kivy daholo ny fokon'olona

61. wooda ( 30/07/2007 22:46)
:? tena kivy kelikely aloha ny aty eh!

Asa oviana ny fifaliana? Vacance tsy mety vita!
62. fasaly ( 31/07/2007 06:02)
sitlo: ok:wink::lol:

wooda: kivy kelukely am inona koa enao?????
63. sakaizakely ( 31/07/2007 09:04)
fa naninn ty sitla ? ho an'iza doly reo bizoroka mavokely tsy mety tapitra reo ? nde mba haka raika ho ahy :-D:-D:-P
64. kelly13 ( 31/07/2007 09:14)
sakaizakely>za kou ankia mba nangataka d tsy nahazo fa niavonavonan'i sitlo a :-D:-D:-D hozizy oe "ndana mahazo hono" hahahahahahaha (aleo klou hamorondainga) :°):°)
65. sitlo ( 31/07/2007 13:52)
ho an'ny retraretra ireny kah :wink: :wink:

ra kelly13 ndray aloha no mangataka aty dia tonga dia tsy koah ;-):°)
66. kelly13 ( 31/07/2007 13:54)
tonga d mahazo tsy ankihambahamba v? misôtra iany klou e :°)
67. sitlo ( 31/07/2007 14:13)
tsy misy fisaorana fa ny vola omena :°)

za koa mety handeha hanao vacance. Dia miverina rehefa ririnina. milay angamba izany an. :°)
68. mamzelkely ( 31/07/2007 14:46)
sitlo mba pasio na de iray am reny bizoroka mavokely reny aza zay ee:°):-D:-D
69. sitlo ( 31/07/2007 14:52)
[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Amour/baiser-volant-79541.gif[/IMG][IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Amour/iloveu158.gif[/IMG]lesy e !


;-)
70. kelly13 ( 31/07/2007 18:01)
fika n'antitra
71. sitlo ( 31/07/2007 20:34)
:-D, mbola ho aiza eh
72. xxx ( 02/08/2007 19:44)
OZY NY ATY WE !

[URL=http://imageshack.us][IMG]http://img384.imageshack.us/img384/4076/ziiye0.jpg[/IMG][/URL]
73. xxx ( 05/08/2007 14:11)
:oops:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1164