kivy daholo ny fokon'olona

21. Floffy ( 30/07/2007 18:11)
zà ko aloha d saika kivy é ! efa saika niverindalana fa niverina indray !
22. sitlo ( 30/07/2007 18:11)
:-D:-D maditra tssss,

ny anay ange tsy za no nanosotra azy fa za nanoro fotsiny eh. :-D, hoe ity ravina ity an, rehefa aosotra eto dia maimbo hahaha. Fa tsy nampoiziko hoe ho aositry ry zalahy tokoa ilay izy rehefa lasa aho. :-D
Fa ny anay ratsy be fa tsy ohatra ny anareo. Ny anay, nasain'ilay prof nohidiana daholo ny varavarakely rehetra. Dia izy eny an-tokotany miandry izay hitati-bolana.
Nisy adi-poko kely mihitsy tao am-pianarana tamin'izay.
23. kelly13 ( 30/07/2007 18:16)
kivy aho :?:°)
24. sitlo ( 30/07/2007 18:20)
tsy nety ilay emoticon, zany refa mistile manao makiazy :°)
25. fasaly ( 30/07/2007 18:20)
Floffy:

zà ko aloha d saika kivy é ! efa saika niverindalana fa niverina indray !


diso varavarana ity hevitra raika ity:roll::roll::roll:ato tsy misy kivy zany.....8-):-D


26. fasaly ( 30/07/2007 18:22)
kelly: fa in aza no mahakivy anare e!:-D:-D:-D:-Dato tsy kivy zany wa!

sitlo: ka ny anay anie mody mimenomenona dool ny mpinanatra na izaho aza e!:?:-D:-D:-D:-D mody kofona be mitsy hahahah!
27. kelly13 ( 30/07/2007 18:24)
oudryyyy ary le smiley mivilambava io no nataoko d le com d'hab-kou ty :°) d nivadika narikivy fa tratran'ny vôsarimakirana hahahaha
28. fasaly ( 30/07/2007 18:26)
ka nareo mora kivy kou!:-D
aza mora kivy zany fa vô namonaina de misinda kely de miditra ndray avy eo de somary mijerijery fotsiny aloha zay vao mandray anjara ndray:-D
29. fasaly ( 30/07/2007 18:26)
ny sasany zany efa nanao veloma indroa mitsy sa intelo:^):^):^):^):^):^):^) fa kivy hono:-D:-D:-D:-D:-D
30. sitlo ( 30/07/2007 18:28)
hahaha, ka ny anay koa ohatra izany kah. Fa le prof mihitsy no :x, le akama koa :x, ilay andro voaloha mbola nahatam-bava daholo ihany. Fa ny andro faharoa, nibaradaka amin'izay. Sady izay ilay akama nipetraka teo alohako mihitsy no niteny tamle prof.

tsy diso adiresy floffy ka.(tsy anki-kiana :-D)

kelly> Quand on parle d'akama milay, kelly montre le bout de son nombril :-D:-D
31. kelly13 ( 30/07/2007 18:28)
mahazo mandray anjara v? kôpy nareo an! mdrrrrrrrrrrr
32. sitlo ( 30/07/2007 18:30)
mahazo mandray anjara kah.

Ity indray akia ah :-D
33. kelly13 ( 30/07/2007 18:31)
Jereo eto
34. sitlo ( 30/07/2007 18:35)
:x

mahay mihira an :°)
35. kelly13 ( 30/07/2007 18:37)
any zany :°)
36. sitlo ( 30/07/2007 18:38)
efa vita vaksiiiiny :°)
37. sitlo ( 30/07/2007 18:38)
Jereo eto
38. kelly13 ( 30/07/2007 18:40)
fika soara
39. sitlo ( 30/07/2007 18:42)
soara mampiady kalo, ny soara soara ihany :°)
40. kelly13 ( 30/07/2007 18:45)
http://www.google.fr/ tsy fika io fa jereo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4754