mitady vady na namana be

1. lee ( 05/02/2008 09:59)
Manao ahoana daholo e!

Zay ndray vô mba eto ny tenanay e! tsy teto foana mantsy fa lasa lavitra; Resaka fitiavana ity an! Zah zany dé bandy mitady akama e, Vady na tena namana, Cool bé zah fa soit manorata ho ahy ato soit ity ny mail-ko:
aina_mbola@yahoo.fr
Manatena valiny avy aminao an!
bye(l)
2. angotiko ( 05/02/2008 10:52)
slt
za aloha efa manambady eh, fa mba tsisy atao za d mamaly anao, fa d bonne chance enao d mazahoa e
fa hono wa ry lee fa ngaha mou eto fitadiavambady, androany za mantsy vao nahalala an'zany, mdrrrr hay ve eh, iny ndray no tsy haiko tato,
3. Papoose ( 05/02/2008 12:47)
mahazaka zaza tsy ampy taona ve?
4. lee ( 05/02/2008 12:57)
Mahazaka tsara ka! ndry angah mbola tsy ampy taona?, ary sao dé mampigadra zany?
5. ainaheri ( 05/02/2008 13:05)
angotiko:

slt
za aloha efa manambady eh, fa mba tsisy atao za d mamaly anao, fa d bonne chance enao d mazahoa e
fa hono wa ry lee fa ngaha mou eto fitadiavambady, androany za mantsy vao nahalala an'zany, mdrrrr hay ve eh, iny ndray no tsy haiko tato,

Azo atao tsara ka,(ilay fitadiavam-bady eto) somary vao² ihany ilay izy fa izy ,sahy nijoro sy nasahy,ka omeo tosika izy ee

Bon courage

6. jiolah ( 05/02/2008 13:12)
ataovy mlailay ny frapy fa ra ny tena tsara alo de le mifankahita tava mihitsy fa eto izao mody misy miseho ho maolamaola nefa ts hay oe aona marina:^):^):-/
7. Papoose ( 05/02/2008 16:05)
za mbola tsy ampy taona fa mahay ny ataon'ny ampy taona dia afaka mianatra sady vonona ny hianatra zay mbola tsy haiko!!!

tsy hita moa fa fianarana ny fiainana!!!

tsy ataontsika migadra zany enao ka!!! ataontsika misonenika be mintsy :^)
8. tess ( 05/02/2008 16:36)
mahazàka poids lourd ve????
9. kiadi ( 05/02/2008 18:01)
:-D:-D:-D:-D
10. kiadi ( 05/02/2008 18:02)
i tess tsy omeko an! :-D:-D:-D
11. ainaheri ( 05/02/2008 18:10)
Papoose:

za mbola tsy ampy taona fa mahay ny ataon'ny ampy taona dia afaka mianatra sady vonona ny hianatra zay mbola tsy haiko!!!

tsy hita moa fa fianarana ny fiainana!!!

tsy ataontsika migadra zany enao ka!!! ataontsika misonenika be mintsy :^)


=))=)) Mamamia=))=))

12. penina ( 05/02/2008 18:45)
[center]

[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Fantastique/f%E9e.gif[/IMG]

[/center]
13. jemimah ( 05/02/2008 19:01)
penina ;tarika ambondrona
14. Papoose ( 05/02/2008 19:51)
ainaheri, ozizy Tantely t@ le klipin'i njakatiana hoe
Mais il est ou??

fa nankaiza i lee ee!!
leeeeee, mba valio le sipakely fa te hianatra:D:^)
15. ainaheri ( 05/02/2008 20:45)
io izy ambany voitiry io =))=))=))
16. penina ( 05/02/2008 20:50)
inona papoozy no itadiavana ny tsy hita any ah?

[center][/center]
17. tsiambaratelo ( 05/02/2008 21:06)
Tandremo fotsiny ary tsy ho tojo ny seropo é!De mahità soa\"hitsikitsika
18. tsiambaratelo ( 05/02/2008 21:07)
Tandremo fotsiny ary tsy ho tojo ny seropo é!De mahità soa\"hitsikitsika
19. faiza ( 06/02/2008 05:17)
slt LEe! za koa leisy mitady toa an'là a! eny e! mety oe ho vady mety koa oe namana tsy maninona fa izay mahasoa no aoaka hotanteraka, de zay ra misy mahaliana anao ny hevitro de mba asio valiny! bonne journée!!!!
20. lee ( 06/02/2008 06:19)
Milamina alou e! ok baby an!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.8161