mitady vady na namana be

21. Papoose ( 06/02/2008 11:22)
ainaheri, vaki pne ngamba le izy fa toa tsy hitako sa maizimaizina zany andro zany:-P

penina, ka aiza ary no misy hitako eee:lol:;-)
22. Elisoa ( 06/02/2008 14:44)
za ko mitady vady, tena resaka serieux ty a! sao de misy azo hiafanarahana
23. penina ( 06/02/2008 15:59)
papz> well u know
[center][/center]
shnigl igl :°)
24. ainaheri ( 06/02/2008 18:44)
Papoose:

ainaheri, vaki pne ngamba le izy fa toa tsy hitako sa maizimaizina zany andro zany:-P

penina, ka aiza ary no misy hitako eee:lol:;-)




I Njakatiana aza tsy mivoaka fa variana ao ambany voitiry ao ko=))=))=))=))
25. lee ( 07/02/2008 06:02)
Salut Elisoa, mandrorata enao ao @ aina_mbola@yahoo.fr dé afaka miresaka tsara isika e! zany an! bye
26. Papoose ( 08/02/2008 10:07)
penina, whera?:D:-D

ainaheri, hibikina ihany sipa aty laozana milona ao ambany ao!

lee fa maninona raha atao eto ny resaka fa tsy mifanoratra @ zay mba manana namana itovizana sy maromaro, sady le miaraka maromaro milay;-):D
27. theanne ( 08/02/2008 13:57)
hihihi
28. Veloo ( 08/02/2008 20:35)
hihihi
29. tslem ( 08/02/2008 21:19)
hihihi
30. Papoose ( 09/02/2008 06:40)
fa toa nanjavona lee??? sa nahita akanga tsara soratra?:roll::-D
31. ainaheri ( 14/02/2008 18:47)
Lee ko nama manimba revy aa
32. Papoose ( 14/02/2008 22:41)
ndao zany tsika hirevy :^)
33. meved ( 16/02/2008 19:30)
Izaho koa mitovy amin'ialahy ry Lee fa saingy, hafa ihany ilay hita maso e ! Raha sahy ianao any @ "réciproque" any koa misy mitady betsaka . Ny torohevitro izany dia ilay hoe" mandehandeha mahita raha e !"(ataovy maro ny serasera no tiako tenenina ) dia mahazoa izay irina e !
34. Nisa ( 20/02/2008 15:21)
Manao ahoana e! Mba afaka mifankahalala kokoa ve !
35. Papoose ( 21/02/2008 16:24)
antsoy i lee
36. fantsika ( 27/02/2008 05:39)
Aza kivy lesy ry Lee fa mbola misy hoavy ho an-là eo a!
Papoose lasa nitomany ao ambadikin\'ny trano anie Lee e! ndana hampangino haingana
37. xxx ( 27/02/2008 05:46)
tsy mety am lee ngah cazal? amzay ny volatantelinareo mitsamy TDM :lol:
38. Papoose ( 27/02/2008 17:31)
fantsika, nga nofantsihinao??:-D:-D

mety ho beau koupl nga ry TDM isany?8):-D
39. kofbay ( 02/03/2008 20:26)
tsidiho aloha ity site ity e! ilay hoe vady angamba mety tsy ho hita ao fa raha namana be dia possible http://alika.i-love-dogs.com
40. Papoose ( 04/03/2008 06:47)
kofboay, misaotra e!mahita ol mila an'io za

eto v tsy ahitambady?:*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7888