kivy daholo ny fokon'olona

41. sitlo ( 30/07/2007 18:46)
ny anay point comme :°)
42. kelly13 ( 30/07/2007 18:54)
hahahahahaha ty ndray ary e http://www.yahoo.com/ d omeo dikateny za aveo :°)
43. sitlo ( 30/07/2007 18:55)
tsy mety misokatra fa ataovy youtube point comme :-D
44. kelly13 ( 30/07/2007 18:59)
:-D:-D ty ary atolotro anao ampitiavana b e!

Jereo eto
45. sitlo ( 30/07/2007 18:59)
misaotra akia akama tiana ah :* :°)
46. kelly13 ( 30/07/2007 19:02)
:°):°):°) tsisy fisaorana ankia a, ary inn no mba atolotrao ho ahy?
47. sitlo ( 30/07/2007 19:03)
inona no tain-dry? :°)
48. kelly13 ( 30/07/2007 19:06)
efa nariko tany @ toilettes =))=))=)):b
49. sitlo ( 30/07/2007 19:08)
oups, tian-dry no saika nosoratako lol :-D:-D
50. kelly13 ( 30/07/2007 19:09)
efa haiko ka
d hatramin'izao v d tsy mbola hainao fona ny tiko???? malahelo mafy mintsy za @ zany an :°)
51. sitlo ( 30/07/2007 19:10)
ankoatrako kah :°)
52. fasaly ( 30/07/2007 19:27)
ny mety misokatra wa ny ahy ireny jereo eto reny ny ahy eto ihany:-P:-P

sitlo: kaika hadinoko lay titre n'ity dinika ity fa momba ny fahakvina hay i floffy tsy kivy:-P:-D:-Dfa saika kivy:-P eto iany wa!
53. sitlo ( 30/07/2007 19:33)
zesta fotsiny ireny jereo eto ireny kah :-D:-D

fa nolazain'i fasaly fa resala laingo maimbo ve no titra :-D.
"Ny dinika sitlo toa hazo, raha vao maniry dia mandrobona. Fa rehefa fotorana iray ihany." :°)
Vazivazy izany fa aleo tsy asiana lalàna be izany fa mahakivy. :-D
54. fasaly ( 30/07/2007 20:13)
:°):-P:oops::-D:-D:-D
zà ngah manisy lalàna fa zà aza manao hoe aza kivy :-Dsô adina laingo maimbo eto am forum de lasa dool:^)
55. sitlo ( 30/07/2007 20:16)
:-D:-D
fa raha izaho ngamba no niara-nianatra taminao, lasa gila vetivety. :wink:
56. fasaly ( 30/07/2007 20:28)
:-D:-D:-D:-D:-D fa in ndray no idiran'ilay gila amzany resaka izany zao e!:?:-D:-D:-D zà ngah mpisikotra vomason'oul zany....:-P:-D
57. sitlo ( 30/07/2007 20:32)
:-D:-D
eritreritra nandalo, eritreritra nandalo
ny maso ila eny am solaitra be, ny ilany :^) :-D
58. sitlo ( 30/07/2007 20:57)

Za nge mody mivanivany eto fa malahelo ny akama aho io eh. :cry::cry:

59. fasaly ( 30/07/2007 21:27)
:-P iza alou zany akama zany sao mitovy lay alelovina e! zaranao aza mbo nivanivany kely niaraka teto somary manamaivana ny alaelo ihany zany:?
zarao hiaraha mizàka e! fa we iza wa????:-P
60. sitlo ( 30/07/2007 21:49)
aleo tsy tenenina kah

[center][/center]

rehefa miverina tiako ihany :wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2069