allô allô

1. Koriana ( 24/03/2009 09:38)
Manao antso avo ho antsika malagasy rehetra izay mipetraka aty ampitan-dranomasina,miantso antsika rehetra mba ho tonga eny @ TROCADERO ny Asabotsy 28 mars ho avy izao, tsy manohana n'iza n'iza fa mba hanavotana ny tany mamintsika dia i Madagasikara no tanjona koa tongava maro
novalian'i rakaroka ny 24/03/2009 22:47
2. dadasy ( 24/03/2009 13:58)
aiza ho aiza aty Canada ilay Trocadero? toa azo atao hoe ampitan-dranomasina ihany manko aty, nefa tsy hitan'ny GPS ilay toerana, na dia te hanatrika aza ny tena! :°)
3. xxx ( 24/03/2009 14:12)
Ary tsy mahazo tonga any izany raha toa ka manohana? :lol:
4. rakaroka ( 24/03/2009 21:00)
Raha tena "Neutre ilay "position" dia ho avy aho :roll: :-w :-w :-w :-$ fa toa mifanindry @ ilay momba ny ankiray dia sao tifirin'ny andaniny eo aho koa!
5. xxx ( 24/03/2009 21:22)
Raha tena "Neutre ilay "position" dia ho avy aho fa toa mifanindry @ ilay momba ny ankiray dia sao tifirin'ny andaniny eo aho koa!

http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m49c7db84c1f42#m49c9437f88061
6. rakaroka ( 24/03/2009 22:47)
Ka tsy "neutre" araka iry voalaza anie ity fanambarana "jereo eto" 8O 8O 8O
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6759