mitady an lay namako zay

1. colar ( 05/06/2007 17:17)
fa gaga toko alo za fa to tsitako tsony fasaly,aiza aky njy fa malahelo anjy colar namanjy,
novalian'i sympa ny 19/06/2007 23:36
2. xxx ( 05/06/2007 17:50)
:-D:-D:-D:-D ntsôooooo!
3. Fiffi ( 05/06/2007 18:01)
colar: ndryyyyyyyy ....

zah indray de mitady an'i Zina sy Achia :(:(:(
4. hery ( 05/06/2007 18:24)
raha tena namana tsy manjavona zany :-)
sao mba tsy namany kosa colar :-p
5. sylvain ( 05/06/2007 18:59)
fa ao ihany tokoa ary ve izy iny fa efa ela toa tsy hita tsony.Aiza ô!!!
6. colar ( 05/06/2007 19:15)
fasaly rery no tejna namako ato ka,aiza re rokky fasaly a
7. tess ( 05/06/2007 19:24)
ito eny fa misy resaka fasaly, fa iza ho aho izy io fa ampifangaroan'i sitlo amiko ?????
colar iza hoe izay?????hay tena namanao miitsy....
8. Stretch ( 05/06/2007 19:26)
colar> nafeninareo sy rainilita any izy de mody adala amnay eo enao.:roll:
9. sitlo ( 05/06/2007 19:28)
tess> ny deriera wa :-D
10. Fiffi ( 05/06/2007 19:29)
colar:
fasaly rery no tejna namako ato ka,aiza re rokky fasaly a
zany ve akia ? :(


11. Stretch ( 05/06/2007 19:31)
fa zany sy zany tokou klou , enao ko colar elaela tsy hita teto an !
tsy namanao a fa tsy koi ?
aiza ho aiza ndray ny fihaonana rôma am zao :°)
12. colar ( 05/06/2007 20:14)
roma vonona fona,fa fasaly wa aiza e
13. tess ( 05/06/2007 20:15)
sitlo:

tess> ny deriera wa :-D


an han! hay kosa an!:wink:
14. sitlo ( 05/06/2007 20:22)
kay tena tsy fantatrao marina i fasaly fa tena mitovy, indrindra fa ilay somary floue :°)
15. sitlo ( 05/06/2007 20:23)
anontanio an'ireo mahafantatra ireo ange eh:idea:
16. fanaina ( 05/06/2007 20:56)
Mpandefa : tess [ Valio ] 05-06-2007 21:24:33
Lohateny : Re : mitady an lay namako zay
ito eny fa misy resaka fasaly, fa iza ho aho izy io fa ampifangaroan'i sitlo amiko ?????
colar iza hoe izay?????hay tena namanao miitsy....
mbola tsy fatatry ise faona ve izy?

lasa hono izy, tsy mba nampilaza ankory!!!

:lol::lol:lasa naano vakansy
17. tess ( 05/06/2007 21:25)
sitlo: eny ary aleo manotany foana toa izay manaonao foana;-)

fanaina : mbola tsy haiko aky a!.....
18. booboo ( 05/06/2007 21:36)
mihevona zay lay zanak'olona any hihihihih
19. sympa ( 05/06/2007 22:25)
De lasa voccoansy zany i fasaly :-/:-/ Eeeehh :!: De bony vaccansy zany enao kô :!: Mba velomy ihany le ordi portable any iny eee :-D:-D:-D:-D
20. tess ( 06/06/2007 04:56)
:-D:-D:-Dvelomy daholo ny rehetra e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3283