentany. ampanatrehantena ny nampanantonany ny vehivavin'ny nosy tsy misy ankanavaka hitondra avo ny mahamalagasy.

misia ny maro tahaka azy, tsy vola ihany no aoriana izany fa finoana fa manana ny hasiny, ny hareny, ny fahaizany ny malagsy na anatin'ny krizy lalina aza. fa mahay mihetsika izy ireo.

mitondra inona ho an'ny malagsy ny fetimpirenena? midika hoe asaramanitra io fety io, fotoana hiombonana, amisavisana ny tsy mety mba ahitàna ny soa. Marika tsy tongatonga ho azy ny nahaterahan'ny favi anatin' izao toe-draharahara eto @tsika izao:

porofo milaza fa misy hatrany ny hery sy vondron'olona manampaharetana sy finoana fa be ny azo hatao @ ankolafinkevitra isan karazany toy izay resabe foana tsy avitàna inona.

soava dia ry vehivavy favi fa manja sy kanto ny hainganareo.

itaramasoandro 8)
17. endrika01 ( 23/06/2009 03:58)
Zag manokana alou de mandefa ny eritreritro we: rehefa miady lava ny lhl mpifanina ho mpitondra aleo ndray mba hoentiny vhv matotra ny firenena,tsy vadinireo mpitondra,sady tsy ny reniny,fa vhv neutre .Eo no mifampitanisa hadisoana,mifanala baraka,misambotsambotra etsy sy eroa,manam-pitapim-bava,angaha ny olona tsy mahazo misioka?Taoko am hira aza ,mbola arahin-tsiosika?Rehefa siafiny sasany dia midika zay we,asehoy ary zay mba ho vitanao eo,de ahazo tehaka tsara be,fa raha nofa be kosa de ahazo tefaka mafy be we lasa mande fa mandreraka be! Mahamenatra ny mihaino we,nisy nisioka hono de voasambotra.Ny mpandroba sy mpitan-basy,sy ny mpangalatra alou no sambory,ny vahoaka aza tapenam-bava fa sao lahy ka hitroatra zay vao raharaha be,manaraky ny arabe!Saotra tompoko!
18. kotobekibo ( 23/06/2009 21:40)
za koa aloha manohana hoe aleo mba entin'ny VHV injay hoe jerena .
sady za efa mahita kandidà sahady !:)
http://www.midi-madagasikara.mg/midi/index.php?option=com_content&task=view&id=15144
19. itaramasoandro ( 24/06/2009 01:27)
rehefa matevina ny tetik'asa ka manampinoana, faharetana ary herintsaina sy fo ny olona iray, na andriambavilanitra izy na andriamatoa, ka nampiseo fa nanantanteraka tokoa dia manaraka ho azy ny tosika sy latsa-bato ho azy é!

raha indrindra moa ka mahatsapa ny hetahetam-bahoaka anivon'ny tontolo iainana sy ny mahamalagasy azy 8fomba fiteny voarain'ny sokajin'olona rehetra fa tsy misidina ambony loatra) dia oadray, nahoana moa? heverina ihany koa ny mpiara-dia @.

itaramasoandro 8)
20. endrika01 ( 24/06/2009 11:36)
na lehilahy matotra, mbola tsy manambady,hi hi ,ireny mako afaka manao asa tsara tsy voaelingelin-dramato am finday isa-tsengotra! Fa refa we asa aloha hoany Firenena de zay! :P
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1897