kivy daholo ny fokon'olona

1. sitlo ( 30/07/2007 14:35)

[center][IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Amour/smileys1264.gif[/IMG][/center]

novalian'i xxx ny 05/08/2007 14:11
2. fasaly ( 30/07/2007 14:41)
fa maninona hono ry sitlo no kivy dool????:roll:
3. sitlo ( 30/07/2007 14:45)
Ka azon'ny morale foana izay mba mandray anjara.
4. fasaly ( 30/07/2007 14:49)
:? fa iza no mpanome morale de iza no efa voa???zà klou efa voa ihany fa reveko manja zé ataoko de zayè!:-P8-)
5. sitlo ( 30/07/2007 14:54)
za koa, :-D fa tsy mitovy amitsika sy ndry daholo ny fokon'olona :-D

Aleo manome coeur bdb, tokony asiana s ve satria teny vary amin'anana?

[center][/center]

6. fasaly ( 30/07/2007 14:59)
alefaso aty amitsika ary alou hanao stage kely fa raha coeur fotsiny no omena azy mety tsy ho amp azy8-):-P
7. sitlo ( 30/07/2007 15:04)
hahaha

anaovatsika bizotazy, atsipitsika avy eny ambony elikoptera. Nefa tsy omena para satria elikoptera tsy manidina. :-D
8. sahol ( 30/07/2007 15:28)
wi wi wi zà kou kivy beuu nidittsa tato fa mba mtady namana d :snif::snif: d efa ts manin klou zao fa efa naazo namana :):-*:-*
9. sitlo ( 30/07/2007 15:46)
hahaha,
aza variana na midonaka fa teto daholo ny olona no naka. :wink:
10. dadie ( 30/07/2007 15:58)
:oops:
11. sitlo ( 30/07/2007 16:00)
fa naninona i dadie? tafapetraka teo ambony tsilo? :-D
12. fasaly ( 30/07/2007 16:04)
sitlo:

hahaha,
aza variana na midonaka fa teto daholo ny olona no naka. :wink:


naka in ndray ry sitlo:roll::-D


13. sitlo ( 30/07/2007 16:05)
:oops:
14. fasaly ( 30/07/2007 16:08)
ka tsy azoko lay hoe naka ko!!!!8-) naka coeur ve zany????:roll::-D
15. sitlo ( 30/07/2007 16:11)
hahaha, akama tiana lol :-$
16. fasaly ( 30/07/2007 16:25)
^:^^:^^:^^:^^:^ok ok! zà mbola tsy nahita nzany!!!!:?
17. sitlo ( 30/07/2007 16:29)
taraiky njyyy,
sady tonga dia milay be mihitsy lol :-D,

ny ahy ndray tsy dia mitady namana loatra no ataoko eto fa mba te hiteniteny gasy amin'ny mpiray tanindrazana. hmmmmmmmmm :}
Iza mihitsy ary no nitarika ny olona hikiakiana namana? :-D
18. fasaly ( 30/07/2007 16:40)
:roll::roll::roll::roll::roll: aza mody vomanga be eo toi fa tsy tadidiko ngah reny fotoan'ny kiana be tao am sary reny:-$
ny ahy ndray alou ny namana tsy hadino no mba efa itako e! de namana be kiana sy be tsikera:-D:-Dfa nankafiziko dool dool klou e!:-P

fa asehoy ahy hoe izany milay be zany:-P
19. sitlo ( 30/07/2007 16:48)
Mody vomanga, :-D:-D:-D
Tena voa fanindroany ndray ah le. Tadidiko koa tamin'ny mbola kely, le natoroko ny ankizy tao am-pianarana hoe inona izany laingo maimbo.
Dia maimbo be tao am-pianarana ny ampitson'iny. Dia izaho no bedy fa hoe menarana nanoro ny ratsy hono no tena fositra fa tsy Adama. :-D lol

Ankamatatra izany milay be izany, sady efa indice be izany :-D:-P
20. fasaly ( 30/07/2007 17:46)
:-Pary samy nitovy ihany nge ny adalàna nataotsika mitsam zany tam mbola kely e!
zà kounkou talou kamo hanao fizik de notaomiko lay kala namako be zay de tonga alou be tao ampenarana zahay fa nahosotray manerana ny sale sy dabilio ny laingo maibo 8-) rava waz ny cours fizik , nilay fa nandehandeha nony avy teo:-P:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.8473